inn no ho lazaiko azy?
1. Aino
(
19/10/2006 17:27)
misy namako izay hoe ary tena namako be izy io! izy moa efa man-olon-tiana ary io namany io dia anisany namako ihany koa.
andro any ry zareo sendra nifamaly tsy haiko izay tena antony, ka izaho sendra nandalo no natsoiny ilay namako, dia tsy niteny izy tsy nivolana va dia nohorohany teo himasony ilay sipany aho, de vao maiak tezitra ilay vhv de las aniridana.
inn kay no fomba hilazaiko azy fa tsy miaraka izay sy ilay namako io ary mino aho fa izy tsy ihino mihintsy izya lazaiko, izay noresahiny ry zareo tany koa tsy haiko!!
ka mba mangataka hevitra avy aminareo.

novalian'i Aino ny 23/10/2006 17:26
2. dailynews
(
19/10/2006 18:04)
nataony fitaovana aky izany ndry ry zandry kely handrangitana ny sipany. andana resaho ilay namandry rehefa tonitony iny izy fa tena tsy misy na inona na inona entre nareo sy ilay bandy fa te handrangitra fotsiny izy ary tampoka be tamindry no nisehoan izany.
3. Aino
(
19/10/2006 18:55)
daily ka izhao efa nilaza any ilay vhv ko, fa ny blem koa dia ilay lhl anie no namako kokoa noho ilay vhv ve! de ilay vhv tsy mety mino efa mba niezaka nilaza ihany aho.
4. colar
(
19/10/2006 20:28)
ka tsy hiaraka iany zany nareo ra izany kty,hahahhha,refa enjehina ny fitiavana d lasa misy ho azy na tsy t hanao anlay izy aza ny tena de we efa endrikendrehana ihany ko maninn ra atao,efa nihatra tamiko ko io film io,fa niaraka toko zay na d samy nanana ny sipany aza,ny azy mo vady mintsy tam zany ,mahereza e,tandremo fa mahery ny fankanpanahy an ,ny fitiavana mantsy e,hihiihii,tsoda b zany v tam zany kty,hhihiihi
5. cutie
(
19/10/2006 21:06)
Aino , samy hiatakatao daholo ry zareo roa alou, avelao hilamina alou ny @ ndry zareo :lol::lol:
6. nolalaina
(
19/10/2006 21:16)
Miaraka miresaka nareo 3 dé lazao eo imaso eo fa tsy miaraka nareo ary mba hanamafy azy de lazao kou lé bandy fa tsy tindry ary tsy eritreretindry mihitsy ny hiaraka @ (na dé tsy nisy resaka an'zany aza t@ nareo sy lé bandy)
8. lapino
(
19/10/2006 22:32)
Aino, raha miaraka ianareo sy ilay bandy dia tokony hoe mpirafy ianareo sy ilay vehivavy izany. Izany mpirafy izany anefa miady.
Ka raha lazaina azy hoe : "Raha mirafy amin-dry za tsy hiteny an-dry mihitsy hoe tsy miaraka izahay" ... ?
ps: izay ve no "premier baiser" ? :roll::wink:
Ka raha lazaina azy hoe : "Raha mirafy amin-dry za tsy hiteny an-dry mihitsy hoe tsy miaraka izahay" ... ?
ps: izay ve no "premier baiser" ? :roll::wink:
9. soleil
(
20/10/2006 07:27)
anontanio aloha le lhl hoe inona ny tena antony nanorohany anao tampoka teo nefa hatrizay tsy nisy izany , de miresaha @ le vhv @ zay avy eo manazava aminy miankina @ zay resakao sy le lhl
10. robot
(
20/10/2006 08:04)
slt!:D
mba nandalo de nahita ity hafatra ity
sarotra be aloha le izy fa ho ezahantsika ho vahana tsy kelikely eto angamba
ny zvtr tokony tsy maintsy hataonao aloha dia ampanantsoy izy roa ,aza asianao hatak'andro ,fa izay fotoana mampalalaka anareo telo
izany hoe mifidiana andro iray ianao
de ataovy resaka face à face le izy:evil: ,@zay tsy mitongilana ilay resaka, fa raha toa manko ka ny iray aloha no andehananao zay vao ny iray, de lasa vao maika mikorontana io,de ianao tsy mahalala izay resaka nifanaovandreo talohany nanaovan'ilay namanao ilay acte ndray zao no ifatsaran'ny zvtr rehetra :o
le izy aloha maro ny zvtr eritreretina mety nahatonga an zan nefa lava be raha ho lazaina sy ho tantaraina eto avokoa
fa ny tsara de ampifanatseho eo izy roa de ho hitanao ny marina rehetra
zay fa mazotoa ary aloha isika rehetra eh:!::*

11. Aino
(
20/10/2006 10:47)
aleo aloha hiatahako mihintsy angamba izy mitramy fa tsss!!
izay sy ilay bandy tsy miaraka izany fa dia pinamaba be fotsony dia izany!! efa samy manana ny azy avoko ka samy maka ny toherany!
izay sy ilay bandy tsy miaraka izany fa dia pinamaba be fotsony dia izany!! efa samy manana ny azy avoko ka samy maka ny toherany!
13. Maholih
(
20/10/2006 14:11)
Ra tena namanao be izy dia mba jereo iany alo ny solution,resaho miaraka face à face dia hita izay tena marina,fa ra ohatra moa tsy dia tena oe namana be loatra dia samy halaviro aloha fa ianao ndray ve lasa hiasa saina nefa tsy nanao ratsy akory,ny marina tsy mba maty zany na ho ela na ho haingana e.Dia courage
14. cutie
(
20/10/2006 16:09)
Mpandefa : Maholih [ Valio ] 20-10-2006 16:11:17
Lohateny : Re : inn no ho lazaiko azy?
Ra tena namanao be izy dia mba jereo iany alo ny solution,resaho miaraka face à face dia hita izay tena marina,
ka tsy efa nataon'i Aino moa zany :roll::roll::roll:
16. xxx
(
20/10/2006 18:36)
Aino>> Tsy azoko koa ange enao zany e ! raha fantatrao fa HISY PBL le izy, nahoana enao no nanaiky norohany nefa le sipa koa namanao, zany le hoe "mandoro fiangonana"
18. vale
(
21/10/2006 02:02)
...mety nandainga tany @ le sipa izay le bandy oe miaraka nareo sy izy!! ietaketaho marina fa tssss, raha izany tokou fa le bandy tsy mahay mipetraka fa mandainga , mitady hanao saro-piaro @ le sipany fotsiny angamba izy e! de ietaketaho marina dôly alou, sa ve le vhv no saro-piaro de vao may nataony?:roll:, iza no mahita marina!!, aza mety ataon'ny ol fitaovana zany tsony Aino a, mety mihintsy nendry le hoe ihetaketaho aloha, le bandy no tena ratsy toetra raha ny fijeriko loha e!!;-)
19. Aino
(
21/10/2006 19:06)
Mpandefa : titis [ Valio ] 20-10-2006 21:47:23
Lohateny : Re : inn no ho lazaiko azy?
ka mety tampoka taminy le oroka deh nankafy koa i Aino ko!
tena tampoka mihintsy ka, fa izaho tsy nakafy izany fa nande nipitsika aingana aho.