namana vaovao

41. fasaly ( 25/10/2006 10:55)
hummmmm! zandrikely zà zany mila miova toetra raha te ho namana voavao:?:wink::°):-D

belaza: hummm efa manobmoka tsy ho namana vaovao tsony an efa mianatra mifoka sigara beuh:wink::-D:-D
42. ftma ( 25/10/2006 13:21)
Fasaly: za namana tonta fa tsy be vanivany izany an
sady tsy mahay manala
Tsy misy tonta sy vaovao izany fa mitovy daholo isika e
Fasaly: aza mitady ho vaovao sy hiova toetra izany manjary very ny maha fasaly anjy :-*
43. vale ( 25/10/2006 14:13)
..eka ouzy booboo izay=D=D=D

Fasaly : tsisy an'izany fa samy mahay mamtotra doly de misy vao2 mpanao grimasy beuh aza ato kooo, tondé ty:twisted:mintsy aza ny ataony:-D:-D:-D:°)
44. vale ( 25/10/2006 14:15)
belaza: f'hita kouuuuu, :°)fa belaza ndray na lasa tonta aza de tina fona:-*:-*:-*:-*
45. Tsingatsa ( 25/10/2006 14:20)
:D Ny tantely anala dia manamboatra maminy eo @ palissandre. farany izay tsara io karazana tantely io. Mihamanify masonkoditra rehefa mahavatra mihinana azy. Misy mivarotra izany ao Antananarivo Renivohitra. Sady misy maniry ao Tsimbazaza.
:!:Tandremo fa manaikitra ilay tantely fa ilay mpivarotra tsy manaikitra akory.

vale:

tantelina-palissandre?:roll:in izany?:roll:,ihihihi



46. fasaly ( 25/10/2006 16:59)
ftma: ok! eny a za e! msotra e!:wink::-*:-*:-*
vale ::-D:-D:-D:-D8O:?:evil::twisted::-D:-D:-D:-D
47. vale ( 26/10/2006 09:11)
Tsingatsa::oops::lol::lol:hay ve eh,:-*:-*:-*saotra nanazava aaaannnn!! sou ihany zany le mpivarotra tsy manaikitra fa rhf antitra mety hinana anizany ihany sao ilaozan'ny vady eo:-D:-D:-D:-P:wink::wink::-*:-*:-*
48. vale ( 26/10/2006 09:14)
fasaly::lol::lol::lol:ndry ky mampiomehy kah!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
49. fasaly ( 26/10/2006 11:44)
:wink:tsy aleo ve mimeme kely klou !:-*:-D
50. Tsingatsa ( 26/10/2006 13:16)
:D
Fy dia fy ny ao Tsimbazaza!
Sendra nandalo tao fa tsy nitondra zaza kosa aloha!
Tsy ny gidro ihany no ao fa ny olona ihany koa dia atao vitrine!
Mampamangy ao ê8)

51. fasaly ( 26/10/2006 18:35)
:roll::roll::roll::roll: in no tian'i tsingatsa ho lazaina amzany????:?::idea:
52. Tsingatsa ( 27/10/2006 12:04)
:DSalama indray ary ê

Maro ny kanto eto amintsika fa ny fotoana hankafizana no tsy ampy. Na ny olona na ny zava-manana aina hafa na ny zava-maniry dia manana ny mampiavaka azy I Dago.

Fa raha tsy mitandrina ny harena voa-janahary isika dia ho ripaka avokoa ireo harentsaina ireo ka ny olombelona no ho sisa haranty ao Tsimbazaza!:arrow:


53. fasaly ( 27/10/2006 15:26)
teana tsy mazava :roll: in no hifandraisanzany amlay dinika kay:wink:
54. melody ( 27/10/2006 18:52)
inn marina tokoa ity lazain'i tsingatsa, tsy misy azoko mihinty izay rehetra lazainao ary tena mino aho fa betsaka ny olona eto tsy mahazo izay tena tianao lazaina, sa ahona ry zalahy?:?:?:?:?
55. fasaly ( 27/10/2006 19:09)
zà tena fanina wa!:-D:-D:-D
56. cutie ( 27/10/2006 22:06)
Fa raha tsy mitandrina ny harena voa-janahary isika dia ho ripaka avokoa ireo harentsaina ireo ka ny olombelona no ho sisa haranty ao Tsimbazaza!

io no tena mampime ahy :-D:-D:-D:-D:-D
57. fasaly ( 27/10/2006 22:12)
:-D:-D:-D:-D:-D de hiratirnanty zany tsika refa lany ny biby ao tsimbazaza kou!:roll::roll::roll::roll:euh tsy azoko mitsy hoe in no hifandraisany amlay sizé:?
58. cutie ( 27/10/2006 22:16)
fasaly , ka raha ringana ny biby (tonta), de ny olombelona no lasa hirantiraty ao tsimbazaza (vao2):-D:-D:-D:-D:-D
59. fasaly ( 28/10/2006 08:03)
de iza anefa no haniky hirantiranty tsidihin'ny vahiny mpitsidika ao:roll::roll::roll::-D:-D
60. cutie ( 28/10/2006 09:55)
asa, anontanio an'azy :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076