Hira mahafinaritra ahy

41. sonwin ( 27/10/2006 13:39)
mihaino hira masina milay o^o
42. cutie ( 27/10/2006 14:14)
tohizo e :lol:
43. soanja ( 30/10/2006 01:29)
Ny ahy koa tiako le hoe

Tonga nizara ny mofo ianao o ry Tompo o ry Tompo o
sy nanalefaka ny hanoananay o ry Tompo o
Tonga taty amiany ianao o ry Tompo o o ry Tompo o
Ka nanamasina ny asatananay ianao o ry Tompo o

Ianao no fiainana sy ny fahamarinana ry Tommpo o
Lalana tokan'ilay paradisa ry Ray o (repeat)

Tonga nizara hasambarana ianao o ry Tompo o o ry Tompo o
Lay hasambrana tena maharitra ry o ry Tompo o
snsns sns tsara sy mamalombelonaina rehetra...
44. ratonga ( 30/10/2006 01:37)
mbola tsy niova ihany kay ny hira masina katôlika an! rehefa hiraina dé andininy voalohany ka hatramin'ny zay hay :-D:-D:-D
45. prime ( 30/10/2006 09:34)
46. soanja ( 30/10/2006 14:25)
ratonga:

mbola tsy niova ihany kay ny hira masina katôlika an! rehefa hiraina dé andininy voalohany ka hatramin'ny zay hay :-D:-D:-D


ka hamorona izay tsy hay kosa ary ve?:D:D:D


47. prime ( 31/10/2006 12:08)
miteny @ teny tsy fantatra eo raha vao mamorona...:-D:-D:-D
48. ratonga ( 31/10/2006 12:21)
:-D:-D:-D
49. prime ( 31/10/2006 12:36)
d mazotoa ary e...:-D:-D:-D
tsy ankamorona an...:lol::-D:-D
50. cutie ( 31/10/2006 15:39)
sady ohtran'ny lava be daholo nge le izy de tsy misy hay afa-tsy ny refrain e :-D
51. xxx ( 31/10/2006 16:58)
Araka ny andraikitra raisina ao @ fiangonana ny ahaizana hira. Ny olona tonga any ampengonana refa alaady fotsiny no tena tsy mahay hira indrindra @ akapobeny. Ny olona mazoto amin'ireny fikambanana isan-karazany ireny matetika mahay ny hira fanaon'ny daolo be ary mahay hira tena vitsy mpahay.
Tamy tanie Dago zà dia nahay teninkira betsaka ary nahay hatramin'ny pages misy ny hira maro ao @ dera, V.H., Hasina ary A.T. satria nila betsaka an'zay ny sehatra nandraisako anjara teny am-pengonana. Fa amizao de tsy mahay hira hatr@ farany, ankôtra ny Kyrie eleison, Gloria in excelsis Deo, Credo, Sanctus sy Agnus Dei :-w
52. Fiffi ( 01/11/2006 11:31)
raha mazoto mandeha miangona de hay kosa ireo hira ireo satria betsaka ange ny hira miverimberina hiraina eh ! Tadidiko tsara fa rehefa any @ toerana fandehanana vakansy de hataondy zareo mihintsy zay hihirana ny hira efa hain'ny be sy ny maro !
53. prime ( 02/11/2006 11:06)
sambatra ianareo mahay hira...:wink:
54. ari.malala ( 06/11/2006 12:28)
ary le "ataovy mikatsaka anao lalandava ny lama-piainako" no tena tiako dia manaraka ilay "misaora ny Tompo ianareo voafidiny"
55. prime ( 08/11/2006 12:27)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086