TDM mety hanohana an'i Ny Hasina

1. jpeg ( 04/11/2006 10:49)
Efa mandeha ny resaka ny fifanarahana fa mety hanohana an'i Ny Hasina Andriamanjato ny TDM.
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:34
2. kitjo ( 04/11/2006 15:00)
in ty TDM?
3. tenagasy ( 04/11/2006 16:54)
Tonga De Mety
4. jpeg ( 04/11/2006 18:11)
antoko politika Transparence Democration Malagasy.
5. kitjo ( 04/11/2006 18:37)
mmhhh...in ty democration? avy @ Democracy ve? first time i ve heard that!

ka azavao aloha hoe iza io dia aiza dia manao inona dia satria maninona no tokony hanohana an' i Ny Hasina sa AKFM Junior koa?
6. jpeg ( 04/11/2006 19:30)
Democratie fa ialana tsiny fa diso fanoratra.
Olana no tohanana fa tsy Atoko.Satria izy efa nahavita zavatra teo amin'ny firenana, no olona mavitrika.
7. kitjo ( 04/11/2006 19:56)
efa te dodo nga jpeg toa diso daholo?
tanjemo le diso tsipelina io fa grave...lasa "olana" no tohananao fa tsy 'olona"...grave izany an

raha ampitahaina ny vitany sy ny vitandravalo , na t@ Ravalo mbola maire aza, iza no betsaka?

8. pakopako ( 04/11/2006 20:40)
slt daole aleo za ny hampitaha azy ary Ny Hasina mbola tsy filoha sady mbola tsy maire, fa saingy raha jerena @ fampandrosoana noentin\\\'ny Ny Hasina teto d mety hahavita be noho i R8 izy.
9. kitjo ( 05/11/2006 06:14)
mmhhh...tsy mi convaincre mitsy zany!

tsy maintsy hanontany an mailhol ihany izany le!
10. akama2006 ( 05/11/2006 08:31)
kitjo> dia omeny mailhol faminaniana, ho president indray andro any toi fa atovy eo!

mino any mailhol tokoa ve i kitjo? aizaaaa!kozy veeee!:-*

jpeg sy pakopako> izaho koa mahita izany hoe nahavita be izy !
11. jpeg ( 05/11/2006 08:40)
raha ny fijeriko dia misy hitovizany i Ny Hasina sy Sarkozy, jereo anie ity
video ity
dia ho tsapanao izany.
12. belaza ( 05/11/2006 08:43)
akama2006:

kitjo> dia omeny mailhol faminaniana, ho president indray andro any toi fa atovy eo!

mino any mailhol tokoa ve i kitjo? aizaaaa!kozy veeee!:-*

jpeg sy pakopako> izaho koa mahita izany hoe nahavita be izy !


zà ndray nahita hoe nanao izy toy ireo minisitra hafa rehetra, satria raha tena nahavita be marina izay, nahoana mo izy no tsy lany maire? efa avy nifaninana tamdra8 mantsy izy iny, sa ve izahay vahoaka mihitsy no vendrana tsy nifidy azy? ny anay mantsy izay nahavita be ihany(mivaingana) no tsy maintsy apetrakay eo aminy fitondrana
13. jpeg ( 05/11/2006 09:12)
tsy lany Maire izy satria betraka kokoa ny entimanana nanaovan'i Ra8 propagande.
Ny zavatra mampalahelo any dago dia izay be vola ihany no "matetika" lany, indrindra raha hoe mbola tsy fantatry ny olona ianao.
14. kitjo ( 05/11/2006 10:10)
laingalainga kosa aloha fa raha oharina fts ravalo sy Ny hasina t@ fifidianana maire tsy nahavoa an' ny fitiavan' ny olona andRavalo izy....na tsy resa-bola aza....saingy mandainga kosa raha hilaza hoe tsy tian' ny olona izy fa resy am-pahamendrehana izy t@ iny

fa amty kosa aloha raha izaho izy aleoko miverina ministre ihany na PM fa manimba passport le tsy lany perzida k!

akama> hahaha... za ve mino an'i mailhol? nde hanao pasitera fopla ko za d haminany aminareo eto :-D
15. akama2006 ( 05/11/2006 11:37)
belaza> tsy misy miteny kosa hoe vendrana ny vahoka tsy nifidy azy e!tsy misy vendrana izany fa samy manana ny firehany fotsiny!

jpeg> mitovy aminy hevitrao koa ny hevitro!

izay no mampalahelo amin'ity politika malagasy ity anie e!tsy hevitra fa vola!dia izay be vola izany;nefa raha ny tena marina dia ny volany fanjakana no ho enti mampandroso ary ny hevitra politika no ampiasana izany!

misy miteny hoe mila fanarenana Madagasikara,izaho aloha mahita fa dia ny 99% fiainan-dramalagasy dia mila harenina daholo!tena plan sans plan ohatra ny urabanisme antsika ihany le izy e!gravy an!fa tsy kivy anefa!
16. akama2006 ( 05/11/2006 11:38)
kitjo> tena mba hitondray faminaniana any marina ra kitjo sao mba ho lasa prezida ihany isika aminy taona2500 any a!:-D
17. kitjo ( 05/11/2006 12:51)
hahaha

prezidam-pokontany any andanitra no hitako ato izao!

d enao mi-veiller an le futur prezida gasy mandritra ny propagandiny amzany
18. lagoon ( 05/11/2006 18:03)
Fa mba firy eo moa ny pourcentagen'ity TDM io?
19. jpeg ( 05/11/2006 18:22)
raha araka ny voalazan'ny tompon'andraikitra iray avy ao amin'ny TDM dia eo amin'ny 18% eo ho eo.
20. kitjo ( 05/11/2006 18:38)
pourcentage par rapport @inona io ?

dia any dago ve io sa aiza dia olona toy inona ny membre ao? (mpianatra..mpiasa..mpanao politika..?0
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438