tsy foiko

1. Aino ( 13/10/2006 16:09)
niangavy ahy i Fy mba hiala tsy ho namana eto @serasera hintsony!!!
nefa dia tsy mahafoy any hireo namako sy ireo izay efa noraisiko tahaka ny pirahintampo taminko aho!!
répondu par ninih le 23/10/2006 15:48
2. sipagasy ( 13/10/2006 16:36)
Oagray fahagagana ny ahy nga rey olona misy izay koa????? fa iza i "Fy" no mahasahy misakana ny olona tsy ho mpikamban aato???? mmhhhhh aza asiana fialonana hoy aho ny fiainana e!!!
3. Aino ( 13/10/2006 16:52)
sipagasy izy indray namana ato ka, saingy olona ato atrano izy fa tsy iza ankory ka!!
4. sipagasy ( 13/10/2006 16:54)
hihihi kay ve resaka olona samy 1 trano e! hihihih ataoko fa tsy mifankahay aza anie e! hihihi mazotoa aza e!

dia miala tsiny e!
5. booboo ( 13/10/2006 17:14)
Ngôdé variana be loatra eto kosa ary Aino dia zany no hitenenan'ny ao an-tranonareo an'izany....

Soa fa nofaritanao hoe mpiray trano nareo fa zà koa gaga tahaka an'i Sipagasy t@ voalohany :roll:
6. Fiffi ( 13/10/2006 17:44)
ka maninona raha lazaina tsotra any fotsiny izy eh!
7. fasaly ( 13/10/2006 18:56)
sao de varina lotra be marina ato i aino::wink::Padino ny fenarana ny havana sns...:-D:-D:-D
8. boubounezy ( 13/10/2006 19:39)
aleo marina atao resaka antrano le izy ra zany a! fa ra namana eto njay alou dé tena tsy ny ataony fa asio réglage automatika
9. xxx ( 13/10/2006 20:09)
Mba manao vazaha mody miady kou reto marina
10. robot ( 14/10/2006 06:36)
fa manin hono eh!
11. Fiffi ( 14/10/2006 06:58)
de tsy hay intsony fa ohatran'bizarïda koh le dinika ary koh !
12. sipagasy ( 14/10/2006 07:03)
za koa tena variana kouuu
13. Aino ( 14/10/2006 07:54)
non izaho tsy variana ato fa mianatra tsara saingy efa fazarako le mandalo kely isan-andro.
fa izaho le matetika misy mila vanona io faona no antony!!
nefa efa nilaza aho fa raha misy aza hoa efa zakako faona ko!! efa ho 3ans ihany no nidirako teto ve ary efa ho tahaka izay no nisy ny pilavanona.
fa ny fianarako mande tsara fa tsy miditra @ ilay izy ny fianarana.
14. malalatinasoa ( 15/10/2006 06:49)
Aino:

non izaho tsy variana ato fa mianatra tsara saingy efa fazarako le mandalo kely isan-andro.
fa izaho le matetika misy mila vanona io faona no antony!!
nefa efa nilaza aho fa raha misy aza hoa efa zakako faona ko!! efa ho 3ans ihany no nidirako teto ve ary efa ho tahaka izay no nisy ny pilavanona.
fa ny fianarako mande tsara fa tsy miditra @ ilay izy ny fianarana.


Izay mitady mila vanony @njy akia dia asaivo kapohiny Fy @ kibay a, :wink:
15. Aino ( 15/10/2006 15:43)
malala aleo izhao ihany no hikapoka azy ka!! izay mitsifatsifana aty de mahazo ny daka avy ao ariana. lol
16. Angie ( 15/10/2006 21:43)
No comment

Fo miantso e (l) :-D (l)


17. ninih ( 16/10/2006 08:03)
:roll: :-D
18. Aino ( 16/10/2006 17:58)
:-$ de tahavo mbola tsy mangina de homena ny daka :arrow:
19. ninih ( 17/10/2006 13:33)
aza homena daka izany fa :) de ampy ko!
20. fiderana ( 17/10/2006 16:26)
Ndray...! izaho namanao hafinaritra noho i fy ary mbola hafinaritra foana, tsy manafitohina, fa mifanazava fotsiny, na izany aza azavao aminy fa misy namana tianao koa ato, fa aza asiana asarotam-piaro hoe, izany an!...8)8)8)8):lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098