hono ho'aho

21. Fiffi ( 11/10/2006 18:16)
mazava be ny fanazvan'i ds ! :)
22. titis ( 11/10/2006 21:41)
rah le olona mpifankatia misara-toerana elabe ireny zany mety tsy aharitra rah izany ah!
23. cutie ( 11/10/2006 21:42)
ie :lol::lol::lol:
24. fasaly ( 12/10/2006 06:11)
titis: iny hafa ndray kou! sam mamba be avy eo kou! fa ny managalapihinana mety possible:?
25. lapino ( 12/10/2006 06:15)
titis:
rah le olona mpifankatia misara-toerana elabe ireny zany mety tsy aharitra rah izany ah!
Ary raha mampiasa firaisan-davitra?! :-P:wink:
26. fiderana ( 12/10/2006 08:15)
lapino>> ahoana koa izany firaisan-davitra izany, sa hoe mangalampihinana kely raha mba manina?:roll:
27. ikalakintina ( 12/10/2006 08:51)
fiderana! angamba am alalan'ny telephone na email, na tchatche :-D:-D:-D:lol:
28. titis ( 12/10/2006 12:03)
lapino a!de hoboridana eo @ web cam zany?
29. fasaly ( 12/10/2006 16:11)
fidràna: firaisana eto am net zany firasiandavitra zany juste firaisana virtuel:wink::°)
30. mbaliana ( 13/10/2006 09:56)
resaka parole parole parole...
31. fasaly ( 13/10/2006 10:20)
otrnalay hiran'i "dalida" ve zany ry mbalina?:°)
32. fiderana ( 13/10/2006 11:22)
fasaly>> ka tsy interessant izany, fa rehefa manao firaisana izany anie mila mba mifampisafosafo ê!, de ahoana koa no hampety izany?:oops:
33. cutie ( 13/10/2006 14:34)
eny wa ry fiderana:-D:-D:-D
34. fasaly ( 13/10/2006 18:54)
fidràna: ka raha lasa nianasa aty andafy toi ohatsa de i raoftsy tavela any madà de aon! tsy maity hionona amzay iany ange e!:wink::P
35. Fiffi ( 13/10/2006 20:08)
36. fasaly ( 13/10/2006 22:25)
mifampijery am cam:wink::P
37. Fiffi ( 14/10/2006 08:59)
hummm ! de ho hampy ve ?
38. cutie ( 14/10/2006 19:21)
tsy ampy zany :lol::lol::lol:
39. Fiffi ( 14/10/2006 21:38)
hummm ! de inona no hanampiana azy ary ? :)
40. fasaly ( 14/10/2006 22:20)
katao akory fefa misy anzany klou!:P;-):-D:-D
jerena raha efa naniry ny volo, na efa afaka lay mony teo am andrina, jerena raha notapahina ny volo
jerena raha mbola lay shirt afakomaly no nanaovany anjonay:°):wink: raha mifampijery isananjo nge otra'ny mifanakaiky be foana fa tsy afaka mifampitsapa fotrony e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0417