manina

21. Fiffi ( 29/10/2006 20:46)
MTN:
Aza malahelohelo izany fa ny olona aza mba te ho eo amin'ny toeranao.
MTN: na izany kosa aza akia de tsy maintsy misy foana ny halahelo an! hafa hiany ange le hoe any an-tanindrazana an !


22. prime ( 30/10/2006 12:43)
:wink:
23. Fiffi ( 30/10/2006 17:20)
prime: nga akia tsy marina zany ? :roll::(
24. mandrindra ( 31/10/2006 11:14)
xxx, ny fiamaboly dia betsaka, fa ny hoe inona no mahalina an'i xxx no tsara ho fantarina. arakarak'izay ny zavatra atao. ny ahy aloha dia tikao ny misotro dite, mihirahira, manao fanatanjahantena, mivorivory manao dinidika ambany tafotrano .... dia izay rehetra mahalina atao e. aza miandry misy hitaona foana vao mandeha fa mba miantsoa ny hafa, mandehana irery.
25. ninih ( 31/10/2006 14:31)
ary raha mifanao lazaina indray ny toerana misy an' i xxx de manao fotoana @ ankizy eto @ sera² ze mipetraka any raha afaka ry zareo e! sa izany tsy fanao intsony refa any lavitra any?
26. Fiffi ( 31/10/2006 19:02)
eny tokoa hoa ?
27. kala ( 01/11/2006 06:58)
xxx > sao dia mba ny toaka gasy marina no tena vahaolana hoanao.
lengako zany fa izao : ianao angaha tsy mba nanana fialam-boly tena nankafizina hatrizay.
tsy tia mamaky boky ve, na manao scrabble, na mitsangatsangana, na manao marche fotsiny ê! dia mahazo rivotra dia ao tsara.
Oay saika hadinoko, manaova yoga :roll:
dia mba antsointsoy koa reo namana hafa mitovy aminao sao mba afaka mi organiser harivariva eo amorom-patana.
Manao barbecue dia asiana revy kely ihany tsy maninon.
Mahereza dia mazotoa mianatra :-*
28. Fiffi ( 01/11/2006 07:05)
xxx: ny olana hitako zao de:

-ianao miafina @ xxx

-tsy misy hahafantarana hoe iza na iza

-mitalaho nefa enao ary mitodika any @ taoka

-mandefa dinika eto ianao ary manontany hoe inona no azo hatao na fialamboly

-Te-hanampy anao anefa ny namana eto de inona no azonay hatao @ zany ? Raha tianao manko de misy dia misy ny namana ! zay koa no mampi-namana an ! hanampy , hinamana (raha tianao zany) hifankahita sy hiaraka hialavoly fa tsy hasiana taoko ! saingy....aiza ianao zao ?
29. prime ( 03/11/2006 10:22)
fiffi> :):-*:*
30. Fiffi ( 03/11/2006 10:24)
:):*:*
prime: fa tsy marina ve akia ireo nolazaiko ireo ?
31. prime ( 03/11/2006 10:31)
eka hoy izy...:roll::-D:-D
32. Fiffi ( 03/11/2006 10:36)
diso zany ! eka ouz ny marina ! :-D
33. booboo ( 03/11/2006 11:30)
:-D:-D:-D :°)
34. Fiffi ( 03/11/2006 16:35)
booboo: ka io ange nangalariko avy tany @ ndry eh! :-D:-D:-D:-D
35. vale ( 04/11/2006 16:38)
:-D:-D:-D
xxx: a, aza tonga dia mitady ny hoe hahita namana eo ny ho eo fa io mandeha mora ho azy eo ihany, ny azo atao ankoatra ny toaka moa izy teo? mandehana manao sport, mankany @ ireny salle de sport ireny , mahazo namana any enao, milomano koa ohatra, na mamaky boky any @ bbliotek, manao fotoana @ ireo namanao ireo dia mba mandeha any @ ireny salle de jeux ireny na dia misy console aza ao an-trano, hafa ihany ny mivoaka milalao miaraka @ namana any, mandeha any @ ireny soirée gasy ireny, ny concert sns,... hanombohana azy alou de manaova sport, io kou manala stress , tsy atao mafy be fotsiny sao vao may koa zvt hafa no ho azo eo:lol: :wink:,.. zay dia courage:-*:wink:
36. Fiffi ( 06/11/2006 18:28)
de aiza zao i xxx eh ?
37. degree ( 10/11/2006 05:46)
fa naninona marina moa ra- xxx no tsy mahasa miseho masoandro e! araka ny tenin'i fifi hoe "xxx: ny olana hitako zao de: -ianao miafina @ xxx " sa efa saika lasa radaoro ka menatra hiseho tarehehy?izao kosa angamba tsy mino an'izany fa mataoa ise mba efa mahalala ny lafiratsin'io toaka io dia noho ny faharatsiany,ka ahoana moa ry se no ahafahan'ny mecanicien hanamboatra fiara iray mandeha essence hovana ho diesèl raha tsy hasehon'ilay tompony ny mpanamboatra ilay fiara,ka marina indray ny an'i fiffi hoe""tsy misy hahafantarana hoe iza na iza""ka mino aho fa fantatra tsara ny adress_nao dia mety afaka mihitsy angamba i fiffi hidina hamonjy anao any e! mety ho maro ny mba hanatitra na de sirop aza ho solon'ny toaka ............. sa?;-)



38. tywa68 ( 10/11/2006 06:21)
tsy ampy anao angaha ny eto @ tranokala ê ? makà boky, films na jeux PC etc... ny hitako dia ny fotoana aza no tsy dia misy aty ! fa enjika lava ! dia manoratra kely ho an'ny any Mcar koa azo atao ka :Phihiihi !
39. ninih ( 10/11/2006 14:15)
be ireo lasa any ivelany any fa refa ela de mande foana ny fiainana fa aza sarokenatra fotsiny e! sady mila mi-ouvre ko anie e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.468