TDM mety hanohana an'i Ny Hasina
21. jpeg
(
05/11/2006 19:05)
any madagasikara io, efa mahatratra 30 000 eo ho eo ny mpikambana.ary raha ny vinavina nataon'ireo mpikambana (mpianatra,mpampianatra,mpiasa, fonctionnaire,....)ireo dia mahazo eo amin'ny 18% ry zareo.
23. lagoon
(
05/11/2006 23:21)
jpeg:
any madagasikara io, efa mahatratra 30 000 eo ho eo ny mpikambana.ary raha ny vinavina nataon'ireo mpikambana (mpianatra,mpampianatra,mpiasa, fonctionnaire,....)ireo dia mahazo eo amin'ny 18% ry zareo.
Izany ve tsy revin-gadra be fontsiny?Na i Herizo sy Pety mitambatra aza tsy hahazo io score io koa eo iaalahy no be resaka eo.
:-D:-D:-D:-D:-D
25. prime
(
06/11/2006 09:16)
Fa hafa foana ny kandidà manam-bola sy tsy manam-bola... na d tsapa aza fa misy mbola mety hahavita lavitra ny kandidà tsy manam-bola...
Fa izany koa aloha mbola anisan'ny demokrasia...

26. Achia
(
06/11/2006 09:19)
demokrasia 2 moa ve nareo mino fa izay mpitondra rehetra eo de ahazaka zany demôkrasia zany , tsss nofy
27. kolokanto
(
06/11/2006 11:28)
Hoy lagoon:
Ny fanantenana anie no mahavelona ny olona sasany ry lagoon e!" l'espoir fait vivre certaines personnes".:wink::lol:
Izany ve tsy revin-gadra be fontsiny?Na i Herizo sy Pety mitambatra aza tsy hahazo io score io koa eo iaalahy no be resaka eo.
Ny fanantenana anie no mahavelona ny olona sasany ry lagoon e!" l'espoir fait vivre certaines personnes".:wink::lol:
29. mandrindra
(
06/11/2006 15:07)
raha siora fa mahazaka 18% ny TDM dia efa nanolotra kandidà fa tsy izao vao mitady.
firy amin'ireo mpifaninana ireo no afaka milaza fa ahazo 18%. amin'izy 14 ireo dia 2 ihany no mahazo mihoatra an'io tarehimarika io raha be indrindra.
fa io moa afaka miteny daholo satria tsy misy afaka manamarika fa ahazo an'izany na tsia ny tdm.

30. kitjo
(
06/11/2006 15:39)
za ary mino fa ny 1 ihany mihoatra ny 40%
2 mihoatra 10%
1 entre 3 et 5 %
ny ambiny ambanin' ny 1%
ka TDM raha manana kandida ndana mirotsaka fa mety ho lany 2e tour raha tsy Tonga Dia Maty!

31. lagoon
(
06/11/2006 18:12)
kitjo:
za ary mino fa ny 1 ihany mihoatra ny 40%
2 mihoatra 10%
1 entre 3 et 5 %
ny ambiny ambanin' ny 1%
ka TDM raha manana kandida ndana mirotsaka fa mety ho lany 2e tour raha tsy Tonga Dia Maty!
1 mihoatra ny 50%
2 mihoatra ny 10%
4 entre 3 à 5%
Ny ambiny dia
35. fijo
(
07/11/2006 23:43)
ny TDM anie ka na ny olona naika hotoanany aza tsy nasahy nanonona azy akory e.tsy hoe mivory ny bandy iray tanan de hoe isika no bobaka sy betsaka .
misy kandika tsy ahazo 1% akory ao ary maro izany.

36. manantsoa
(
10/11/2006 17:34)
Kandidà miesona mora tratry ny fonoka ve no ho lasa filoha ????? Tsy ho tavela eto isika malagasy rehetra.
38. fijo
(
10/11/2006 22:34)
misy tsy ahazo 1% akory eo wa.ary ahoan aihany ity buleta tsy mbola vita ity ny sasany e?