Nanambara prophétie hon Mayhol momba ny fifidianana 3 Dec

21. ratafika ( 30/10/2006 14:40)
prime> tsy sanatria mamingavinga olona aho sanatria. Ary ihalako tsiny raha izany no fandraisan'ny olona sasany azy. Fa ny ahy ny olona toan'i Maihol dia tsy tiako satria mirediredy sy manakotaba saim-bahoaka. Efa firy taona izay i Pasitera Maihol no nilaza hoe ho tonga ny farandro. Anefa hatramin'izao aloha mbola lainga izany. Ahoana no fomba hinoana olona toa izany.

Ary mba tiako ho fantatra koa hoe ahoana ny mahatonga ny olona iray ho mpaminany? tahaka ny Maihol? Satria mantsy tokony ho fantatra eran-tany izy raha tena izany no fahamarinana.
Sa ve misy fianarana ho mpaminany any Mcar?
Dia mbola haveriko ihany ny fanontaniako tetsy ambony hoe : fa maninona i Maihol no tsy misokatra ny vavany raha tsy fifidianana ary resaka politika?
Izahako mahita fa tsy normal mihintsy izany. Ary tsy honnête ny olona ohatr'izany.
22. Achia ( 30/10/2006 16:10)
Lavitry ny afo ny kitay :-D:-D:-D
23. prime ( 31/10/2006 12:18)
ratafika> misaotra anao... =D
achia> sao le afo no lavitry ny kitay? :-D:-D:-D
24. Achia ( 31/10/2006 16:53)
Io baiboly io oa tsy manadinga zany , tena marina e !
25. prime ( 02/11/2006 11:28)
Achia> tsy azoko...:-P:-D:-D:-D
26. rrgmt ( 05/11/2006 15:14)
Séparation de pouvoir :
Raha mpaminany izy, tsy tokony hilatsaka président @ 2013, fa hanao ny asan'ny mpaminany ao @ fiangonany,
kanefa koa moa izy mpaminany sandoka ka afaka manao président ihany ê:^) 8O
27. prime ( 06/11/2006 07:07)
rrgmt> toa hoe tsy hilatsaka anie izy raha ny filazany fa ho lasa filoha fotsiny e...
28. tianne ( 13/11/2006 08:08)
prime:

rrgmt> toa hoe tsy hilatsaka anie izy raha ny filazany fa ho lasa filoha fotsiny e...


d tsy mila ho fidiana kou zany izy?????????, sady raha mpaminany izy d ilay oe korontana rehefa tsy mahay manajanona izy d mba asaivo lazainy oe rahoviana? mba hiomanan'ny mpitondra fanjakana indray amin'izay hanampiana ny vahoaka ka hanajanonana azy e.
29. prime ( 13/11/2006 08:56)
tianne> :-D:-D Tsara izy mihitsy angamba no mamaly ny fanontanianao na ireo mpikambana ao @ apokalipsy fa fanamarihana ihany ny ahy...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4978