Te ho namanao aho
1. Sahoby17
(
17/10/2006 10:17)
Salut,
TIako enao satria Malagasy toa ahy ary tena tiako ra ho namako Ka mandray anao ary aho:D(l)
TIako enao satria Malagasy toa ahy ary tena tiako ra ho namako Ka mandray anao ary aho:D(l)
novalian'i epsedo ny 19/06/2007 17:36
2. andry06
(
17/10/2006 10:27)
Tiako tena tiako ny hevitrao satria mifanaraka tsara @ foto-kevitro, mendrika kokoa aloha raha isika samy Malagasy no mifankatia voalohany, noho izany te ho namanao aho ka mba ambarao amiko ny mobanao rehetra alohan'ny hifanatrehantsika tava, raha azo atao alefaso ny sarinao.MISAOTRA(l)
3. Aino
(
17/10/2006 10:55)
tsy akifidy ve le namana?
raha izany manko dia mba anoratra anrana koa aho ko!!:-*
raha izany manko dia mba anoratra anrana koa aho ko!!:-*
4. fiderana
(
17/10/2006 12:22)
zah koa mandray anao, tsy misy avangavana.8), raha toa ka tsy mifidy taona no hilainao hifandray aminao,8)
5. robot
(
17/10/2006 13:04)
zany tokoa ka malagasy :-*,ary ho raisiko tokoa raha tena ka vonona ny ho namana
tohizo fa mahafinaritra
fa tsy midika zany fa tsy malagasy ny sasany an!
fa isika rehetra dia malagasy avokoa =D=D=D
tohizo fa mahafinaritra
fa tsy midika zany fa tsy malagasy ny sasany an!
fa isika rehetra dia malagasy avokoa =D=D=D
6. goliath
(
17/10/2006 18:23)
efa ela aho no naniry hanana namana akaiky vehivavy!
koa raha misy te hilatsaka antsitrapo dia malalaka ny foko!!!
koa raha misy te hilatsaka antsitrapo dia malalaka ny foko!!!
7. lapino
(
17/10/2006 18:39)
Sali Sahoby,
Ary ianao kay tia manjono an! :wink:
Tairo za miantoka haranjono dia ianao miantoka tsonjo :°):°)
Ary ianao kay tia manjono an! :wink:
Tairo za miantoka haranjono dia ianao miantoka tsonjo :°):°)
9. yolinia
(
17/10/2006 19:48)
Za koa te ho namanao ra sitrakao na lahy na vavy samy tiko daolo fa ny lehilahy no tiko bebe kokoa hi!hi!hi!hi!:^):-D
11. valenciah
(
18/10/2006 08:21)
[quote=goliath]
efa ela aho no naniry hanana namana akaiky vehivavy!
koa raha misy te hilatsaka antsitrapo dia malalaka ny foko!!!
[/quot
salut ndry afaka minamana isika sady za io koa akia mitovy @ndry fa ra mety de tsy aleo ve mifankalala bebe kokoa de ty ny mail de mifanoratra eo an ! ryvalelly@yahoo.fr
zay aki bye A+

12. lapino
(
18/10/2006 08:59)
valenciah, tsara be ilay adiresy mail-nao hoe ryvalelly. Ilay hoe ryva izao no nom sa prenom amin'izao? :wink:
14. tslem
(
19/10/2006 11:45)
enao tia mizahazaha io ve hatraiza no fetrany?dia tany mena sa tany manga no tena tianao zahàna fa sô mba misy aty aminay, ra te lomano enao d refa avy manjono iny tsika d mitsoraka ao anaty dobo fa tsisy piscine an.:lol::lol::lol::lol:
15. jerisoa
(
22/10/2006 12:10)
:D:)(l)te hanana namana gasy aho sy izay rehetra tia sy naman'ny gasy tsy ankifidy na any antanindrazana na aty andafy na aiza na aiza mba hifampizara ny maha manja ny gasy.
16. Fiffi
(
22/10/2006 17:30)
jerisoa: fenoa aloha le mombamomba anao fa tsy fantatra na lhl na vavy na ahoana an! na aiza sns...
17. fasaly
(
22/10/2006 17:59)
Sahoby17:
Salut,
TIako enao satria Malagasy toa ahy ary tena tiako ra ho namako Ka mandray anao ary aho:D(l)
ny namako dia namako iany , ianao de namako kou!:wink::-*
18. Razanaka
(
23/10/2006 05:58)
yolinia:
Za koa te ho namanao ra sitrakao na lahy na vavy samy tiko daolo fa ny lehilahy no tiko bebe kokoa hi!hi!hi!hi!:^):-D
19. Razanaka
(
23/10/2006 06:00)
Mankasitraka izay rehetra te hifandray amiko ny tenako mba hifampizara fiainana e
20. melody
(
26/10/2006 21:15)
Mankasitraka izay rehetra te hifandray amiko ny tenako mba hifampizara fiainana e
Razanaka: hifampizarana fiainana ahona aloha e?