Ataovy fohy ny zavatra soratana

1. rabaradaka ( 02/11/2006 07:55)
Mba eritreritra mandalo re ity ry havako isany : azo atao ve ny manoratra fohy eto amin'ny serasera fa misy nama olona manoratra lavabe tena lavabe. Sady tsy voavaky ireny no manelingelina maso. Mba eritreritra re fa dia aza ariana aho raha tsy tianareo ny hevitro
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 06:55
2. ravatorano ( 02/11/2006 10:10)
za tsy hanary andrabaradaka amin ny heviny fa izy aza mba mibaradaka eto
io less misy zavatra tsy maintsy atao lava ary ao ny azo hafohezina ah
:wink:
3. isrine ( 02/11/2006 10:56)
Raha toa ka lava resaka nefa miodikodina ny tiana ambara de ekena ny anao, fa raha tantara na fanazavana de tsy maintsy soratana ny rehetra, na ny mety de hoe: raha toa ka lavabe ny tiana soratana de zaraina 2-3 fa mifanesy.
Rehefa mety ny tsipelina tsy maninona na lava aza ny resaka eto fa raha sendra ny tsipelina @ izay itiavana azy de mankaleo be ny resaka ary misavoritaka h@ saina ary tsy azo ny tian'ilay olona resahina.
4. diamondra27 ( 02/11/2006 11:19)
ka raha tsy mazava de aona
5. ari.malala ( 02/11/2006 13:32)
de azavaina ko :idea: :-D:-D
6. aokahoahy ( 02/11/2006 13:58)
Be resaka ohatran'Ambositra de tsy hahaiva zavatra eo nareo zalahy e, za ndray miaro ny hevitry rabaradaka misy ange olo manoratra efa ho 2 pages e
7. dailynews ( 02/11/2006 17:26)
tonga rabaradaka dia sotio raha tsy tianao vakiana a, mety mahasoa olona hafa anie e :D
misy tsinona ny olona miresaka kely sy mivazivazy dia ampy ary misy ny olona tia miresaka miditra lalina, style ny tsirairay daholo io.
izaho aloha dia tahaka izany ary mety ho izaho angamba no tianao resahina fa tsy maninona izany.8)
8. Fiffi ( 02/11/2006 17:51)
rabaradaka: na lava , na fohy ny hamalian'ny namana ny dinika zay halefanao de toute façon , enao mametraka an'le dinika de iny enao no manjavona tsy hita intsony ! tsy mamaly zay hevitrin'ny namana ka tsy hitako zay antony hitarainanao ! :wink:
9. papounette ( 03/11/2006 09:02)
rabaradaka:

Mba eritreritra mandalo re ity ry havako isany : azo atao ve ny manoratra fohy eto amin'ny serasera fa misy nama olona manoratra lavabe tena lavabe. Sady tsy voavaky ireny no manelingelina maso. Mba eritreritra re fa dia aza ariana aho raha tsy tianareo ny hevitro



Marina nenao Rabaradaka .Fa za ko alo mba anisany anatiny le lava resaka!:oops::oops::oops:fa de hozaraina roa le fandehandresaka zany @ manaraka.
:-*:-*:-*
10. Fiffi ( 03/11/2006 13:26)
ka izy aza tsy mamaly akory ka tsy hitako hoe inona ?
11. tafita ( 03/11/2006 21:48)
Ny an'i ra mibaradaka anie tsy nataony lava fa nataony miverimberina ( in-3 be izao ve nama ) ary ny iray mitovy amin'ity ary amin'ny momba ny takelaka no nasiany azy .....
12. belaza ( 04/11/2006 08:18)
tena aleoko indray lavabe de mazava tsra toy izay fohy kely tsy mazava klé! raha ohatranay badolahy sarotra ihany raha tsy azavaina lavabe!!:@:@
13. kitjo ( 04/11/2006 09:10)
marina io fa zany hoe araka ilay resaka io

:idea:ho an' izay tsy maintsy manoratra lava be mba tokony mandingana andalana inddray fa oh anah aloha dia tsy voavakiko tsony fa marary ny masoko mjery an le lava be nefa ko mbola soratra SMS no atao

:idea:na zaraina araka io lazain' i papounette io

:idea:Ho an' ireo izay te hampita vaovao avy @ gazety koa dia tokony resume fts no atao oe dia apetraka ilay lien mankany @ ilay site fa raha ilay gazety manontolo no soratana dia lava lotra

:lol: lava be!
14. xxx ( 10/11/2006 22:17)
deeee raaaa miakaanakaaaanaa deeee aaaaaaonaaa=))=))
15. kitjo ( 11/11/2006 06:55)
d mihakanakana ko mamaky azy :lol:

ngah ny tanana koa mihakanakana ry xxx?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.274