Ho an'ny gasy andafy!

21. fijo ( 20/10/2006 22:04)
kozy ve
22. tisera ( 21/10/2006 06:45)
:( ka @ maha-olombelona na dia efa sasidy nekena aza ny handao ny tanin-drazana sy ny fianakaviana dia tsy maintsy mba manembonembona indraindray koa : tsy vatery hoe malahelo fa mba mahatsiarotsiaro é!
23. kitjo ( 21/10/2006 12:00)
za lo malahelo e..hahaha

soa za fa efa hody :P:lol:8):}
24. andry08 ( 21/10/2006 15:35)
soava dia
25. Fiffi ( 22/10/2006 12:56)
kitjo:
za lo malahelo e..hahaha
zao ve de hoe malahelo ?:)


26. kitjo ( 22/10/2006 16:58)
fiffi> ka za efa hody efa manisa andro sisa d afaka ny alahelo..:P
lasa malahelo ny aty singapour njay a refa tena hody..lol
27. Fiffi ( 22/10/2006 17:08)
ndryyy ! ka misy fotoanany avokoa ny zava-drehetra an ! de mahereza !
28. rakaroka ( 28/10/2006 20:11)
Izaho indray aloha dia tsy manim-podiana loatra , tsy hoe tamana koa fa mahaliana sy mahafinaritra ahy fotsiny ny zavatra atrehiko aty: 'zary manana fijery
Universel . 'Zary ny "monde" no tanindrazana dia Madagascar appartient à ce monde!
29. dinidinika ( 29/10/2006 15:53)
diso hevitra ianao tsara ny mahita zavatra vaovao aty nefa tsar lavitra raha ampiharina any antanindrazana na zato taona ianao aty dia toujour vahiny ihany nefa rahany dago ianao monina belle maison tonga lafatra ny fihainana tsy misy manavakavaka
30. Fiffi ( 29/10/2006 20:51)
zah indray mb te-hahafantatra hoe lhl sa vhv i rakaroka hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.424