andefimandry

1. dailynews ( 12/10/2006 13:38)
maninona ry reto ny vady no antsoina ihany koa hoe andefimandry? avy aiza io teny io sns...
novalian'i raryjaz ny 23/11/2006 10:44
2. cutie ( 12/10/2006 14:10)
satria miara mandry
Sa tsy zany ???
Tsy haiko aloha e :lol:
3. Fiffi ( 12/10/2006 14:33)
tsy mahay !
4. lapino ( 12/10/2006 15:08)
fa andefimandry sa andefomandry no izy e?

Raha andefomandry manko, dia mety avy amin'ny hoe : lefona, mandry.
Iza moa ilay niteny hoe trobarana? :-D:-D:-D
5. Hubert ( 12/10/2006 15:37)
Ny akademika Malagasy no namorona io teny : Andefomandry io; hilazana ny vady.
6. pissoa ( 12/10/2006 15:55)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. miangalyandria ( 12/10/2006 16:07)
andefimandry no izy fa tsy andefomandry ! misy hoe lefitra, eo anilanao eo na milefitra aminao rehefa mandry :-D:-P O ry Naritsimba aaaaaaaaaaaa !!!! Naritsimba ôôôôôôôôô !!!! Ampio hoe io fanazavana keliko io
8. dailynews ( 12/10/2006 17:10)
hay andefomandry izany ilay izy fa tsy andefi..???
izaho izao nisaina hoe angamba avy amin ny teny hoe mandefitra..dia mandefitra ianao amin'ny olona izay vadinao io mandra pandrinao izany hoe mandra pahafatinao??? asa aloha... izay no tao antsaiko.
9. dailynews ( 12/10/2006 17:12)
odry kay io ambony io i miangalyandria vao nanitsy azy..ka iza izany no marina ry reto? izaho aloha andefimandry foana no tao antsaiko h@ izay e. mety ho diso aho.
10. mimich ( 13/10/2006 06:26)
andefimandry no izy. ny fanazavana azy aloha tsy haiko ee.
i francis turbo ndray no namorona nanao blagy hoe andefomandry, de ny lhl hono no tena tina lazaina amin'io satria ny lhl ho no manana lefona ka mandefona rehefa mandry:-D:-D:-D
11. Hubert ( 13/10/2006 06:45)
teny diso tsy mba kabary re olona â! Andefimandry no izy, ary marina ireo filazana ataon'namana sasany eo aloha ireo.
12. naritsimba ( 13/10/2006 13:07)
efa nanazava ny hevitr'io teny io aho teto fa dia jereo any @ lohahevitra any e!
13. booboo ( 13/10/2006 17:15)
efa tsy hita tsony iny lohahevitra iny Naritsimba a...tsy efa t@ herintaona na 2 taona kosa ve iny ?
14. pissoa ( 13/10/2006 17:23)
:-D:-D:-D
15. belaza ( 19/10/2006 18:54)
andevomandry
16. dailynews ( 19/10/2006 19:25)
belaza:

andevomandry

aahh????


17. Andriambelo ( 20/10/2006 08:39)
Avy amin'ny teny angilsy izy io :an-left-mandry, izany hoe olona mandry eo anilan'ny fo. (Ny fo mantsy eo ankavia)
18. booboo ( 20/10/2006 11:30)
Andriambelo > elaela tsy tazana :D.
19. belaza ( 20/10/2006 11:32)
fa iza le andefomandry, le lehilahy sa le vehivavy aloha e?
20. booboo ( 20/10/2006 12:04)
belaza > meteza ahitsy kosa e ! vao io Andriambelo manitsy hoe Andefimandry no izy dia ianao zao andefoandefomandry izao ihany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3182