Fitiavana ve!

1. jobala ( 27/10/2006 15:21)
Fitiavana ve!
Tiako raha toa ahy sy toa anao ny fitiavana!
Satria mantsy izaho mitady anao ho namako ary ianao,tsy hiambahamba hanaiky ho namako!ka hifandray izany ny tia sy ny manina ka tsy hisy intsony izany ny ratram-pitia e! Ka noho izany ary dia ndao hifampitady e! Sady efa eo koa anie ny serasera.org e! NDAO ARY!!!!!!(l):-*
novalian'i jobala ny 02/11/2006 15:08
2. booboo ( 27/10/2006 15:24)
NDAO ARY!!!!!!

hihihi haninona ?
3. fasaly ( 27/10/2006 15:30)
:roll::roll::roll:tsy ankanavaka na lahy na vavy ve lay namana tedavina????:wink:
4. jobala ( 27/10/2006 15:33)
Eny tokotrany!
Na pelaka aza!
5. jobala ( 27/10/2006 15:34)
Ha ha ha ha!
Inona no tianao re!
6. Fiffi ( 27/10/2006 16:24)
jobala:
Ha ha ha ha!
Inona no tianao re!
fenoy aloha ny momba anao mba ahafantarana hoe iza marina ianao eh ! :wink:


7. booboo ( 27/10/2006 16:41)
:°)
8. Fiffi ( 27/10/2006 17:41)
ka tsy marina ve akia io ry booboo ?
9. colar ( 27/10/2006 18:07)
ary misy toko d matoatoa nefa milaza mila namana a,za nde mba hanao matoato ko kty, any am pasana daol reny tsisy nininn reny asaina mitady namana e,tssssssssssss,mampme
10. Fiffi ( 27/10/2006 18:56)
colar: aiza koh enao zay mimémé eo ? :roll::-D:-D
11. jobala ( 28/10/2006 10:05)
Hé! Efa feno b zava-doza mihintsiny ny momba ahy fa ianao angamba no tsy nijery e! sa...kosa tsy d mahafa-po anao loatra ny voasoratra ao?...valio...8-)
12. jobala ( 28/10/2006 10:15)
Tsssssss!Kay v zà matoatoa e!koa mba ndeh mbo anangatra any @nô any za rahalina k'ty! boooooooooooo!...tsy mampmé... :evil::twisted:
13. simplex ( 28/10/2006 10:17)

vao niainga t@ le ps aloha d efa :-w:-w
fa ity mintsy no tena tsy matin'zala lolo kou:
jobala:
Na pelaka aza!


hazavao :°)
14. jobala ( 28/10/2006 10:20)
Mbô hazavao fa sarotra b klé anona a!:?:
15. kelly13 ( 28/10/2006 10:27)
jobala> ny ps-nao hono no tsy matin'ny oul papillon e! sady joba v hono eno no lahy sa jo bala b @ basket! tsy mazava tsara tsinn d mila fanazavana fanampiuny. zay v ny anton'io hoe "Na pelaka aza!" io?
16. simplex ( 28/10/2006 10:29)
kelly :-D:-D

jobala : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m446b1a036fa65

bonne chance,
17. Fiffi ( 28/10/2006 10:33)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=jobala
18. Fiffi ( 28/10/2006 10:35)
jobala:
Hé! Efa feno b zava-doza mihintsiny ny momba ahy fa ianao angamba no tsy nijery e! sa...kosa tsy d mahafa-po anao loatra ny voasoratra ao?...valio...8-)
aiza no misy an'zany hoe efa feno zany ao ? http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=jobala


19. kelly13 ( 28/10/2006 10:43)
simplex:

kelly :-D:-D

jobala : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m446b1a036fa65

bonne chance,

g po de chance, lava lôtra, maty ny masoko donc tsy voavakiko dol! asio compte rendu pliz! hihihi
20. simplex ( 28/10/2006 10:49)
:D:D:D
in ny alehandry any in ? :°):twisted:

nisy bandy 1 nanao argumentation pertinente tao. boygay ny ps-ny. Saingy hoe tsy nahavoa firy lery.
Sao d mety mi-interesser an'i jobala :roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0132