Inona no atao hoe: politika?

21. akama2006 ( 18/10/2006 12:48)
fijo> marina tsy misy analana! fa ny lalana dia azo ampiaraina sy efa na mbola hampiarina amin'izy ireo raha tratra hoe ny volambahoaka no nampisainy!

raha vola miditra aminy tsy olana fa raha misy volambahoaka sy resaka influence politika dia izay ilay tsy mety!

ka io aminy resaka fanekena ny lalana sy fampiharana azy io no anovako fanamarihan eo mainy tsy itovizana!izany hoe misy fefy manakana ny gaboraraka!sinon!ny ambiny dia ekeko ary itovizako hevitra aminao sy prime!
misaotra!
22. prime ( 18/10/2006 12:49)
rakaroka:
Tsy amin'ireo lé olona...tsy hoe tsy fahavononana fa fakàna position!
d tandremo ary sao ela fidona... ka tsy ho lasa mihitsy le olona raha izany fa hiandry dispatch'na portefeuille indray v? sa hiandry fifidianana @ parlement? sa...? sady mila aty @ tanàna raha hanao zavatra fa tsy be resaka any fotsiny dia lasa tsy hain'ny olona aty... no sady mila miasa koa ho hitan'ny olona hoe tena manao fa tsy be kobaka ohatr'ireo mahazatra...
23. fiderana ( 18/10/2006 13:14)
diam >> zah tsy mahay politika hafa afa tsy ny politikako, mihary vola, dia mampifalifaly tena:lol:
24. fijo ( 18/10/2006 20:09)
akama,ekeko fa misy aty tokoa io lalana mamefy io,saingy iaraha mahalala fa hiodinandry zalahy fotsiny anie e.jereo ny nataon'i robert hue,ry pasquat,iza koa le ao corse iny.ao nice moa tsy lazaina,fa ao no tena misy azy.chichi moa dia efa matahotra hoe raha tsy filoha intsony aho dia akory?????tiberi moa efa nandray ny azy.
manao aby ireo,fa mody miholikolika eo.na PS io na mena vozona,na UMP
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4004