mpifankahalala sa inona?

21. jentilisa ( 02/11/2006 08:39)
mpifanoratra amin'ny namana serasera izao no hitako, indrindra ato amin'ny dinika!
22. booboo ( 02/11/2006 08:57)
Mpifankafantatra. Tsy mpifankahalala satria booobaka beee no mbola tsy nifankahita tava, moa koa zay raha ato @ forum (matetika resaka manala azy fotsiny fa tsy ny antsipiraham-piainana no zaraina) ihany no mba hifaneraserana.

Misy anefa mpinamana mifankahalala tsara satria mifampizara ny manta sy ny masaka any ambadiky ny forum.

23. vale ( 02/11/2006 12:21)
Fijo: :):-*
Fiffi: :oops: merci ky a :-* :)
24. vale ( 02/11/2006 12:22)
booboo: ie marina !:wink:
25. ari.malala ( 02/11/2006 13:30)
mifankahalala izany anie raha amiko mifankatia e! avy @ hoe lala, malala, tsy haiko alo e, hevitro iny, dia efa nampifankahalalan'ity site ity isika rehetra, dia mifankahalala izany, misy moa ny nanitatra dia tena norealizena le izy de lasa realy ny fifankahalalàna sy mahampinamana e
26. nolalaina ( 02/11/2006 13:42)
simplex:

ngambany hoe: mpanala azy :-D:-D





:-D :-D :-D ka raha zany ve tsy efa betsaka no nalana éh?? :wink:



fijo : raha ny ahy ndray klou dé oul 3 no tena haiko eto éh!! ny sisa dé namana tsy mbola hita taré tsy hay ny @.... fa kous dé namana tsotr'zao eto @ serasera!! namana mahafinaritra ny miresaka sy ny mifanala @ zany éh!! (@ = namana bédabé an)
:-* doly o!!
27. nolalaina ( 02/11/2006 13:45)
ari.malala:

mifankahalala izany anie raha amiko mifankatia e! avy @ hoe lala, malala



dé lasa ari.malala :wink:
:-* njy !!
28. vale ( 02/11/2006 15:11)
ari.malala: hihihi, ny ahy indray a, samy hafa ny mpifankahalala sy ny mpinamana, sa mitovy izany ireo?:oops:
29. Fiffi ( 02/11/2006 16:08)
zah aloha de manaraka zay lazainareo aloha fa toa tsy de arako loatra le izy zany an! :oops:
30. fijo ( 02/11/2006 22:11)
io fanazavan'i booboo io izao no tena ilaiko.raha misy hafaka manitatra.
raha raisina hoe
mahalala. midika ve izany fa efa nifankahita???
mahafantatra.aloha mety tsy mbola nihaona fa misy zavatra azo aambara momba ilay iray.
mahay,kosa amiko dia sady efa nifankahita no fantatra ny momba azy.
ari malala an,aiza kosa e ze misy lala ve de mpifankatia aby le.
31. Fiffi ( 03/11/2006 06:07)
fijo:
mahalala. midika ve izany fa efa nifankahita???
amiko aloha de tsy midika hoe mahalala an'i fijo zah nefa zah mbola tsy nahita an'i fijo an! @ fomba ahoana moa no hilazana hoe fantatro i anona nefa mbola tsy nahita azy akory zah fa resaka phone sy net sy forum fotsiny no natao ?


32. booboo ( 03/11/2006 10:42)
mahalala. midika ve izany fa efa nifankahita???


Fijo > amiko klou dia eka ny valiny e ! na zany aza tsy hoe zay nifankahita aby aby zao dia mifankahalala aby. Ingahy zao efa nifanabe maso tamiko fa tsy afaka milaza zà hoe tena mahalala an'ingahy satria boooobaka beeee ny mombamomba an'ingahy tsy fantatro fa ampahany kely fotsiny. Lé mpifankahalala amiko tsinona misy certaine intimité ifampizarana. non ?

Na mpifankafantatra na mpifanhalala klou amiko ilay rohy maha mpinamana no ifandrasainy...fa misy degré-ny hihihihihihi
33. nolalaina ( 03/11/2006 11:22)
Firy degré?? :wink:
34. Fiffi ( 03/11/2006 13:28)
:-D
35. fijo ( 03/11/2006 22:30)
booboo izay mihintsy no nahatonga le fanontaniako.satria tsyhaiko ny manasaraka ireo teny ireo.nefa mino aho fa mitovy ireo fa tsy sahala.
36. soanja ( 04/11/2006 05:40)
Mpinamana fotsiny isika sy Fijo na dia mbola tsy nifankahita tarehy aza. Fa raha vao hitako kosa de tonga de mpifankahalala amzay. Sa ahoana?:wink:
37. Fiffi ( 04/11/2006 11:20)
marina zany !
38. fijo ( 09/11/2006 22:22)
soanja ,marina izay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3474