Fanambadiana: aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety i
21. cabot
(
07/11/2006 22:07)
arako tsara hoe bevohoka lay sipa;kanefa nanakana izy zao tsy nahasakana dia oainina fotsiny zay no nataoko hoe aleo milaamina
22. booboo
(
07/11/2006 22:26)
tsy mety azoko mihitsy mandrak'ity hoe inona no tena dikany sy ilavana an'io bla bla bla io refa any @ mairie. Tssssss...mampitaintaina fotsiny nefa mba hoe " un des plus beaux jours de la vie " hono ! ...foutaises :°)
23. dailynews
(
08/11/2006 01:39)
marina fa bevohoka ilay vehivavy fa tsy manakana ilay lehilahy hanambady olonkafa izany raha ny lalana raha tsy hoe nivady ara dalana angaha ry zareo.
ary faharoa manaraka izany dia mila porofo fa zanany marina io zaza io fa tsy tonga dia miteny fotsiny tsy misy porofo hoe zanakao ity, donc mila azy teraka izany.
ary na zanany aza anie io tsy afaka ny hanakana azy tsy hanambady olonkafa ravehivavy e. ny volanjaza no azony hiadivana fa tsy ilay lehilahy intsony.
mampalahelo tokoa ilay vehivavy bevohoka ary tsy mety mihitsy ny nataon ilay lehilahy saingy tsy afaka hanao na inona na inona izy eo anatrehan ny lalana. sa..??? na dia nipetraka niaraka taminy aza izy tsy manakana ilay lehilahy mihitsy izany eo anatreha ny lalana hanambady vehivavy hafa...asa aloha

24. sasa
(
08/11/2006 04:44)
Fiffi za mino fa fialonana fotsiny io, satria raha tena tantara mitombona d tsy ho vita mintsy io fisoratana io, ary raha tena zanany marina no ao ankibon'le vehivavy, d tsy misy lehilahy handé hanary zanaka izany, efa misy mahavita zavatra anie ny olona amzao.
Tantara efa tena hitako aza hoe mody felahin'le bandy ny tehamaina le sipa d lazainy fa hoe taiza i tena no tsy nody alina, ento aty ny poketra sy iny peratra volamena iny, sady forceny daholo ny zavatra eny am'le vehivavy, d milaza amin'ny olona izay mijery eo le bandy fa vadiny le vehivavy nefa kay tsy vadin'le vehivavy akory fa entiny haratsiam-panahy te-hanendaka sy handroba olona fotsiny.
EFa betsaka ny ratsy saina sy ratsy toetra amzao

25. ari.malala
(
08/11/2006 06:23)
sasa:
ary raha tena zanany marina no ao ankibon'le vehivavy, d tsy misy lehilahy handé hanary zanaka izany,
hoy indry....
26. Fiffi
(
08/11/2006 06:53)
booboo:heu....nefa tsy misy zavatra tokony hampitaintaina raha madio ny heritreritra . Amiko aloha de tena ilaina io an !
tsy mety azoko mihitsy mandrak'ity hoe inona no tena dikany sy ilavana an'io bla bla bla io refa any @ mairie. Tssssss...mampitaintaina fotsiny nefa mba hoe " un des plus beaux jours de la vie " hono ! ...foutaises :°)
27. diamondra27
(
08/11/2006 07:32)
ary misy ny vhv dia mahavita raha an!
raha tena bevohoka izy dia omena fahamarinany plus ou mois satria naninona fantany fa miaraka @olona le rainjanany dia tsy nifandamina izy alohan'ny mariazy sa te-ho vedette?
Sao dia izy koa aza no naka ilay vadin'olona tany?
Tsy arako tsara le izy oe: le bevohoka v no niaranipetraka t@ le bandy sa le hisoratra?
Dia maninona kay manao bevohoka alohan'ny fotoana izany fa tsy azoko? F'angah tsy mampiasa fitaovana tsy mampiteraka?
Misy koa aloha le vhv tena efa nahita aho an! manao chantage grave be @ ireny olona ambony ireny e! hoe: bevohokanao za nefa tsy bevohoka akory izy.

28. tisera
(
08/11/2006 08:09)
izao anie no tsy mahamety ny fampirafesana é! fa dia mahagaga ihany fa dia mbola betsaka no tsy maharitra ny fakam-panahy amin'io nefa avy io mitera-doza
29. tywa68
(
08/11/2006 09:04)
Mba hafa² koa ilay iray nanaiky hisoratra nefa misy an'izao olona be kibo nipoitra izao ! tsy aleo niandry aloha toy izay hoe hisaraka indray avy eo !
30. Fiffi
(
08/11/2006 09:18)
satria hitarika olana goavana @ zareo vita soratra teo zao iny olana nitranga teo iny an!
31. mbaliana
(
08/11/2006 10:01)
Ary ity no hadinonareo nefa
Matoa nanaiky ary tsy henoheno le vhv hisoratra di mety efa kopy koa izy zany hoe mialona le vhv bevohoka na efa mahalala ny tantara sns...
Fa raha ianareo no eo amin'ny placen'ilay vhv hanambady inn no hataonareo raha sendra ka tsy fantatrareo le tantara?
Fa za aloha dia miaiky fa misy vhv mahavita zavatra mihitsy rehefa misy lhl tiany alaina...

32. Fiffi
(
08/11/2006 10:13)
mbaliana:de hajanoko aloha le fisoratana de mifanazava ! carte sur table indray zany !
Fa raha ianareo no eo amin'ny placen'ilay vhv hanambady inn no hataonareo raha sendra ka tsy fantatrareo le tantara?
Raha hisoratra zany manko zah de heu....tena @ fo manontolo , tsy misy pentina satria c'est le plus beau jour de ma vie !
33. diamondra27
(
08/11/2006 11:10)
de za zany le dinika ao ambadika ao hoe: fialonan'i vhv samy vhv fa zao mazava amiko ny tantara
hummm andraso arahina maso tsara ramose sao d'efa nahabikina tany ka! lol
:-P:-P

35. Samoana
(
08/11/2006 15:55)
diamondra27:
hummm andraso arahina maso tsara ramose sao d'efa nahabikina tany ka! lol
:-P:-P
Asiana puce toy ny ours des pyrénées ve ny cuisse-ny amin'izay azo arahina @ GPS ?:lol:
39. mbaliana
(
08/11/2006 19:59)
samy mahavita daholo aloha e..
mazava ho azy nefa izy nanaiky nisoratra ihany zany hoe madio ny sainy zany; tsy nataony problem le izy satria wa mety efa fantany ny fisian'ilay tantara dia tsy norarahiny...
matoa nataony dia efa nivonona amin'izany izy...
de hajanoko aloha le fisoratana de mifanazava ! carte sur table indray zany !!
Raha hisoratra zany manko zah de heu....tena @ fo manontolo , tsy misy pentina satria c'est le plus beau jour de ma vie
mazava ho azy nefa izy nanaiky nisoratra ihany zany hoe madio ny sainy zany; tsy nataony problem le izy satria wa mety efa fantany ny fisian'ilay tantara dia tsy norarahiny...
fa mety tsy mitombona mihintsy ange zao ny sain'le vhv nisoratra eh ?
matoa nataony dia efa nivonona amin'izany izy...
40. patrick2002
(
08/11/2006 21:28)
amiko aloha dia tokony lalana no hoentina mamahy ny olana eh!
rehefa mazava ny taratasy izany hoe manana certificat de celibat ilay rangahy sy ramose dia azo haroso ny raharaha.
Na nipetraka taiza izy na nabevoka an'iza mbola tsy zanany izany ,satria ny lalana dia milaza fa rehefa tsy ao anatin'ny fanambadiana dia tsy zanak'ilay rangahy izay raha tsy hoe manangana ilay zaza araky ny voafaritry ny lalana ilay rangahy.
humaniste loatra ingahy ben'ny tanana ka nanjary nisafotofoto ny raharaha.