Jesosy nanao fahagagana
21. caprio
(
09/11/2006 23:44)
Prime:sarotra be amiko ny anazava @nao we inona marina ny atao we lainga,fa mba valio aloha ny fanotaniako we:Inona wa ny navalinao ilay polisy efa vonona itifitra ilay jiolahy
22. prime
(
10/11/2006 13:07)
caprio> aleo ary hiezaka hamaly kely ny fanontanianao aho na dia tsy izay loatra aza no votoatin'ny dinika narosonao...
Ny navaliko an'ilay polisy hoy ianao? : dia atoroko azy ny trano nidirany...
Inona moa no antony tsy anoroako azy ny trano nidirany?
Fanamarihana :
- tsy fiarovana ny polisy fa amiko tsy misy polisy mitifitifitra foana kosa raha tsy antony manokana ("en légitime défense" na "refus d'obtempérence et risques d'atteinte à la vie de l'agent après sommation" ohatra)
- raha mandainga ianao na manoro vilana ilay police dia azo enjehina araka ny lalàna manan-kery "comme complice"
- tsy ianao manoro ny trano nidiran'ilay jiolahy velively no hahavonjy azy
- samy tompon'andraikitra amin'ny ataony ny tsirairay
- tsy anjaran'ny hafa no mizaka izay sazy tokony zakain'ny mendrika izany
- ny finoana sy ny fiangonana ary ny fahafahana ao amin'Andriamanitra tsy natao ho fialokalofan'ny jiolahy (tsarovy ny tempoly noravan'i Jesosy t@ andro paska)
- "Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara ary izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra." Lioka 20:25

23. caprio
(
12/11/2006 00:32)
prime:Miteny enao ery ambony ery we(ny fomba filazana ny marina no misy fomba samy hafa),mba azavao kely we azafady fa tsy azoko
24. prime
(
13/11/2006 08:45)
caprio> ka hitondra lesona momba ny "communication interpersonnelle" na koa ilay antsoin'ny amerikàna hoe "personal development in communication" eto no iafaràn'ny dinika ho entinao raha izao no mitohy... :-D:-D
Izao fotsiny no isarihako ny eritreritrao, araka ny olona 4 no nanoratana ny filazantsara, olona iray ihany no resahin'ireo dia Jesosy Kristy (...velona, nitory, maty, nitsangana t@ maty ary naniraka ny mpianany no sady nametraka hafatra maro no nanao teny faminaniana ihany koa...), olona samy nahita an'i Jesosy ireo, na mivantana na an-kolaka nefa samihafa ny filazàn'izy ireo ny marina sy ny zava-nisy marina...:wink:

25. caprio
(
13/11/2006 12:22)
prime:mba vakio kely aloha ny navaliko an'i tsimiandravola ilay tsy mino ny fisian'i Jesosy,ao @ilay dinika mitondra ny lohateny we (hoy Jesosy),ary ny valin-teninao aloha dia tsy mavaly ny fanontaniako mintsy ary raha tsy diso za dia toa ao anaty baiboly mintsy no misy ilay teny we (ny marina rehetra tsy mba filaza) fa aleo aloha hojereko fa za mbola tsy manizingizina we ao anaty baiboly io fa hojereko kely aloha wa sao dia avadikao eo ndray ny resaka an8-)8-)8-)8-)8-)
26. prime
(
14/11/2006 10:56)
mazotoa ary e...:) tsy hamadika resaka mihitsy aho fa dia hiezaka ny handray anjara ihany araka izay azo atao...:wink: