aza sakanana + JEAN RIVO
1. sissie
(
23/10/2006 10:52)
Salam daholo e!
mba mitady ny tononkira n'ny JEAN RIGO le aza sakanana iny ra mba misy mahay mba alefaso @ ty adresse mail_ko ty: masissie@yahoo.fr.
Ny refrain ihany no tadidiko :Na anao mbola tia na anao fa tsy tia
vologno marigny k'aza asitriky ......
2. Fiffi
(
23/10/2006 18:24)
3. lanto
(
23/10/2006 19:13)
sissie> henoy eto aloha ny feony mandrapahazo ny tonony : http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=ambila
Ilay hoe "tsy hanano mapaza lahiny aminakah anao..." no nanaitra ahy tamin'io hira io :)
4. lanto
(
23/10/2006 19:13)
Ambila zaho ny titre-ny ao an!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.1014