Moa Petera,Papa voalohany?Was Peter the first Pope?

21. prime ( 13/11/2006 10:32)
Izany foana no fahadisoan'ny fiangonana (rehetra io, tsy an-kanavaka) hatr@ izay, ny fiheverana fa ny olon-tsotra (laika) dia tsy natao hahafantatra ny tenin'Andriamanitra na ny asan'Andriamanitra na ny fomban'Andriamanitra fa natokana ho an'olona vitsy2 izany...

Fa iza tokoa moa no tsy mahalala ny tantaran'ny fiangonana? fa miditra google araka ny lazain'i booboo ohatra dia hita io... fa hafa ihany raha izay tena mahalala no mitondra fanazavàna...

pissoa> F'angaha ny katôlika irery no mahalala ny momba ny papa, na ny hatr@ izay na ny hatr@ izao?:lol::lol:
22. dailynews ( 13/11/2006 20:03)
[quote=prime]
Izany foana no fahadisoan'ny fiangonana (rehetra io, tsy an-kanavaka) hatr@ izay, ny fiheverana fa ny olon-tsotra (laika) dia tsy natao hahafantatra ny tenin'Andriamanitra na ny asan'Andriamanitra na ny fomban'Andriamanitra fa natokana ho an'olona vitsy2 izany...

ekena
23. prime ( 14/11/2006 14:47)
Ka dia mbola manasa hatrany izay mahalala ny hanambara ny tantaran'ny papa voalohany...
24. pissoa ( 16/11/2006 05:27)
prime:
pissoa> F'angaha ny katôlika irery no mahalala ny momba ny papa, na ny hatr@ izay na ny hatr@ izao?:lol::lol:

misy soratra an'zany ngah eo sa tsy mahay mamaky teny koa :lol::lol:
25. prime ( 16/11/2006 11:38)
pissoa:
liana amin'ze ho Papa manaraka sahady ngah ny ... tsy Katolika ?
asa aloha...:-D:-D
26. pissoa ( 16/11/2006 16:13)
hihihi - mahay mamaky teny ve hoa sa tsia i prime ? :roll::-D:-D:-D
aiza ho aiza amin'io teniko nataonao quote io le soratra oe ny katolika irery no mahalala momba ny Papa ? :lol:
27. tsimiandravola ( 16/11/2006 19:30)
manindry kely ny voalazan'i Hery aho hoe raha efa misy tsikera entina hankahalana ao aminao koa na inona na inona ho hazavaina dia tsy misy vokany izay fanazavana
hafa ny hoe fitiavana ny halala hafa ny hoe fitiavana te hitsikera

Ny ahy dia mazava fa fitiavana ny hitsikera.Mahafinaritra ahy mihitsy ny mampisambodika an'izay miseho azy ho manantsaina sy raitra indrindra.Mieritreritra ianareo fa mafibe satria mafibe ny baiboly ampiasainareo.Ny tena marina nefa dia vao maika ilay izy mampiseho fa mirefarefa be ilay toe-tsaina.

Amiko aloha rehefa voanontany aho hoe fa maninona no mahantra be i Dago?Ny hany avaliko an'ilay mpanontany dia tsy misy afa-tsy ny hoe "satria ny mponina ao aminy dia mbola simple d'esprit no betsaka"Simple d'esprit ahoana? Dia valiako hoe satria mbola minomino foana,rendrika ao anaty obscurantisme..;na ny miresaka sy ny mifanakalo hevitra aminy aza mbola sport be....8)
28. xxx ( 16/11/2006 20:01)
Ny ahy dia mazava fa fitiavana ny hitsikera.[...]

itako no matetika hors size ! mirefarefa be ilay toe-tsaina (l)
29. prime ( 17/11/2006 12:54)
pissoa> important v zay filazanao azy?:lol: ny mahaliana ny rehetra izao dia ny tantaran'ny papa voalohany...:wink:
30. pissoa ( 17/11/2006 16:53)
Important tokoa moa izany - ny fahazahoanao izay voasoratry ny hafa sy ny zavatra soratanao mampandainga olona ! Ka tsy hanontaniako tsara kosa ve ? :lol::lol::lol:
31. prime ( 22/11/2006 10:20)
Azonao anontaniana fa mivaona @ lohahevitra...:lol: ny hoe mampandainga indray dia ianao izany no mihevitena ho mandainga angamba fa ny fanontaniana koa tsy maintsy napetraka rehefa tsy mazava...:-D:-D

Fanontaniana no napetrako fa tsy fanamarihana...:-D:-D sao d mila solomaso ary pissoa?... tsy misy miteny ao na dia kely aza hoe ny katôlika irery no mahalala ny momba ny papa... fa hoe :
pissoa> F'angaha ny katôlika irery no mahalala ny momba ny papa, na ny hatr@ izay na ny hatr@ izao?
32. xxx ( 25/11/2006 03:53)
Dia valiako hoe satria mbola minomino foana,rendrika ao anaty obscurantisme..;na ny miresaka sy ny mifanakalo hevitra aminy aza mbola sport be....8)
[/quote]Marina ny teninao, ny olona aty amintsika dia sady mivavaka ny razana no mivavaka amin'ny sampy, dada Rabe,manaofanatitra alatsa-dra eny amin'ny fasan'andriana ary mihinana ny hena nalatsa-dra natao fanatitra. Ireo rehetra ireo dia efa voafoaka ao anaty eksodosy 20:3 Aza manana andriamani-kafa afatsy Izaho irery ihany, aza miankohoka amin'ny sarivongana na zavatra vitan'ny olona. Miangona alahady fa mangalatra akoho alatsinainy. Miankohoka sy mivavaka amin'ny olona mitovy amin-tsika. koa raha mivoana aza ny fanontaniana , manohana ny teninao aho. Tsy mahagaga raha tsy mahita fanasitranana ara-panahy isika satria afangaro daholo ny tambavy sy ny rano vaoahasina fa tsy ny herin'ny fanahy masina no antsoina hanampy sy hitantana


33. prime ( 27/11/2006 11:25)
Lohateny : Moa Petera,Papa voalohany?Was Peter the first Pope?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3796