Catalogue
1. fiaritiana
(
18/10/2006 22:58)
Hono oa ry reto sô dé mba mahita site momban ny catalogue nareo jupe,tailleur, pantalon, robe sns fa mijaly tsy mahita boky ndrai2
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
novalian'i mimich ny 23/10/2006 06:30
2. Fiffi
(
19/10/2006 05:29)
fiaritiana: fa inona no tena tadiavindry ? patron ve ? raha patron manko de hafa mihintsy fa raha juste catalogue hijerena sary fotsiny de hafa indray io an!
3. mimich
(
19/10/2006 05:54)
za ko ry fiaratiana tena mba mitady , ny ahy indray robe de soirée
raha ho ahy aloha tsy patron ee, fa tena juste catalogue hijerena modèle mihitsy.fa tsy haiko ny an'ny fiaratiana.
raha ho ahy aloha tsy patron ee, fa tena juste catalogue hijerena modèle mihitsy.fa tsy haiko ny an'ny fiaratiana.
4. Fiffi
(
19/10/2006 06:15)
http://www.asiamariage.com/gallery10.htm http://astrea.photo.doctissimo.fr/Robes-sans-reference-alb1398-1.html ireo aloha fa feno ange ao @ google an!
5. mimich
(
19/10/2006 06:53)
merci aky fiffi ahh, za mba nitady ihany fa tsy nahay nitady angamba:-*:-*:-*:-*
9. fiaritiana
(
19/10/2006 12:20)
Merci aky Fiffi sy ari nanome reo site reo a!!!
Fiffi a!!tsy patron fa tena modèle mits tahaka ny an i mimich
bisou be dôly
Fiffi a!!tsy patron fa tena modèle mits tahaka ny an i mimich
bisou be dôly
11. Fiffi
(
19/10/2006 17:36)
http://teemix.aufeminin.com/album/see_74614/les-plus-belle-robes-de-stars.html http://etranger.vivastreet.fr/annonces-vetements-occasion+etranger/show_pics2778949
12. fiaritiana
(
20/10/2006 11:49)
mci aky Fiffi fa dé tsara be dôly lé izy , mino aho fa ho afa po koa njy ry mimich @reo an!!
kiss:-*
kiss:-*
14. tisera
(
21/10/2006 11:39)
:-*:-* merci fiffi sy ari.malala : tena manja é! fa izaho izany tsy dia misy fotoana hanaovako akanjo mianjaika be loatra aty fa zara raha mba mamonjy fety , @ izany aza ny olona tsy dia mianjaika be fa dia mahafinaritry ny maso ireto izy . Misy hatoroko ireo havako hamonjy mariage sns...
16. mimich
(
23/10/2006 06:30)
fiaratiana> ie , eo ampisafidianana izay hatao voalohany mihitsy aho io hih
merci doly ee:-*:-*
merci doly ee:-*:-*
