Odéam RAKOTO
1. nsydaddy
(
08/11/2006 07:54)
Mba tena tiako ilay hira hoe "AZA MANADINO AHY"
Mba alefaso ny tonony ho an'izay manana.
Inoako fa tsy nentiny maty io hira io fa mbola voatazontsika tanora aty aoriana, ka mba zarazarao hanadratana ny kanto gasy fahiny.
Misaotra e!

novalian'i mandrindra ny 10/11/2006 14:01
4. ninih
(
08/11/2006 10:58)
iny kosa ve tsy ao @fihirana ffpm de ahitana azy raha le hoe "aza manadino ahy ry mihaino vavaka":lol::lol:
6. Samoana
(
08/11/2006 15:01)
chipie1 / Mamazivazy ve ndry sa tena marina io tsy fahafantarana io ?:o
Mpamorona ny tarika Landy volafotsy i Odéam Rakoto ary toa mbola ny zanany no mandimby azy @ io resaka théatre gasy io. Matetika dia sangan'asa vahiny no lalaovin-drizareo ka i Odéam Rakoto fony fahavelony no mamadika izany @ teny malagasy no sady mandrindra ny hira sy ny feony hanatanterahina izany. Izay no kely mba tadidiko:wink:

9. mandrindra
(
09/11/2006 16:23)
iza ary aho raha fantatrao, eny ry lahy ee
odiam rakoto nampiana vao, eny reroy e
odiam rakoto nampiana vao, eny reroy e