Metisy!
41. Fiffi
(
30/10/2006 21:52)
:-D:-D:-D te-hihinana koa nga ndry akia ? :)
42. andry08
(
30/10/2006 21:57)
ie! indrindra ilay noix de coco iny!:miam::miam:
43. ninih
(
31/10/2006 14:06)
fa ny metisy ve izany ary ry reto safiotra ko azo itenenana azy raha izany.
44. Fiffi
(
01/11/2006 07:44)
45. Ruby
(
01/11/2006 19:55)
ie toa safiotra hono no fiteny azy tokoa, nefa tsy betsaka mampiasa e?
46. andry08
(
01/11/2006 20:44)
47. Fiffi
(
01/11/2006 21:03)
de fiteny avy aiza indray zany zao ? sa fiteny vao2 ?
48. andry08
(
01/11/2006 21:15)
Tsia efa fiteny nisy io kah!
49. Fiffi
(
01/11/2006 21:41)
zay vao nahita an'io manko aho an!
50. andry08
(
01/11/2006 21:47)
Fiteny akia io fa tsy fampiasa matetika fotsiny an!
51. vale
(
01/11/2006 23:25)
ie,:°)
Fiffi & Andry::miam::wink:
52. fijo
(
02/11/2006 05:54)
vale,efa hanomezana tsiny izany satria efa tsy zanatany intsony isika izao ka
53. vale
(
02/11/2006 15:23)
54. Fiffi
(
02/11/2006 16:21)
55. fijo
(
02/11/2006 22:14)
ko tsy zanatany nefa mbola manambany ny an'ny tena ko.ny sasany an.
56. Fiffi
(
03/11/2006 13:35)
57. fijo
(
03/11/2006 22:35)
58. Fiffi
(
06/11/2006 18:41)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2123