Fanambadiana: aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety i

41. mbaliana ( 09/11/2006 01:32)
zay aloha dia marina ry patrick2002 fa ny tena tiana tenenina eto dia le conscience morale ny olona vokasiky ity raharaha ity: le marié, la mariée et la femme enceinte
42. patrick2002 ( 09/11/2006 03:19)
ka tsy hita izay manana ny marina amin'izy telo kou
andho atao hoe ilay mariée? ary sao dia mba izy aza no naka ny vadin'ilay femme enceinte ka be ati-doha ra kala dia tonga dia soratako ny ahy hoy izy.
andeha hatao hoe ilay femme enceinte ? ary sao dia mba fantatrao izaho aza fa amour de dimanche no nilainy anao fa ianao mihintsy no mialona ny toerany olona ,ary zanak'ilay bandy marina veh!
andeha hatao hoe le marié? ary sao dia lery mihintsy no rangory fototry ny afo ka nampanantenana ny atsy ,nankafy ny aroa :roll::roll:
sarotra ny hitsara olona amin'izany ry zareo ,ny fahendrena dia ny mampiavana ,dia mifankatiava aza misy miady ^:^^:^
43. Fiffi ( 09/11/2006 06:55)
ny ahy ny fahitako azy indray de zao:

-Raha zah aloha no teo @ toeran'le mariée an ! de najanoko aloha io satria mariage-ko zao ve no misy vhv bevohoka manakana an'le mariage de na nanao ny fandinihina daholo aza ny ben-tananana heu.....ho trankill ve ny saiko ? mba andro mariage-ko io !!
44. booboo ( 09/11/2006 07:23)
Ny lalana zao ve no efa manome alalana zay te hanakana lé mariage, aôna izy no tsy hiteny ? hihihihihihihi
45. tslem ( 09/11/2006 08:26)
refa hisoratra ny olondroa d certificat de célibataire ihany no ilain'ny mairie ka refa manana an'io izy d inoako fa tsy misy tokony ahasakana azy @ lé raharaha an,na efa nanana zaza 135 aza izy any ambadika any,lé vevavy ho alaina vady ngamba no tompon'ny teny farany ra tena zanaky lé kôfa hampakabady marina lé ao ankibo ao:? :?
46. booboo ( 09/11/2006 08:33)
koa ngaha tenitenenina fahatany fotsiny ilay hoe "zay mahita antony tsy tokony hivadian'izy roa dia aoka hiteny izao..." iny ? Refa misy mitsipaka @ iny dé na gli ny raha na ahemotra...
47. Fiffi ( 09/11/2006 11:12)
booboo: heu...marina ny andry an! miheritreritra zah hoe rehefa misy mitsivalana tahaka ireny ve de mbola tohizana hiany le mariage ?
48. mbaliana ( 09/11/2006 12:06)
dia asa ry zareo fa za aloha d'accord amin'ny tenin'i patrick2002... sarotra be satria isika tsy mahalala ny antécédant le tantara...
normal hoe raha za no misy manakana amin'ny andro mariage-ko dia ajanona...
- ary raha fanainiana ataony la mariée hoe efa azoko aloha dia tsy maintsy ataoko.
- ary raha fialonana fotsiny fa efa ela le vhv bevohoka no nitady an'le lhl dia efa fantatry ilay mariée ny tantara (ohatra hoe niaraka ry zareo taloha fa bevohokan'olon-kafa le vhv di nialan'ilay lhl ecc...)
- ary raha le lhl nobevaka fetsy be...
le fitenenana io angamba lasa fomba fotsiny hampieritreretina ny olon-droa hivady fa tsy hoe lalàna hisakanana ny mariage, fa dia miankina ny fanapahakevitry ny olona hivady rehefa avy eo na ho tohizina na tsia
49. Fiffi ( 09/11/2006 12:09)
heu....fa raha zah aloha no teo @ toeran'le vhv nanambady de aleoko hajanona aloha fa mi-marqué an'le mariage ange le zavatra niseho eh !
50. mbaliana ( 09/11/2006 12:23)
samy manana ny eritreriny aloha io koa
51. Fiffi ( 09/11/2006 16:33)
marina zany !
52. fiaritiana ( 09/11/2006 21:55)
miray hevitra @ Fiffi zà!!raha zà kalongany dé najanoko mits io sô misy olana avy eo! ny alina iny alouvita iany fa avy eo tsy afaka an tsaini lé vhv nanambady lé zvt niseho iny dé raikitra ny fanontaniana sns, lasa tsy mamy tsony lé fanambadiana
53. Fiffi ( 09/11/2006 22:10)
fiaritiana:
lasa tsy mamy tsony lé fanambadiana
holasa contrainte ! de andro mariage io ve heu....asa raha mety hoe tena ho faly an! fa tsy maintsy lasa any ny heritreritra ! ary tsy maintsy hiverina foana io resaka io !
Ary ny fiheritreretan'ny fianakaviana ve mba nodinihanareo ? indrindra fa ny an'le vhv ?


54. fiaritiana ( 10/11/2006 09:17)
mampalahelo fa efa vita moa iny ka atao akory!!:(
55. Fiffi ( 11/11/2006 07:38)
mety hoe nigafy sy fialonana fotsiny ny nahatonga an'zany matoa tsy niraiky le vhv
56. colar ( 17/11/2006 18:48)
mety marina fa rain janany le bandy fa sorena izy we tsy nalaina vady fa olonkafa njay,de nahavita film,nentin fo tezitra izy,maro ny otran zany,diso ko le hevitry sasa we tsisy manary zanaka zany ny kof,fa ny kof njinja no tena tsy mirahara noho ny sipa,vitsy zany we bon papa zany,fa le soratra ko alo nge tsitako zay hilan sipa an io e,ny fahitako an io de we handova ny haren kof fotsiny io na we hizara sosy am kof refa misaraka,le fanontaniana an am mairie njay d ny sosokevitro de we ra za no misoratra d za sy sipa rery d vavolombelona 2 d zay,sao misy misena eo ko mantsy,hahahhhha
57. Fiffi ( 17/11/2006 20:38)
de tsy hay aloha ny tena marina an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.698