andefimandry

21. miangalyandria ( 20/10/2006 17:12)
Zay mihitsy booboo a ! Efa hoe andefimandry ho'aho ! bemarenina !!! :-P
22. Fiffi ( 20/10/2006 18:14)
:-D:-D
23. belaza ( 20/10/2006 18:22)
ka ny lehilahy izany no andefimandry raha ny fanazavany dadambelo teo e? satria hono olona eo anilany fo(ankavia) oay kay ny vehivavy le. mba azavao tsara ary fa somary domadoma ihany ny aty e
24. dailynews ( 20/10/2006 22:38)
ka samy afaka miteny daholo hoe andefimandry na ny lehilahy na ny vehivavy, tahaka ny hoe vady ihany sa?
25. cutie ( 21/10/2006 00:13)
Mpandefa : Andriambelo [ Valio ] 20-10-2006 10:39:46
Lohateny : Re : andefimandry
Avy amin'ny teny angilsy izy io :an-left-mandry, izany hoe olona mandry eo anilan'ny fo. (Ny fo mantsy eo ankavia)

zay ny mahatonga ny vhv matory avy eo ankavia zany :lol::lol::lol:
26. belaza ( 21/10/2006 13:01)
ka ny vehivavy izany no andefimandry eto raha izany fanazavany dadambelo izany. nefa misy koa ny vehivavy milaza ny vadiny ho e andefimandry an:@
27. andry08 ( 21/10/2006 13:29)
=))=))=))inona ny marina e!
28. dailynews ( 21/10/2006 14:29)
izaho milaza ny vadiko koa hoe andefimandry...hmmm!
29. belaza ( 21/10/2006 18:54)
za ndry milaza ny vadiko hoe sèrih
30. xxx ( 23/10/2006 17:44)
mety ny lhl no atao hoe andefomandry satria ny lehilahy no mitandefona sy fiadiana
31. Andriambelo ( 24/10/2006 12:55)
Hoy Cutie
zay ny mahatonga ny vhv matory avy eo ankavia zany

Fa raha mandry ilika eo an-kavanana ny vehivevy dia lahikely angamba ny zaza e ?
32. xxx ( 24/10/2006 13:25)
Andriambelo:

Avy amin'ny teny angilsy izy io :an-left-mandry, izany hoe olona mandry eo anilan'ny fo. (Ny fo mantsy eo ankavia)



Ahoana koa izany teny ny antsasany teny gasy dia ny antsasany teny anglisy izany ?
33. Andriambelo ( 24/10/2006 15:26)
Vazivazy daholo kanjo ireo voalazako ireo fa izaho koa tsy mahafantatra ny fihavian'ny hoe andefimandry e ! Raha ny tonga ao an-tsaina dia hoe "lefitra" (ft. ny hoe "mandefitra") sy "mandry" no mitambatra.
34. belaza ( 25/10/2006 09:45)
tena ny vhv zany no andefimandry ary ny lhl no andefomandry raha aravona ireo hvt bdb ireo an hihihii!!!
35. naritsimba ( 06/11/2006 09:52)
Andefimandry no izy.

Ny hevitr'izy io dia hoe: lefitra + mandry.
Niantsoana ny vady izy io. Ny mpivady dia miray fandriana, koa raha tsy misy ny fandeferana tsy afaka ny hiray fandriana ny mpivady.
Matetika no misy ny disadisa eo @ mpivady fa rehefa ao am-pandriana kosa dia mandeha @ izay ny resaka ary dia mifandefitra ny mpivady ary dia milamina ilay disadisa teo @ izy roa. Izany hoe ao am-pandriana no teraka ny fandeferana eo @ mpivady ka teraka avy amin'izay ilay teny hoe : ANDEFIMANDRY.
36. dailynews ( 06/11/2006 17:50)
naritsimba> hanky va re?
37. raryjaz ( 23/11/2006 10:44)
:evil::twisted::*:?:8O:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4672