Bado amin'ny tsipelina

21. xxx ( 06/11/2006 10:12)
soanja >>> Miala tsiny fa voatery hanitsy anao aho, tsy nisy fitenenana teto hoe nisy nilaza fa "bado i xxx", ka voatery novalianao hoe "Tsy Bado izany akory ianao" , ny ankizy any an-tsekoly no nolazainao fa bado

Raha mahita izay lazainao aho dia hitako fa hafa ny atao hoe "savoir lire" dia hafa koa ny hoe "comprendre"

Hofaranako eto angamba ny firesahana aminao fa tsy mifankahazo resaka loatra isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.116