manina

1. xxx ( 27/10/2006 23:57)
Za ohatra ny mila hevitra avy aminareo.
Vao roa taona izay aho no taty andafy fa ohatra ny leo be izany aho.:evil: Inona kay no mba fialamboly mahafinaritra aty ankohatra ny toaka.
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:15
2. Fiffi ( 28/10/2006 05:53)
xxx:
Inona kay no mba fialamboly mahafinaritra aty ankohatra ny toaka.
:roll::roll: mba hafahafa koa zany fialambolinareo zany an!
Ka maninona raha mody any an-tanindrazana raha manina ka hanimba tena tahak'zao @ taoka fotsiny eh ?


3. bebegeante ( 28/10/2006 06:10)
za alou mba té hamaly anao saingy ts6 haiko ny any knou!!za aty antanindrazana ihany!! fa raha izany anié toa revy fotsiny ny anao izany é!!
sô d tsy mety kousé!! tsaléo v mandéndé mijery izay tsy misy aty é!! betsak anie ny zavatra azo atao é!!
4. xxx ( 28/10/2006 07:04)
za nge mpianatra eh. sure aho fa rehefa vita ny fianarako dia hiverina any aho fa mandritra ny fianarako no tiako anontaniana. mandritra ny dimy taona eo
5. mamzelkely ( 28/10/2006 07:04)
:-D tiko be le we akôtran'ny tôka :-D:-D:-D andana miaraka amin'ny namana ry se aaa:-D
6. xxx ( 28/10/2006 07:09)
ka ny revy aty mihitsy no tsy maintsy amin'ny toaka foana, indrindra fa miaraka amin'ny namana
7. xxx ( 28/10/2006 07:43)
xxx, tamiza vao nandao ny Mada dia tsy tamana mihitsy fa :snif::snif::snif: foana zà, sady mbola tsy nahalala gasy taty mihitsy tamizany :cry: Fa rehefa tamàna teto amin'ny serasera dia tamàna taty ihany koa ny farany ee :wink: Raha toa ahy aloha dia ny revy mba tena milay tsisy antenaina izany raha tsy efa nahafanatra gasy. Fa dia teto iany no nanondrana sy nivanitika dia nandeha iany ny la vie niafarany.

Rehefa mahafantatra gasy indray betsaka ny azo atao k. Na manao karaoke hira fahiny aza, mivazo mahaleo, ny andro maraina na ny weekend tapitra tsy maintsy hamonjena asa indray no mapanaleo :roll:
8. diamondra27 ( 28/10/2006 07:55)
sao de tokony hanao :@:@:@:@:@:@:@:@:oops: hanampiana le toaka?
9. simplex ( 28/10/2006 10:10)

diams: :-w:-w

xxx,
manaova activite fa tsy maintsy mahazo namana foana. Mety hoe tsy gasy aloha e. D aza adino fa donnant-donnant foana no tokony ho izy.

D zao koa, namana.serasera.org :°):-P;-) D hendry tsara an, lol. Misy namako zay zao taloha izy masina b fa zao d lasa mifoka rongony foana no sasatra ;-):-*
10. Fiffi ( 28/10/2006 10:47)
diamondra: anjekaky ooo :{:{:{
11. Aino ( 28/10/2006 16:02)
ny aty tsy de resaka taoka izany fa hoatra hoe miaraka mande mijery cinema,mijerijery tànana,mijery magasin,na any atrano no manao fotoana dia miara manao izay kilalao azo ampiasana saina, sns.
12. Fiffi ( 28/10/2006 17:28)
xxx: bdb kosa ny zavatra azo hatao an ! fa nga kosa de tsy maintsy taoka foana no heritreretina rehefa manina ? sa manao zay maha-mamo de hoe mba hanadino ? nefa hanenina avy eo satria harary handoha avy eo koh !
13. diamondra27 ( 28/10/2006 18:21)
simplex: efa oe :oops::oops:
de aoana zany namanao lasa nifoka moly zany , hummm mba toroy hevitra ihany ry zalahy e
fiffi:fa aona akia? Tsy tokony hampiana moly ve le toaka? mety tsy ampy dozy knou
14. tslem ( 28/10/2006 18:50)
Mitety an'i TATI ao barbès no ataoko ra zah énao;nénah lou zany no nataoko dé farany ah nahita akôlita e, dé milay b ny férahana hatram'zao,tsy msoutro,tsy mgouka,tsy mlouka fa masaka bé
15. Fiffi ( 28/10/2006 20:05)
tslem: be tavaratra be loatra any klé ! mampatahotra :-D:-D:-D sady ry zareo manana fijery bizaorïda zany klé ! :-D:-D:-D
16. tslem ( 29/10/2006 08:17)
:lol::lol::lol:dé tsitako tsony zany zé lazaina koh
17. diamondra27 ( 29/10/2006 08:29)
ndana manao recherche any @ bibliothèque nationale au lieu de manaonao foana.

Ngah voatery hisotro enao refa miaraka @ namanao mpisotro?
Za zao manana namana mpifoka sigara, misotro toaka, homosexuel, de ho lasa toa ireo koa ve za?
Miankina aminao ihany io ry xxx a!
Azo atao ny miresaka tsy misotro toaka fa misotro jus.
Rehefa mora taritina ianao de voilà , hikorosofahana eo

18. Fiffi ( 29/10/2006 08:47)
zay indrindra manko hoa akia ry diamondra an!
sady ny zavatra mahagaga ahy ange de zao eh ! raha ny fialamboly no hilaina ! anjekaky ooo !! enao indray no tsy haharaka tellement be loatra ! fa tsy ny taoko !!!
19. MTN ( 29/10/2006 17:45)
Aza taitra fa fombany io. Misy fotoana ahatsiarovana ny any amin'ny tanana foana.
Fa saingy izay misy iainana eh.
Ilay resaka revy mantsy tena miovaova be araka ny toerana io. Na ny fisotroana bex aza tsy mtovy ny aty Dago sy ny ao Eropa ary ny any amerika. Aza malahelohelo izany fa ny olona aza mba te ho eo amin'ny toeranao.
20. MTN ( 29/10/2006 17:46)
PS:
Fiffi:

nefa hanenina avy eo satria harary handoha avy eo koh !

misy fika atao rehefa misotro dia amin'izay tsy marary andoha

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1265