Hira mahafinaritra ahy

21. kelly13 ( 24/10/2006 17:17)
sipagasy> za tany troyes iany no nande t@ 2003 ms apres tsy nande tsony za! ary mety mifankafantatra nge tsika ra izany e! hihihi
i nary zao no president n'i birao semigany aty france!
lolll avy nijery ny sarinjiko za d tadidiko njy! mdrrrrr!!!! fa tsy tadidiko klou ny tena anaranjy e! hihihii!
22. cutie ( 24/10/2006 19:52)
Mpandefa : dailynews [ Valio ] 24-10-2006 18:51:53
Lohateny : Re : Hira mahafinaritra ahy
tena mba tiako ihany koa io hira io sy ilay ihany koa hoe:"O izany diako, mahitsy hatrany re.." ai ai ai tsara

ny ahy njay le mitehafa tanana iny koa tiako fa tsy haiko ny tonony
23. belaza ( 24/10/2006 20:47)
nena ndray "rakiafina"no tena reveko mampiakatra ny aingapanahy mihintsy
24. cutie ( 24/10/2006 20:51)
tsy mahalal an'zany rakiafina zany njay za
25. belaza ( 24/10/2006 21:05)
rakiafina:
"aiza no misy anao ry jeso o,
aiza re no misy anao...
mpanota aho mitady anao..."
26. cutie ( 24/10/2006 21:19)
hay :lol::lol::lol::lol:
27. soanja ( 24/10/2006 23:03)
nareo tena=))=))=))=))=))
28. cutie ( 24/10/2006 23:12)
i belaza ihany io :-D
29. vale ( 25/10/2006 02:05)
:lol::lol::lol:rakiafina, ihihihihi, tena mbola tsy nandre an'io ndray zà, hihihihi:-D:-D
30. vale ( 25/10/2006 02:07)
ny ahy koa mba tiko ery ilay hoe "Henoy tsara aaanaka, izao teny izao, teny mahasoa tenin-dreninao....."iny, ila latsaka mintsy ny ranomasoko raha vao iny no hiraina
31. mimich ( 25/10/2006 06:17)
kelly13:

sipagasy mimich>ie tao @ kmm efa ela dia ela, t@ 88 za no niala tao d nande tany @ semigany. ary nareo ovina?
mimich ieuu tadidiko le Renin'Andriamanitra iny
ah la la que des souvenirs kle



hummm , promotion 1taona talohako zany. za 89 , de avy eo tany am julf
32. kelly13 ( 25/10/2006 11:20)
le hoe "feno fiderana Anao izahay ry Ray ooooo misaotra Anao eeeee ...." iny kou ray mba mahafinaritra ahy! domazy eto @ misy ahy tsisy katolika gasy!
33. prime ( 25/10/2006 12:36)
Koràna mihitsy ato izany mahatsiaro ny semigany sy ny kmmm sy ny kaesy sns...:-D:-D:-D
34. lapino ( 25/10/2006 14:56)
belaza:

rakiafina:
"aiza no misy anao ry jeso o,
aiza re no misy anao...
mpanota aho mitady anao..."

:-D:-D:-D:-D

35. vale ( 25/10/2006 16:40)
ihihihihihihi
36. prime ( 26/10/2006 13:19)
:wink:
37. cutie ( 26/10/2006 21:56)
de ty koa misy tiak
Ry zanakodrin'Atra, zay manala ny fahotan'izao tontolo zao
de zay ihany no tadidiko:-D
38. Fiffi ( 27/10/2006 05:38)
Zanak'ondrin'Andriamanitra ô
Izay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao
Mamindrafo aminay
Raiso ny fivavahanay
39. sonwin ( 27/10/2006 13:27)
o^o
40. cutie ( 27/10/2006 13:35)
in ko aty mahazo an'i sw:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077