namana vaovao

61. jonathan1 ( 28/10/2006 19:06)
tsy hitako zay hotenenina ato8)
62. fasaly ( 28/10/2006 22:50)
jonathan1 efa niteny kely enao io kou:wink:somary mitaratra kely fotsiny de lasa e!:-D:-D:-Dny maso mijery fitaratra vita :-D:-D
63. ratonga ( 29/10/2006 01:24)
:-D:-D ny hevitra anatin'ny fo eo no hita.....:-D:-D
64. fasaly ( 29/10/2006 08:03)
:-D:-D:-D:-Dzany anie ry ratonga e! azia no de hijer fotsiny ry jonathan:roll::?:wink::^)
65. Tsingatsa ( 30/10/2006 09:58)
:D
Miala tsiny raha fanina ê!
Izany hoe sendra nandalo tao Tsimbazaza koa mba nizara vaovao @ namana vaovao rehetra tsy misy ankanavaka!

Ny vaovao farany indray dia ny tantely-na baobab.
Io indray tsy mbola nandramako koa raha misy manana vaovao manambaovao momba izany dia tsara mba zaraina!

Amiko izay mitondra vaovao dia namana vaovao fa tsy misy tonta izany. Ary azo atao dia hatao fifampizaram-baovao ity sehatra ity!

sa ve mahadiso izany eo @ fiarahamonina

:arrow:

66. fasaly ( 31/10/2006 20:03)
:°):°)
67. belaza ( 31/10/2006 20:05)
:*:*:*:*:*
68. fasaly ( 31/10/2006 20:07)
hihihih! efa mianatra ny manome bzou kou i belaza donky tsy namana vaovao trony zany!:wink::-D:-D
69. Fiffi ( 01/11/2006 09:44)
zah koh vao...tonta :-D:-D:-D:-D:-D
70. ari.malala ( 02/11/2006 07:23)
ary za? :-D:-D:-Dsady za tsy teo 3volana mahery, efa vaovao ndray zany za e :-D:-D:-D
71. fasaly ( 02/11/2006 17:31)
ari.malala! ié vaovao ndray ndry zanyh zao fa miantso ny efa tonta "dadabe":?:roll::-D:-D:-D
72. robyh ( 06/11/2006 18:53)
Jerijereo ny namana vaovao nadia tsara ny tonta .
73. fasaly ( 11/11/2006 17:06)
robyh: jerena foana ka!:-*:-*:-* fa mandraisa anjara bdb ato am forum de tena ho hita be ianareo vaovao:wink::°) tsy tsara ny tia vao fa tongasoa ihany kou ny vao e! :-*:-*
74. ari.malala ( 16/11/2006 13:50)
fasaly:

ari.malala! ié vaovao ndray ndry zanyh zao fa miantso ny efa tonta "dadabe":?:roll::-D:-D:-D



ko izy v ky nanjavona varina manao ti-tan any ngamba ko :°):-D:-D:-D:^)
75. epsedo ( 05/01/2007 16:33)
Bold textslt bonne année za diamba ho the honamanao vaovao
76. fasaly ( 05/01/2007 16:41)
ari.malala: efa niverina i dadabe ka!:wink::-*
77. fasaly ( 05/01/2007 16:43)
boanné epsedo dia tonga soa e! sam vao sika zany de aoka hinamana tsara:wink::P andefaso bizoroka ange zà e!:wink::-*:-D:-D:-D mandraisa anjara wa ato am forum de ho be namana raim sy valo enao!:wink: izany an!:-*
78. epsedo ( 05/01/2007 17:00)
slt epsedo ihany izaho dia mba mangatakany mobamomba anao fa mba the ho namanao vaovao, izaho dia tia namana mba hifaneraserana mba hilazana ny soa sy fahoriana, ka raha sitrakao dia mba ekeo ny fangatahako
79. fasaly ( 05/01/2007 21:47)
vonona handray an'i epsedo dool ange ny namana e!:wink: mazotoa misera e!:-*
80. epsedo ( 06/01/2007 19:54)
za re namanao vaovao:-* mba mety aloa ve?:?: ry fasaly raha sitrakao dia mba tatano ity akanga vao mihanamandeha sao potraka eny adalana :oops::oops::oops::!: mibadabada fandeha mantsy:idea:indry mba nanome ahy toky fa vonona handray ahy daholo misaotra misaotra misaotra @ toky ry fasaly:*:*:!: misaotra mialoha @ fandraisana misaotra misaotra misaotra(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1665