Te ho namanao aho
21. Fiffi
(
01/11/2006 09:49)
jerisoa
Razanaka
melody
goliath
Mba azonareo fenohina ve ny mombamomba anareo raha azo hatao ? :)
Razanaka
melody
goliath
Mba azonareo fenohina ve ny mombamomba anareo raha azo hatao ? :)
22. melody
(
01/11/2006 18:00)
Fiffi, tsy misy firy ho lazaina akia ny momba ahy fa dia hoe izaho vhv, 2 ny zanako:wink:
24. raven
(
04/12/2006 10:12)
salut daholo eh!
za dia namanareo vaovao mba mitady namana toa anareo ko ka raha toa ka mahaliana anareo aho dia alefaso any amin'ny adiresy rakhouto@yahoo.fr ny valiny.Vehivavy 18-20 taona no zahaviko ary mba mivavaka dia tia mifandray aman'olona tsara, tsy miavonavona...
zay fa valoma ho mandrampihaona dia aza miandry ela fa sao lasan'ny olona eo(l)
a bientot!

25. Fiffi
(
05/12/2006 06:13)
raven , melody: na izany aza de ilaina kosa ny famenoanareo ny mombamomba anareo mba ahafantaran'ny namana hoe iza nareo kah ! manjary tsy fantatra na lahy na vavy na ahoana na ahoana , sns....:)
26. Sahoby17
(
01/02/2007 11:31)
salut andry06 miala tsiny raha izao aho vao namaly ny fangatahanao fa tena tsy fantatro mintsy oe ato @forum le izy no mivaly fa everiko fa alefany mail ka tena miala tsiny be de be zany an!!!! ny ana sahoby no hiantsoan'ny namako ana de 17 taona a zao mbola mianatra 1ère an ao @commerce ao @cntmad aty tana no mipetraka
mba omeo ahy ny adiresinao fa halefako any ilay sary
zay fa veloma ary manantena anao hamaly
mba omeo ahy ny adiresinao fa halefako any ilay sary
zay fa veloma ary manantena anao hamaly
andry06:
Tiako tena tiako ny hevitrao satria mifanaraka tsara @ foto-kevitro, mendrika kokoa aloha raha isika samy Malagasy no mifankatia voalohany, noho izany te ho namanao aho ka mba ambarao amiko ny mobanao rehetra alohan'ny hifanatrehantsika tava, raha azo atao alefaso ny sarinao.MISAOTRA(l)
28. epsedo
(
26/02/2007 18:52)
slt zan'iaan zan'aan za konkoh mba the ho namanao vaovao rysahoby17 ka raha sitrakao dia mba valio re :oops:ka mba omeo contacta re
29. ZEUS357
(
20/03/2007 10:18)
manahoana e! mafinaritra ahy ny toetsainao izay hita taratra @io msg io. lina @nao aho ary aza ovana zany toetsainao izany an!
mba omeo ahy ny tena email fapiasanao matetika
veloma vetivety
mba omeo ahy ny tena email fapiasanao matetika
veloma vetivety
30. epsedo
(
15/04/2007 19:49)
mba the hankasitraka ny namana mazoto misera ary tohizo fa tena tsara ry fiffy aa! :lol: ok
31. epsedo
(
16/04/2007 20:52)
slt the ho namanaoaho fa manirery ary atolotro ho antsika rehetra mpisera itreto hira ireto miandry anao an bodo sy mpinamanaan sitraka pazzapa ianao amin'izay an lalia dia tonga ny alina an mahaleo dia za mba mitady namana fa izaho rehefa alina otrizao dia misera foana alohany hatoriana handeha hatory aho aloha fa mandrampiresaka:?:(:{
32. zouas
(
09/05/2007 14:34)
za kou ange mba te honamanao e!!refa malagasy enao de malagasy toa ano kou zah saingy mbola tsy mifankahita eto dago isika e!! raha tena mila namana zao de alefaso ny adresse mail nao fa tena hifandray aminao zah ary tsy misy saina ratsy a, fa tena namana tsotra lelahy zah zao miresaka aminoa zah e!!!efa manana ny anjarako aho.Mbola mpianatra an!! fa efa mitady ny ho avy koa e!!
ok!!
ok!!
33. sympa
(
10/05/2007 00:19)
Sahoby17:
salut andry06 miala tsiny raha izao aho vao namaly ny fangatahanao fa tena tsy fantatro mintsy oe ato @forum le izy no mivaly fa everiko fa alefany mail ka tena miala tsiny be de be zany an!!!! ny ana sahoby no hiantsoan'ny namako ana de 17 taona a zao mbola mianatra 1ère an ao @commerce ao @cntmad aty tana no mipetraka
mba omeo ahy ny adiresinao fa halefako any ilay sary
zay fa veloma ary manantena anao hamaly
andry06:
Tiako tena tiako ny hevitrao satria mifanaraka tsara @ foto-kevitro, mendrika kokoa aloha raha isika samy Malagasy no mifankatia voalohany, noho izany te ho namanao aho ka mba ambarao amiko ny mobanao rehetra alohan'ny hifanatrehantsika tava, raha azo atao alefaso ny sarinao.MISAOTRA(l)
8-)8-):-/:-/:-/ de tounde zany ve marina kle :?::?: raha otry io ny valiny avy eo de za ko te ho anisany ho namanao kle :!: :-D:-D:-D:-D=))=))=))
Vazivazy io an :!::-D:-D:-D
Faly zao mahafantatra anao aloa eeee :!:;-);-):-*:-*:-*
34. epsedo
(
19/06/2007 17:36)
slt manahoana havako namako njakatiana havako namako ianareo fa nofo sy ra ary malagasy toa ahy toetsaina malagasy fisainana malagasy zany hoe:gasy tanteraka