tsy foiko

21. ninih ( 17/10/2006 16:36)
zany ouz!!!!!!
22. Aino ( 17/10/2006 17:39)
ninih ka misy anie anke le tena miseho tsy ho azo alaminina mihintsy fa izay teny sy hopa sns ihany ny azy no asesiny fa tsy miheno ny anao mihintsy!!
ka izay no anomezana azy any daka hipitsika lavitra any na koa malalaka ny varavarana hoy ilay fiteny, rehefa tsy mataty tokony tsy miteny na tsy mijerijery sns fa eo no be vava!!:twisted:

fiderana efa nalamina ny @ izany fa tsy misy miala iznay eo!!
23. robot ( 17/10/2006 17:44)
aleo ianao eo ihiany fa aza miala zany fa raha miala ianao mangina be ny eto @ sera2
sady efa lasa tsy mamely koa izy ity ,nanomboka nisian'ireo olona vao2 sasany,tsy hoe manilika ny namana vao2 ,fa hafa ihiany ny taloha eh!
zany no mahatonga anay tsy mamaly ny msg sasany io
fa to lasa miteninteny fona ny ankamaroany
24. Aino ( 18/10/2006 10:06)
robot nefa mitandrema fa tsy ny vaovao koa anie fa dia ankabehazany hireo taloha no nanonjana ary @ izoa dia mamerina ny fanaony indray izy eh!! fa be @ hireo namana vaovao koa no mafinaritra.
25. ninih ( 18/10/2006 12:16)
Aino: aleo ho any izay tsy tia ozy ny hira zay e! fa na izany aza tsiky de ampy tsy hirahirahina azy kah!
26. mimich ( 18/10/2006 12:41)
Aino:

niangavy ahy i Fy mba hiala tsy ho namana eto @serasera hintsony!!!
nefa dia tsy mahafoy any hireo namako sy ireo izay efa noraisiko tahaka ny pirahintampo taminko aho!!



Ainao ah , ndry ty aky de mahita sujet mihitsy , ao ny mampihomehy ao ny mahonena , ao ny mahalasa saina

miakina amin-dry ihany aky zany ahh!! ze mahasoa an-dry atao fa tsy izay mahasoa ny olona.
27. ninih ( 19/10/2006 09:04)
:-*
28. Aino ( 21/10/2006 19:37)
ninih marina anky izany ah!! kiss njy:-*

mimich hihihihi ko tsy maintsy izay moa ilay fihainana ah!! samy misy kely azy rehetra, nany soa nany ratsy.
29. ninih ( 23/10/2006 15:48)
Aino: :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2809