Fampanatenana raha holany

21. besoiiin ( 27/10/2006 14:30)
ka izay ilay toetsaina e. Vola sy seza daholo izany, tena sarotra marina ny mahita olona fidèle sy hitokisana eto antany an! iza mou no hino we ratsirahonana izay niaraniasa sy nitakosina hatramizany no andeha hanaratsy sy hanosopotaka anra8? moa v tsy mamely tena iany lery @ zany? za alou sur hatreto fa tsy hisy hahasolo andra8,@ lafiny rehetra. Mino aho fa efa mba manana traikefa kou izy @ fangalana olona hiaramiasa aminy ao aoriana, satria tsy izay manao tompoko tompoko tokoa dia manoha anao....
22. besoiiin ( 27/10/2006 14:30)

23. manantsoa ( 28/10/2006 03:54)
Ho an' izay manohana ny avi :
TIM minime dia efa afaka andavo izany avi junior izany.
Mba aiza moa izay zavatra tsara mitsangana vitan' io rangahy io ????
Ireny gidragidra tao Isotry Fitiavana ireny ihany angamba.....
24. kitjo ( 28/10/2006 10:20)
gidragidra in ndray zany ry manantsoa?

Mahamasina:
TIM minime vs AVI junior...hahah...satria ry zareo samy mbola tsisy afaka mifidy fa tsy ampy taona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076