HATRAIZA NY FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA ?

21. akama2006 ( 20/10/2006 22:53)
fijo>!ok à 100%
22. fijo ( 20/10/2006 23:00)
ny olana nefa dia isika any antanana mitady hakatahaka ary hioatra ny aty ivelany amin'ilay fakana tahaka.na koltora io,na hetsika politika,na fisainana amboarina,nea hetsika andavanandro.
hoy naritsimba izahy hoe:"avereno ny mahagasy sy ny fisainany,dia handroso isika"marina tanteraka io
23. xxx ( 21/10/2006 07:57)
nareo koa dia manaiky hadalain'zay ol vizaka sy reraka any ny atao hoe fahamasinana sy fahamarinana aza tsy hainy akory , olona miteniteny foana reny e !
24. niny ( 21/10/2006 11:15)
sareraka:

Fanontaniana mipetraka izy ity ho an'ny mpitondra sy ireo mpomba azy ireo.

Ny tenin'ilay kary nahazo akoholahy ity ka ny hoe ny sangany no nahazoako azy hoy izy..tsy vitan'izany anefa no ataon'ny sasany raha mbà mitsikera ny mpitondra fa dia manao saina mirefarefa @ tany tokoa.

Ny GAZETTE DE LA GRANDE ILE ohatra dia nisy nandefa virus ny site ka tsy afaka visité na mihintsy nanomboka andro vitsivitsy izay.Ary raràna ny fizaràna azy à bord de AIR MAD nanomboka volana maromaro izay.


Notaperina ny ain'ny mpitolona iray tao TOAMASINA raha andeha hitsena an'ingahy PIERROT.


Fefena ny candidaturen'ireo candidats sasantsasany ..

Rarana ny fanehoan-kevitry ny mpanohitra an-dalambe.

Dia tena harantsian-doha fotsiny izao sy manao toe-tsain'olona tany @ pré-histoire .

DIA IZANY VE NO ATAO HOE FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ? Dia miàla tsiny aminareo aloha fa dia MAMPALAHELO tokoa ny toe-tsaina toy izao


Raha ho lany ingahy RAVALOMANANA aprés 03 désambra azo lazaina fa ny 5 taona manaraka anie vetivety ihany e .Ary ny hivavahana dia enga anie tsy hisy ny atao hoe retour de la manivelle hoy ny vahiny ...

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY:idea:



25. niny ( 21/10/2006 11:35)
Tsy maninoa ny mitsikera raha ny mahasoa ny rehetrta no jerena fa nenareo ny manaratsy no tonga aloha fa angaha ny manaratsy dia midika hoe tsukera ,De faly ve ianao manoratra io raha isan'andro izao haratsiko foana !, olonmbelona ihany ilay olona haratsinareo fa tsy anjely akory . Moban'ilay Doanier maty tany tomasina dia fatatro tsara ireny ilay "Douanier " niditra risoriso t@ andron'ny Pierot ,izay "RANDIANARISOA CLAUD" no DG DOUANE tamin'izany
Dadako rangahy DOUANE ary izaho izao manoratra izao impolo nnanao "concour niditra DOUANE tsy tafiditra kanefa t@ andron'ny PIEROT 10000000FMG aloha vao tafiditra , fatatro tsara ilay olona mpitady kil tamin'izany Manontany anao aho fomba ahoana moa nahatonga an'iPIEROT RAJAONARIVELO HO MULTIMILLIARIDAIRE ? tsy orinasa hananany fa hoatrinona ny karamay e? Ny fahamarinana sy fahamasinana jereo aloha ny tenanao vao jereo ny hafa fa zavatra ataonao ary tsy fantarao ka ahoana no jerenao ny hafa hafatra farany 1er TOUR IO DIA VITA R8 FA AZA MITAPITAPY EO E!Veloma ary mahatéza ny aina ahita ny voka -pifidianana tandremo sao tapaka fika eo!

Fanontaniana mipetraka izy ity ho an'ny mpitondra sy ireo mpomba azy ireo.

Ny tenin'ilay kary nahazo akoholahy ity ka ny hoe ny sangany no nahazoako azy hoy izy..tsy vitan'izany anefa no ataon'ny sasany raha mbà mitsikera ny mpitondra fa dia manao saina mirefarefa @ tany tokoa.

Ny GAZETTE DE LA GRANDE ILE ohatra dia nisy nandefa virus ny site ka tsy afaka visité na mihintsy nanomboka andro vitsivitsy izay.Ary raràna ny fizaràna azy à bord de AIR MAD nanomboka volana maromaro izay.


Notaperina ny ain'ny mpitolona iray tao TOAMASINA raha andeha hitsena an'ingahy PIERROT.


Fefena ny candidaturen'ireo candidats sasantsasany ..

Rarana ny fanehoan-kevitry ny mpanohitra an-dalambe.

Dia tena harantsian-doha fotsiny izao sy manao toe-tsain'olona tany @ pré-histoire .

DIA IZANY VE NO ATAO HOE FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ? Dia miàla tsiny aminareo aloha fa dia MAMPALAHELO tokoa ny toe-tsaina toy izao


Raha ho lany ingahy RAVALOMANANA aprés 03 désambra azo lazaina fa ny 5 taona manaraka anie vetivety ihany e .Ary ny hivavahana dia enga anie tsy hisy ny atao hoe retour de la manivelle hoy ny vahiny ...

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY:idea:
[/quote]


26. xxx ( 21/10/2006 14:33)
Izany fidirana tany @ doany tany toamasina izany aloha tsy misy manana porofo an\'izany ary afaka miteny daholo izay te handoto kosany fa saingy ny zavatra hita aloha @ izao d matahotra an\'i Pierrot i R8 e!
27. vetsoko ( 21/10/2006 14:42)
pierrot ve rangahy dia atahorana!!!!
28. xxx ( 23/10/2006 17:03)
aleo vita ny fifidianana de hita eo izay matahotra e !
29. Robert ( 23/10/2006 17:24)
Ahoana iraka avy any @ Ra-8 indray ve ireo olona namaky ny tranofivarotana an'i Madame Rajaonarivelo? Mba hanaovana ratsy azy....

Sa ahoana Sareraka???

30. fijo ( 25/10/2006 22:30)
lazaina fa politika daholo izao vaky trano rehetra izao.tsy hay nefa sao izy ihany no maniraka azy ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0818