Fifidianana Tsy hi-démissionner eo mihitsy Ravalomanana.

21. kitjo ( 04/11/2006 08:27)
araka io lazain fijo io koa hoe rajemison zany no ho atao ho eo dia lasa ndray ry zareo be menomenona avy eo

aleo amzao fts e!

ataovy ny fifidianana d aleo ny valiny no hilaza azy raha tena tsy faly @ izy tsy ni demisiona marina ny vahoaka..

zay hiraharaha?
22. akama2006 ( 04/11/2006 09:41)
rakaraoka> dia izay koa ny ahy no tsapako!

tsy misy resak hoe tiana sy tsia fa raha mijery ny zav misy dia izay no mitranga!ka na arahina ny lalam-panorenana na stia dia samy maka ho azy izany,dia mitondra mankaiza moa izany?ary ny tena komika aminy ity fifidianana ity dia izao;araka ny fahitako azy,no henjehina ny teo aloha fa nanao usurpation de fonction!usurpation aminy sens manao ahoana moa izany,satria raha ny legale no miprime aminy legitime dia tsy nisy io!mazava ho azy!ary raha ny legitime araka ny teniny fijo no raisina dia tokony tsy ho gaga izany isika raha ho avy ny mponina avy aminy Austronesien ho tonga etoMadagasikara ka tonga dia hipetraka sy hanao izay tiany satria legitime fa ny razambe iraisana no tonga voalohany teto et ainsi de suite! mazava be fa hiteny isika hoe ko raha tsy inona koa!!! dia izay no valiny raha tsy inona koa!

ny lalàana natao hanomezana legalisation, mazava fa raha resaka legitime no raisina dia tsy misy dikany satria samy manana ny reference aminy atao hoe legitime!i fijo sy izaho izao ohatra hoe zaza niara notaizana,i fijo no zanaka voasoratr fa izaho kosa zaza nobeazina, legitime izahay roalahy satria samy zanaky dada fa kosa i lery no legale satria voasoratra sy manan izay ZO izay!isika malagasy dia izay ny fombantsika mitaiza isika,mitaiza nyhavana sahirana ,mitaiza ray amndreny etc...!hany ka sarotra ny manaiky hoe misy lalàana ambonin'izay anie!

raha mba azo ampifanarahina aminy fotom-pisainatsika ny lalàana misy izao dia mety handroso be angamba ,ny lalàana izao na dia samy niainga aminy code de 305 article taminy androny Ranavalona aza dia nampiana ny fomba vazaha,kanefa tsy mifanaraka intsony aminy tranga izao ka mila révision!araka ny hevitro io!
23. rakaroka ( 04/11/2006 14:02)
zandikely:


FANONTANIAKO DIA TSOTRA OVIANA MOA NO TOKONY HO TAPITRA NY FOTOANA TOKONY HITONDRAN'NY FILOHA RAHA IREO INVESTITURES 2 IREO NO JERENA SATRIA SAMY LAZAIN'IZY IREO LÉGALE DAHOLO MANKO?

Mila valin-teny juridique fa tsy interprétation tahaka ny ataon'ny maro eto.

22 fév 2007 no feno dimy taona ny niakarany teo




24. rakaroka ( 04/11/2006 14:27)
[quote=fijo]
le resaka vatokely aloha mety ka.
le hoe tsy mahazo milatsaka anie tsy midika hoe tsy mahazo mametraka fangatahana hilatsaka e.mametraka izy,dia raisina dia tsy ekena.de izay.iny azo ekena.
le hoe samborina indray.misy cas azo ampitovitoviana aminy izao aty frantsa....

Ilay izy ry Fijo tsy hoe sarko akory na France etc... no repère raha manao ny lalam-panorenana.
Ka justement ny namelezan'ny olona an'i sarko anie dia izy tsy manara-dalàna akory ary ny lazainy anio hafa ny rahampitso hafa, rahateo tsy ampitoviako loatra ny hoe simple ministre iny sy ny hoe ny
"Haute cours constitutionnel" eo amin'ny tokony ho vesatry ny zavatra apetraka sy ny "rigeur" takian'izany izay miantoka tanteraka ny fandriapahaleman'ny firenena iray.
Ny principe de base apetrakao no itsaran'ny mpitazana ny fahamatorana manao zavatra!
Ny lalàna novolavolaina mba ho arahina fa tsy sanatria ampiarina fotsiny hanaovana tsindrihazolena ny tsy manana dia misy karazan'olona ekenao fa tokony apetraka hoe tsy iaran'ny lalàna.
Tsy hoe nanao izany ny teo aloha dia voatery hanaraka efa fa izay no maha fanjakan'ny Baroa izany hoe samy manao izay saim-pantany.
Mety ho sahirana isika aoriana raha tsy hisy lalam-panorenana matotra itondrana ny firenena.
25. fijo ( 08/11/2006 23:12)
akama an,ny zanaka legitime sy ny legale anie izao ka samy mahazo mandova e..efa mitovy zo mihintsy ireo izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0425