Fitiavana ve!

21. kelly13 ( 28/10/2006 10:57)
asinao lien hoe "jereo eto" d mba kiriezy d nijery kinanjo tsatsan'ny vato beuuuu (lava beuuu) d tsy nahavita namaky! mdrrrrrr
22. Santiona ( 28/10/2006 16:46)
Lava B mitsy knou!
Asa na hahatratra ny record teo aloh
200message mahery.
23. Fiffi ( 28/10/2006 19:52)
ary mbola tsy nofenohin'lery akory ange le momba azy eh !
24. kelly13 ( 28/10/2006 20:28)
mba manao suspens izzy ry fiffi d betska ny t hafantatra azy a :wink:
25. Fiffi ( 28/10/2006 21:19)
zany an ? :wink::-D
26. Santiona ( 30/10/2006 09:43)
Ka ahoana zany ry jobala a?
Aza misterieux B otran'io e!
Za te ho namanao.
:-*
27. jobala ( 30/10/2006 14:54)
Ka ahoana zany ry Santiona
Mahafinaritra 'zany!
Ny ho tonga naman'ny daholo be tokoa moa izany no tanjona e! ka misy toy izany ndray ve e!
Ka inona moa zany ny ambarao any e!:)

28. jobala ( 30/10/2006 14:58)
Aiza aaaa!
Tsy nanao suspens 'zany ny olona fa kay tsy nety akory ilay mombamomba ahy nofenoiko iny!...Zava-doza...:lol::-D

29. jobala ( 30/10/2006 15:00)
Ary efa nofenoiny @'zay kosa e!

30. jobala ( 30/10/2006 15:02)
Fa inona hoa ny lava b e! tsy azoko kosa e!
Tady v sa fil v sa inona.....:-D

31. jobala ( 30/10/2006 15:04)
Vato b v? firy kg?...Lava b ndray? firy metatra?...:arrow:
32. jobala ( 30/10/2006 15:10)
fa ataonao inona izay alehako!:evil:
Fa argumentation momban'ny inona ilay izy?
33. jobala ( 30/10/2006 15:13)
Nga enao tsy d mahita firy...sa...ampindramina solomaso...ha ha ha ha!...ho ho ho ho...hi hi hi hi:-D

34. Fiffi ( 30/10/2006 17:48)
jobala: fa ho an'iza daholo ireo zavatra rehetra na fanontaniana hataonao ireo ?
35. fiderana ( 31/10/2006 16:38)
jobala >> serieux ve aloha sa hianiany kely isika:lol:, ndao ary ê!=))=))=))=))
36. Fiffi ( 01/11/2006 09:08)
mahavariana nareo klé !
37. jobala ( 02/11/2006 15:08)
Fa ho anao sy izay t hamaky azy rehetra!:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0691