Ahoana ny hevitrareo

21. vegas ( 03/11/2006 10:34)
sasa:

1-Mbola tokony hiteny an'io bandy io sy hananatra an'azy am zavatra tsy mety ataony ve za sa tsy tokony hiteny tsony?

Aza miteny tsony fa vao maika taraiky aminao eo ny fony raha maheno ny conseil-nao sns

sasa:

2-Ny fianakaviany matetika mbola manasa an'ahy refa misy fety, mbola tokony hande ve za sa tsy hande tsony? za mantsy mande foana satria ny ray amandreniny mintsy no tonga manasa an'ahy matetika

Aza mandeha tsony manomboka androany fa ho sahirana enao any aoriana any raha lasa mifankatia be enao sy ny fianakaviany. Tadidio fa noho izy (ilay bandy) no nifankafataranareo (enao sy ny fianakaviany).

sasa:

3-Azo lazaina hoe tia tena ve io bandy io satria raha araka ny eritreritro manokana d mijaly ilay sipa novadiany satria noho ilay sipa bevohoka no nahatonga an'azy niray trano.

Tsia! tsy azo lazaina mintsy oe tia tena ilay bandy satria mba nanaiky niray trano amin'ilay sipa bevohokany ara izy. Misy anie bandy ka tsy te ahalala na nanabevoka zanak'olona aza.

sasa:

4-Marihako fa io vehivavy renin-janany io d matetika mifanena sy mifampiarahaba amiko, mety koa ve ny hiresahako sy hanoroako hevitra an'io vehivavy io?

Non aza miresaka sy maka contact aminy akory.

Ny tena marina dia enao ihany mahita azy ry sasa. Zahay tsy mahafantatra ny toetran'ilay bandy. Mety tena tiany tokotrany enao, raha tsy mampijaly anao ny hijanonareo ho mpinamana de tazomy ny contact.
Enao mo io efa nilaza hoe tsy iverindalana intsony, tapaho ny hevitrao ara! Adinoy any izy sy ny fianakaviany. Aza manome conseil azy akory, ny sipanao ankehitriny conseilléna ra tinao hihatsara. Ny fianakavian'ny sipanao ankehitriny iaraha-mifety ra te hifety.
Fa zany akory tsy midika hoe manaova masika amin'izy mianakavy.
De mahereza e!
22. sasa ( 03/11/2006 10:36)
nikopol tena efa nisy fety tany d nanasa an'ahy ry zareo misy vadin'ny cousin-ko mantsy taizan'ny ray amandrenin'io sipako taloha io d miaraka mipetraka amindry zareo any, fa tsy nande le sipako amzao fa navelany nande za fa tsy norarany,efa niteny taminy za hoe tsy hande fa le sipako amzao indray no tezitra ka niteny tamiko hoe mandehana fa nanankinan'ny olona andraikitra ianao d tanteraho fa za tsy maninona anao satria ianao efa fantatro loatra.
nikopol diso aloha ilay hoe tiako noho ilay sipako amzao io bandy io satria efa amantaonany anie no nitalahoan'io bandy sipako taloha io mba hiverina amiko ary tena tsy nanaiky za ary tsy hanaiky hatram farany, za indray aloha tsy tia loatra an'le fiainana mihemotra.
nikopol ye fantatro ilay sipa vadiny io satria zandrin'ny meilleur amie-ko tany am lycee.
23. diamondra27 ( 03/11/2006 10:42)
de hanao ahoana zany ny hiafaran'ny tantara ity raha izany e!

et ils se sont mariés, bcp d'enfants.....

VIVE LES MARIES

:*:*


Wééééééééééééééééééééééééé

za tsy tany dago fa raha tsy zany de namonjy mariazy
24. booboo ( 03/11/2006 10:56)
Miombon-kevitra hatrany an-dreniny @ Mandrindra sy Vegas.
25. watafon ( 03/11/2006 11:00)
sasa: ary tena mifamatopatotra b anie zany ny famille nareo zany e! za koa aloha mahita fa mbola misy fitaiavana kely an'ilay sipanao taloha ao aminao e! sa tsy marina zany ? ary mba tena tsotra kosa aloha le bandy miaraka aminao zao e! tena marina e!
26. nikopol ( 03/11/2006 11:30)
Sasa > tokony tsy nanaiky ianao amin’ilay tsy fandehanan’ny sipanao vaovao tamin’ilay invitation. Mety tsy nande izy satria hitany fa mi-arranger anao ny tsy fandehanany. Malala fomba izy sady tianao.

Tsy fantako na mbola tia an’ilay taloha ianao na tsia, fa ny mazava dia tsy telinao ny fisarahana taminy, ary raha tena tianao be ny sipanao vaovao dia tsy ni-petraka daholo ireo fanontanianao eo ambony ireo. Ny fijeriko azy ( mety ho diso ) dia zatra mikarakara loatra ny hafa toy ny zaza ianao nefa ilay bandy sipanao vaovao tsy mifanaraka firy amizay loatra dia lasa ilay bandy taloha ihany no tianao karakaraina tsara. (Rehefa mamo toaka iny izy dia omeo dité tsara ao e :lol:).

Ny tsy fiverananao miaraka amin’ilay taloha tsy midika velively fa tsy tia azy tsony ianao. Ny hita dia manelingelina ny fiainanao ny tsy filaminan’ny fiainan’ilay bandy taloha. Raha tena efa vita marina ny anareo dia tokony tsy ho blema zany. Mbola aloka aminao foana izy na tsy miaraka ary ianareo hatramizao.

Na zandrin’ny meilleur amie anao aza ilay sipa dia tsy namanao velively. Sao fika inconscient hahafahanao mijanona eo akaikin’ilay bandy taloha io resaka hoe resahiko ve ilay vadiny io ? ny fahitako azy tsy mahafoy an’ilay bandy voalohany ianao ... nefa mino za fa hanimba ny fiainanao zay resaka izay .... tsy voatery amin’ty sipanao vaovao ty fotsiny fa amin’ny manaraka rehetra ....
27. booboo ( 03/11/2006 11:34)
re-miombon-kevitra kounkou hihihihihihihi
28. sasa ( 03/11/2006 12:03)
niko ilay izy tsy hoe za no mbola te-hiditra amin'ny fiainandry zareo fa izy mintsy no tonga any aminay matetika noho izy sy zokinay mpinamana be hatramzay, matetika za miafina azy, ka tsy haiko na tena noho i zokinay marina na koa hoe te-hijery sy hiresaka amiko tsotra izao.Efa niezaka niresaka tamin'ny zokiko ihany aho mba tsy hankanesany an'io bandy io any aminay tsony nefa i zokinay tsy sahy miteny an'azy, za moa efa miteny an'azy foana hoe aza mande aty aminay tsony fa tsy mety amin'ny vadinao.
watafon raha ny hoe mbola tiako io bandy io d non ny valiny adidy amin'ny maham-pinamana sisa no ataoko an'azy sy nanampiako an'azy hatramzay mba tsy hanarahany ny lalandiso toy ny fanaony.
nipetraka ireo fanontaniana ambony ireo satria mila ny hevitrareo rehetra za amle izy, satria za mba olombelona ihany mety ho manao fihevitra diso.
29. mimich ( 03/11/2006 12:06)
sasa> efa reo voalaza reo doly aky ny hevitra rehetra!!! saika mitovitovy avokoa ny soson-kevitra voalaza ka ataoko fa tsy sarotra amin-dry ny mandray ny fanapahan-kevitra eee.:-*:-*:-*:-*

30. nikopol ( 03/11/2006 12:33)
Sasa, tsy afaka hanakana an’i zokinareo sy ilay bandy taloha ho mpinamana ianao, fa na izany aza tsy misy tokony hiafenanao aminy. Fa ny fiafenanao aminy dia midika fa tsy mbola mazava ny momba anareo. Ny fitenenao aminy hoe “ aza mankaty intsony fa tsy mety amin’ny vadinao “ dia tsy mazava ihany, fa maninona raha tsorinao fa tsy mety “aminao” ilay izy? Sa mbola mety aminao e ?

za mino fa tsy tianao io bandy io fa saingy tsy hainao ny manadino azy. Raha izy no te ho diso dia avelao izy ho diso any fa zavatra hafa atao e ! na tonga ao antrano izy noho ianao na noho i zokinareo dia avelao ho tonga fa tsy blema ho anao izany ! tokony tsy ivaky la-tety aminy ianao fa manome espoir sandoka fotsiny... tokony ho tsapany fa tsy hisy espoira intsony ny aminareo. Tsy ny fitenenanao an’izay akory no hahatsapany izany fa ny fihetsikao rehetra tsy mivaky loha aminy.

nefa ... raha tianao izy dia aza menatra miverina aminy e

31. Zina ( 03/11/2006 13:28)
xxx [ Valio ] 03-11-2006 07:08:22
Lohateny : Re : Ahoana ny hevitrareo
Hoy i sasa:

Ka ny hangatahako hevitra aminareo d ity.
1-Mbola tokony hiteny an'io bandy io sy hananatra an'azy am zavatra tsy mety ataony ve za sa tsy tokony hiteny tsony?


Eny, mbola tokony miteny sy mananatra anazy enao, tanteraho foana ny adidy na ho fitsinjovana anle vhv vadiny ihany aza.


Hoy i sasa:

2-Ny fianakaviany matetika mbola manasa an'ahy refa misy fety, mbola tokony hande ve za sa tsy hande tsony? za mantsy mande foana satria ny ray amandreniny mintsy no tonga manasa an'ahy matetika?


Ra za no eo am toeranao ts mandeha tsony za! azavaiko am ray amandreniny ny situation, sy koa tokony teneninao zareo hoe ny tena vinantony no tokony mande am zany fety zany. Fa le vinanton-jareo v nefa mande refa misy fety ao aminy?


Hoy i sasa:

3-Azo lazaina hoe tia tena ve io bandy io satria raha araka ny eritreritro manokana d mijaly ilay sipa novadiany satria noho ilay sipa bevohoka no nahatonga an'azy niray trano.


Tena tia tena b mintsy izy satria tsy vokatry ny fony akory izany ny nanambadiany ani'ly vhv, ary hijaly foana io vhv io!


Hoy i sasa:

4-Marihako fa io vehivavy renin-janany io d matetika mifanena sy mifampiarahaba amiko, mety koa ve ny hiresahako sy hanoroako hevitra an'io vehivavy io?
Sarotra ihany mantsy ny toerana misy an'ahy satria ilay bandy tena tsy mety tenenina mintsy ary namoaka vava mintsy hoe refa tsy za no ho lasa vadiny d hampirafy sy hanao sipa foana izy,za nefa efa manana ny olona miaraka amiko koa ka tsy mety amiko ny zavatra angatahiny.


na d am maha samy vhv aza aky a, toroy hevitra izy ny am zay tokony ataony! d teneno ilay namanao, le lhl io zany hoe aza mampijaly vhv hoe fa mba vhv ihany no niteraka anao! izay fa mahereza a!


Za tia miombo-kevitra an'i xxx
32. lost ( 03/11/2006 13:29)
Bold textTsotra re ee aza asina fifandraisana tsony d zay fa tano ny azo fa sarotra ko ny mila fa sao d hanimba ny fiarahanao @ lay sipanao vao2 zao ndray d ataon'ny ol fisaotina fona enao ra miaraka @ bandy hafa ndray d mbola zany iany ny blem d tsy ahazaka le bandy d lasa mandé d zay fona fa avalony any zay lasa any fa refa miaona fotsiny manao manaona fa tsy manitadresaka!!
33. Zina ( 03/11/2006 13:32)
hajao ny tokatranony...
aza asina fifandraisana tsony
34. sasa ( 03/11/2006 13:48)
niko efa betsaka izay fitenenana nataoko izay mba tsy hankanesany any aminay tsony kanefa tsy nampijanona an'azy izany efa amantaona maro anie izay,voatery miafina za no farany fa tsy te-hiresaka aminy tsony, efa fantany tsara satria za efa niteny mivantana taminy hoe tsy tia anao tsony no sady tsy hiaraka aminao zany tsony fa aleo isika mifanaja, fa raha vao tonga any an-trano izy d mitari-dresaka sy milaza ny olany amiko foana, izay no mahatonga an'ahy miafina indraindray, raha tonga ao an-trano izy ka tsy ao zokinay ohatra d za no tadiaviny faharoa.Mandreraka be ilay izy fa izany hoe ny tena mba olona misy hajany ihany d tsy ho sahy hanao scandal kosa angamba fa efa ataoko mintsy izay tsy hifanenako aminy na ao an-trano aza.
Ny olako anie ry lost d izy mankany antranonay sy naman'i zokinay fa tsy za mintsy no mandé mitady an'azy e! sanatria, ary efa fantatry ny sipako amzao fa tsy mivaky loha aminy tsony za no mahatonga anay tsy miady tsony,satria na za aza efa namoaka vava mintsy hoe tsy mahalala tsy tiana fa mbola mandé aty foana.
Mandrindra efa mazava hatram voalohany fa hoe mpinamana sisa izahay saingy izy no mitady zavatra hafa foana d izay no mahatonga an'ahy miafina fa leo be za.
mimich misaotra anareo rehetra nanoro hevitra, d ho tanterahako aloha izay azoko atao aza.:-*:-*:-*

35. Zina ( 03/11/2006 13:53)
hendry ianao mbola hijanona foana io rehefa itany ianao fa mi-eviter azy foana... ilay vadiny no tsinjovina
36. xxx ( 03/11/2006 16:20)
ny ahy zany de tsotra e! hajao ny maha-vhv antsika e! atovy ampy le 5ans niarahana e!ataovy hoe raha hianao no eo @ toeran'ilay vhv de ahoana zay fa de mahereza.
37. diamondra27 ( 03/11/2006 16:41)
xxx: soa ihany sasa fa sincère koa !
fa raha zany no sendran'ny vhv ratsy saina ngamba de e e e ! anaty posy le kof

38. Fiffi ( 03/11/2006 16:42)
pot de colle koh zany bandy zany klé ! sady tsy mba misy fanajana ny vady aman-janany akory ! shhhhh
39. colar ( 03/11/2006 21:27)
zay vo itako lay dinika ,milay,ra i sasa no manontany hevitra d mba hanomae ny hevitro za,refa avy namaky ela b za de we ra baviko sasa d zao,hanelingelina anjy ny fifaneraserana amin io sipanjy talo io,fa nga tsy d tinjy ko le sipanjy vao2, hiarao fona ny vao2 d adino ho azy ny talo,fa le bandy ko alo nge tsy tokony omena tsiny fa mba azon tampoka ko izy zany e,ka efa we tsy tiny le sipa zany fa sasa no tiny ko,fa anjaran sasa no mandinika we zakany v zany we efa niteraka le bandy tia azy,otran le bandy ray zay ko,hahhhhhhah,mahereza aky ry akama ,maka rivotra kely aty am roma 2 e,hihhihiihi
40. sasa ( 06/11/2006 04:00)
colar hi hi hi hi hi za lesy efa teo no niala tsy tia tsony za,le voavao izao no tiako be no sady tsy foiko,matoa izahay nisaraka efa tsy nety taminay ny niaraka donc avelao izy ho any fa za tsy miverin-dalana tsony, leo ho azy eo marina izy araka ny tenin'ny namana io ambony io refa midify azy foana za. hihih ih hi fa mba iza koa izany bandy 1 izany izao????????:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228