nodimandry omaly hariva ny renin 'i avylavitra

21. Samoana ( 08/11/2006 13:57)
Misaotra anareo solotenan'ny daholobe izay afaka mampita ny teny fampiononana sy fampaherezana ho an'ny namana avylavitra.
Miombom-bavaka sy eritreritra aminareo izahay tsy afaka mamangy @ io alakamisy hariva io
22. loula ( 08/11/2006 13:59)
Mirary fiononana feno hoan'i avylavitra sy ny fianakaviany.
Ary andianteny soratra masina kely no hamenoako azy :
" Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa?..."
" Misaora @ zavatra rehetra..."
23. fanaina ( 08/11/2006 16:03)
Mirary fihononana feno ho anao ry namako!! :( dia aza kivy.:-*
24. kelly13 ( 08/11/2006 16:04)
efa nandefa hafatra aho fa mahaiza mionona, mitondra ambavaka anao sy ny fianakavianao aho.
25. Ralay ( 08/11/2006 16:10)
Mankahery sy mampionona an'i avylavitra sy ny fianakaviany ka dia ho lasan'izay ny ratsy rehetra.^:^
26. ftma ( 08/11/2006 17:01)
Mirary fihononana feno hoan'i avylavitra sy ny fianakaviana manontolo, mzhereza fa izay no lahatra.
Misaotra ny namana any Dago izay hisolo-tena antsika rehetra koa
27. robyh ( 08/11/2006 17:25)
Mirary fiononana an°i avylavitra,dia mampahery anao@ alaln°i Jesosy ,mionona fa izay no lahatra ,matokia fa ny tompo ampahery anao ,dia aza misosom-pahoriana intsony
28. mihanta ( 08/11/2006 19:24)
mamangy am fahoriana ry avylavitra,dia aza misosoka alahelo intsony.
mivavaka sady mampahery anao sy ny fianakaviana
29. cutie ( 08/11/2006 21:59)
ravatorano, de ampitaho any koa ny fankaherezana avy aty amiko. Mbola hanoratra we :wink:
30. ravatorano ( 09/11/2006 05:09)
ry namana rehetra misaotra antsika amin ny teny mamy mivoaka avy amin ny fotsika rehetra .Manana namana tokoa i avylavitra manana anareo ka dia ho hampitaina any aminy izany.Mbola handalo eto ihany izy amin ny fotoana maha mety izay fa ny tena moa dia solotena ihany.
Eto dia manararaotra kely aho milaza fa mba vakio tsara ny hafatra izay tonga any amainareo namana tsirairay any fa misy mantsy mandefa hafatra aty amiko sady tonga mampionona ahy nohon ny famoizako ny reniko :-P:-P:-P njekaky ooooooo
mba vakio tsara re ra olona ny hafatra tonga any aminareo eh !
Misaotra antsika isika e
:wink:
31. mimich ( 09/11/2006 05:47)
ravatorano>:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. dailynews ( 09/11/2006 15:34)
mamangy ny fahoriana ho azy.
33. cutie ( 09/11/2006 22:27)
Eto dia manararaotra kely aho milaza fa mba vakio tsara ny hafatra izay tonga any amainareo namana tsirairay any fa misy mantsy mandefa hafatra aty amiko sady tonga mampionona ahy nohon ny famoizako ny reniko njekaky ooooooo
mba vakio tsara re ra olona ny hafatra tonga any aminareo eh !
Misaotra antsika isika e

loza zany :-D:-D:-D:-D
de ataovy forward fotsiny any @Avylavitra e :lol:
34. ravatorano ( 10/11/2006 06:54)
isaorana ireo namana nahavita ny adidy tamin ny famangiana manjo an i avylavitra ary nisolo tena antsika rehetra mpinamana eto amin ity namana serasera.org ity.teo izany ry manjamanja,anarim,mimich,blanche 07,voahirana,glou,mcz,patou,texe,diosezy,ravatorano.
Enga anie ka ho lasa an izay ny loza .
nanafatra ihany koa i avylavitra nampitondra teny ho fisaorana antsika rehetra na ny lavitra na ny akaiky tamin ny teny mamy nalefanareo ho azy.
35. sasa ( 10/11/2006 09:40)
Misy koa anie le olona d tsy mamaky mintsy fa tonga d maika ny hamaly fotsiny
36. cutie ( 10/11/2006 20:42)
aza manome tsiny ry sasa a :wink:
37. watafon ( 11/11/2006 07:23)
misaoatra anareo nanatanteraka ny adidy e!(ekipa solida ) :-*:-*:-*
ravato: :-D:-D:-D
38. mimich ( 13/11/2006 07:15)
ravato> mahazo mamalan-kira am zay ve za!!! (hors size kely fotsiny an!!!)
misaotra an'i sasa nikasa ny hamonjy ilay fotoana fa niantona teny andranomena
de misaotra an' manjamanja tonga tam 17h55:-D:-D:-D:-D
wata< ie ekipa solida hihihi
39. naritsimba ( 15/11/2006 06:11)
misaotra anareo izay solontena nanatanteraka ny adidy tokony noefaina.
Olombelona manana adidy tokoa isika rehetra e. Dia mbola mamerina ny fialan-tsiny tamin'ny tsy fahafahana.

40. watafon ( 16/11/2006 19:29)
mimich: efa fombandry mitsy le mamalankira angah ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1147