Tour de Madagascar 2

21. Bakobako2 ( 18/10/2006 17:50)
de tsisy nijanona zany tao Manga eto mora ! , Moramanga manko e ! natahotra an'le andro merika dôly zay fa hitako eo. Mbô tsy lasa toko klouny fa isakin'ny mandalo eo amin'io Moramanga io an de avy foana ny orana.
22. totofy ( 19/10/2006 10:24)
aiza no hoe avy orana foana refa ao moramanga ,ity ny elo ry bakobako2 a! sa aleo elobe mba ho omby olona roa, zah io zao vô mijery ny lalako hoe ho aiza ambatondrazaka sa toamasina , tena misaraka izy eto an ... eleo alou hitady manga mora handinihina azy
23. tslem ( 19/10/2006 11:31)
Tena natory be aho tao anaty fiara dia tsy haiko intsony hoe aiza no misy ahy amizao ftn izao,toa Antsapanana, toa Brickaville, aiza ah zany ry reto fa very a!ato anaty tôm bil koa tsisy oul mitsy.sa mbola Moramanga?
24. natia ( 21/10/2006 14:18)
atambatambaro kely lé fré antsika ao azafady o!:^)
25. Bakobako2 ( 21/10/2006 17:52)
natia ? ary mandé Bus njiko ziska tômasina an,enjana njay zany , de mandroso mihemotsa ve?
totofy merci tam le elo an, za kou nividy manga de potsitra tao anty harona loooza,
tslem> ary nierotra be se tam le natory teo an ,zao tsy nahita payzazy
26. hery ( 24/10/2006 09:15)
BRICKAVILLE

Tena efa niova tanteraka ny tontolo manodidina. Manjary misy Coco maniry. Ny orana avy foana. Misy akondro manta maromaro manamoron-dalana. Ny andry zareo aty apetraka fotsiny amoron-dalana ny akondro dia rehefa elaela angamba dia masaka ho azy... sa halain'ny kamion ireny?
Tsy nisy olona fantatra mihitsy dia voatery niditra hotely ihany (Raha nisy ve moa tsy efa niteny teto :-))
Anisan'ny nahagaga ahy koa ny endriky ny trano... ankoatr'ireo trano simà efa somary rava ny tafo, ravan'ny siklaonina hono, dia trano ohatran'ny namboarina tamin'ny zozoro izany.
Tena tonga aty amin'ny Faritra Atsinanana tanteraka isika izany.
27. kitjo ( 24/10/2006 10:00)
Hay le,
Hitako dol nandalovanareo fa za mbola vaky pneu eto Antsampanana dia mihinana pokanel aloha!

Ampindramo krika e, d samia mandray fa bdb ny fintsa sns..raha noana dia mandrosoa fa efa masaka ny amalona sy henakisoa
28. pissoa ( 27/10/2006 07:14)
Kaloo hankafy an'i Brickaville mandram-piandry an'ize mahita lalana fa ngo de very any zah :-D:-D:-D
29. andry08 ( 27/10/2006 22:25)
De mifika fary kely aloha no sady maka aina!(Fary ny manodidina kooo!Tsy misy afatsy io!
30. sipagasy ( 28/10/2006 08:07)
haingana injy ry kitjo fa feno mpam's anie hono eny e!!!! hihihihi
31. zananikely ( 29/10/2006 21:04)
Tsy haiko na marina natsia fa ny fantatro dia 5km ny bouchon eto brickaville izao,fa toa hoe nisy nanapoaka ny tetezana ao aloha ao.Izaho koa vao taitra ka sao dia nofiko aza izany?
32. pissoa ( 17/11/2006 08:48)
De sanatria ve tapitra eto le voyazy :cry:
33. jajaf401 ( 17/11/2006 09:26)
efa aty tamatave ville zahay no miamby nareo de eto aloha miresaka @ candidat Roland, de mihinana letchis manta; fa mbola mitarika aloha zahay fa aiza nareo zao; alefaso sms raha tsy maharaka na nitsoka an-daharana!!! =))
34. Bakobako2 ( 18/11/2006 15:38)
Pissoa , de avy eo njay miverina fa nga tsy hody fa hipetraka aty Tamaga , za laniny moka tsy avotra , fa aleo asina feverana ny mody.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367