Metisy!
21. fijo
(
26/10/2006 20:51)
any madagasikara ny metisy rehetra itako sy fantako,dia menatra sy manary ny maha gasy azy.ary manindrahindra ny maha hafa azy.
22. xxx
(
27/10/2006 00:35)
hono ho aho sao dia misy afaka manazava ahy ny paradoxe des jumeaux ianareo? ny relativite speciale ve tsy tokony hoe tsy miova ny vitesin'ny referentiel eh. Nefa amin'ny paradoxe des jumeaux rehefa miverina izy dia niova, dia tokony hitovy taona ihany izany ry zareo
23. dailynews
(
27/10/2006 01:06)
fijo:
any madagasikara ny metisy rehetra itako sy fantako,dia menatra sy manary ny maha gasy azy.ary manindrahindra ny maha hafa azy.
ie, mampalahelo satria dia na tiany na tsy tiany dia malagasy izy 50% ary tokony handrandrainy ny maha gasy azy sy ny maha-zavatra hafa azy ihany koa satria samy lovany ireo fa tsy misy tokony hariany ary izay ny maha izy azy azy.
24. xxx
(
27/10/2006 08:27)
dailynews:
ohatran'ny mitovy hevitra aminao aho. fa tsy haiko fotsiny hoe maninona ianao miafina anefa ilay lohateny tsy dia hoe misy zavatra tokony hiafenana akory.
par principe ilay mampiasa xxx :D
ny hevitro raisina fa ny momba ahy tsy maninona raha tsy fantatra aza
25. xxx
(
27/10/2006 08:39)
dailynews:
ie, mampalahelo satria dia na tiany na tsy tiany dia malagasy izy 50% ary tokony handrandrainy ny maha gasy azy sy ny maha-zavatra hafa azy ihany koa satria samy lovany ireo fa tsy misy tokony hariany ary izay ny maha izy azy azy.
Mbola izaho ihany :-)
Asa na rizareo no manary ny maha malagasy azy na isika gasy no mametraka azy @ toerana ambonimbony (vokatry ny "fanjanahan-tsaina" ) dia lasa ohatry ny miseho ho vazaha kokoa izy
Na ao koa ilay hoe "nul n'est prophète en son pays", tsy mamiratra eo @ tanàna ianao raha tsy hoe tsy avy ao dia somary avoaka ilay maha hafa ny tena
26. vale
(
27/10/2006 10:14)
Fa tena tsy mety aloha e, xxx, za koa mitovy eritreritra aminao, ny ol (tsika malagasy) toa manindrahindra ilay hoe vazaha dia mety ho izay (tsy ifanomezan-tsiny ilay fisainana nefa fa vokatry ny fanjanahana doly izany!) ;-)
27. fiderana
(
27/10/2006 10:38)
metisy= samifaha ny fiandohany, tompon-tany sy vahiny avy ivelany no mivady raha izay no hilazana azy ,dia niteraka tompotany vahiny:lol:.
oh:- metisy ambaniandro
- metisy komoriana
-metisy kreola
- metisy frantsay
fa azo antsoina ho Malagasy izy raha mizaka ny zom-pirenena malagasy, dia rehefa malagasy dia tokony samy mitovy daholo.
oh:- metisy ambaniandro
- metisy komoriana
-metisy kreola
- metisy frantsay
fa azo antsoina ho Malagasy izy raha mizaka ny zom-pirenena malagasy, dia rehefa malagasy dia tokony samy mitovy daholo.
32. MTN
(
28/10/2006 00:41)
za tany Ankatso niara-nianatra tamin'izay metisy alema izay dia mahay teny gasy be mihitsy izy sady miteny gasy foana. Ary ny ankizy rehetra dia mandray azy hoa gasy daholo. Izaho koa efa niaraniatra tamin'ny metisy komorianina fa ohatra izany ihany. Nefa misy mpiaramiangona aminay izay metisy amerikanina dia tsy mahay miteny gasy mihitsy izy dia ataon'ny olona hoe vazaha.
33. Fiffi
(
28/10/2006 06:07)
fa maninona no hataony hoe vazaha ? sa ve rehefa ivelan'ny gasy de hataony hoe vazaha daholo ?
36. vale
(
30/10/2006 15:49)
Fiffi: vazaha ny atiny fa mainty ny na mavo na mena ny volon-kodiny!...
38. vale
(
30/10/2006 17:36)
:-D:-D:-D:wink:an,an, ndry ngah tsy mbola nahelo an'ilay fitenin'ny ankizy hoe "bounty", le mainty hoditra (antillais, afrikana...) tsy mahay afa-tsy teny frantsay reny, itandry ny Bounty, fotsy2 be (le coco ao anatiny iny izany) ny atiny, de ny ivelany nefa chocolat be, presque mainty mintsy aza,:-D:-D:oops:, de raha vao misy mainty tsy mahay afa-tsy teny vazah de atony ankizy hoe "Bounty"iny, ny fisinany fotsy, fa ny ivelany mainty:wink:
39. Fiffi
(
30/10/2006 18:15)
vale: hay ve eh ! :-D:-D:-D kiiii ! de nanjary te-hihinana bounty zah zany klé ! :-D:-D:-D