mpifankahalala sa inona?

1. fijo ( 01/11/2006 21:16)
lasa wa ny saiko we,isika eto miresaka tsara tsy misy tomika,ary tena mifanakalo hevitra sy traikefa sy ny rehetra.ka izao le fanontaniana;
isika namana eto ve.
mpifankahalala? sa
mpifankahay? sa
mpifankahafantatra?izay mahay manazava io re fa tena lasa kely ny saiko e
répondu par fijo le 09/11/2006 22:22
2. andry08 ( 01/11/2006 21:22)
mpi-forum re e!:)
3. simplex ( 01/11/2006 21:30)
fijo:
mpifankahalala? sa
mpifankahay? sa
mpifankahafantatra?


tena tsy hitako ze mahasamihafa an'ireo :°):-P

valin'le fanontaniana:
tsy haiko ;-)

ngambany hoe: mpanala azy :-D:-D


4. cutie ( 01/11/2006 21:31)
mpifankafantatra:lol::lol::lol:
5. Fiffi ( 01/11/2006 21:39)
ao ny mpifankahalala

ao ny mpanala azy

ao ny mpifankafantatra

ao ny mpi-forum fotsiny

ao ny mpisipa

ao ny mpivady

ao ny mpinamana virtoaly fotsiny

ao i fijo sns.....

ary i fijo ? aiza ho aiza ny toerana misy andry @ ireo ?
6. fijo ( 01/11/2006 21:43)
tsy azonareo le tiako hiaviana.
ny tiako holazaina dia izao.mitovitovy ireo teny ireo nefa misymahasamy hafa azy,ka izay no hilako hevitra.
7. cutie ( 01/11/2006 21:48)
mpifankahay =mpifankafantatrra sy mpifankahalala
8. andry08 ( 01/11/2006 21:51)
izaho koa miteny an'io lazain'i cutie io, fa sao dia
ny hoe"amis" sa "camarades" sa "copains" sa"connaissances" ary no tian'i fijo holazaina?
9. boubounezy ( 01/11/2006 21:51)
mpifurum fotsiny dé izy e! zay ny anah alou e!itovizako kely @ andry08 za sady tsy mpiavana tsy mpinamana no tsy mpifaninn zay ny ahy eto fa refa miresaka eto dé eto iany tsy ilako lasa lavitra ny ahy fa zay ny itako fa tena milay, sô tapaka llandra tampoka eto @ tsy antony=))=))=))=))=))=)) fanalana azy zady imehezana fotsiny eto./
10. cutie ( 01/11/2006 21:52)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 01-11-2006 22:51:32
Lohateny : Re : mpifankahalala sa inona?
mpifurum fotsiny dé izy e! zay ny anah alou e!itovizako kely @ andry08 za sady tsy mpiavana tsy mpinamana no tsy mpifaninn zay ny ahy eto fa refa miresaka eto dé eto iany tsy ilako lasa lavitra ny ahy fa zay ny itako fa tena milay, sô tapaka llandra tampoka eto @ tsy antony fanalana azy zady imehezana fotsiny eto./

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. boubounezy ( 01/11/2006 21:59)
cutie tapaka sady vé ny tsinainjy e!:-D:-D:-D:-D tanjemo sô le llanja eo ary an!=)) zay vô wé pompier ah! pompier=))=))=))=))=)) aleo méhezako fotsiny
12. cutie ( 01/11/2006 22:04)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 01/11/2006 22:10)
misy HS zany an !
14. fijo ( 01/11/2006 22:13)
fombany io ka
15. boubounezy ( 01/11/2006 22:20)
xxx tsy aleo vé esorina zany hs zany?
16. Fiffi ( 01/11/2006 22:22)
fijo: de diso daholo ve akia ireo zavatra nolazaiko ireo ? :oops:
17. fijo ( 01/11/2006 22:33)
an an,fa tsy azondry le tiako nolazaina
18. vale ( 01/11/2006 23:22)
Fijo koa rangah manontany hay efa fantany ny valiny!:roll:

ny anah aloha mpifankahay >> ze mifanakaiky bb koukou,
ny mifankahalala >> @ ps na sary na anarana ftsn:roll:, ny eto @ forum indray de mpidinika, hihi !!
ny mpifankatia>> na virtoaly na efa nihoana tany ivelan'ny virta, ka efa nifampiteny jtm!..:^)

ny mpinamana>> misy virt ftsn, misy sady virt no realy...

ny mpi-forum: ze mifampiresaka eto @ forum ftsn..:wink:



19. fijo ( 02/11/2006 05:48)
vale tena tsy haiko ka.satria mifanakaiky loatra ny dikan'ireo ka izay no mahafanina ahy
20. Fiffi ( 02/11/2006 06:52)
mazava be ny fanazavandry ry vale an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091