Samantsy na Eseky

1. ds ( 17/10/2006 23:21)
Ho an'ireo mpankafy lalao Samantsy na Eseky :
misy lalao iray nifanandrinako (Championnat de France Nationale III 15/10/*2006) izay sao mety hahaliana anao ny hamakafaka azy.

jereo eto
novalian'i ds ny 30/10/2006 22:15
2. ds ( 17/10/2006 23:29)
3. fraz ( 18/10/2006 07:58)
Tena mitanaka mihitsy lery hanaovanareo azy. Miandry fotsiny sisa no azony atao :-) (Clouage, 7eme travsa, découverte,

Hay ve Samantsy zany ny Eseky e ? Izay aho vao nahalala an'izany.
4. lapino ( 18/10/2006 09:00)
Mbola betsaka zavatra tsy azoko ilay izy
5. Fiffi ( 18/10/2006 09:05)
lapino: hatraty io an!
6. Aino ( 18/10/2006 10:39)
ato atrano ry zareo misy anio kilalao io fa tsy mba mety haiko mihintsy ah!!
7. lapino ( 19/10/2006 23:27)
Izay vao azoazoko ilay izy, fa danzz! Tena hoe tsy misy azo atao intsony.
8. lapino ( 19/10/2006 23:51)
ds > mety ve raha ohatra ka misy atao analizy amin'ireny lalao nataonareo tao amin'ny lalao serasera ireny ?
9. white ( 24/10/2006 20:33)
tsy misy azoko mihitsy ny miditra sy mivoaka @ ilay eseky fa za mahay ese:*
10. ds ( 30/10/2006 22:15)
lapino:

ds > mety ve raha ohatra ka misy atao analizy amin'ireny lalao nataonareo tao amin'ny lalao serasera ireny ?

Azo atao daholo kanefa apetraka aiza ?
Tsara manko raha ny rehetra no miara-mandalina azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3379