hono ho'aho

1. titis ( 10/10/2006 20:59)
Mampifamatotra ny fitiavana ve ny firaisana ara-nofo?
novalian'i lebatoto ny 14/02/2007 09:29
2. cutie ( 10/10/2006 21:21)
tsy voatery :lol::lol::lol:
3. Fiffi ( 10/10/2006 21:28)
tsy voatery marina satria ao ny manao an'io ny asany!
4. cutie ( 10/10/2006 21:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. fiaritiana ( 10/10/2006 21:44)
rehefa samy leo koa dé tsisy fitiavana tsony!!
6. titis ( 10/10/2006 22:03)
Ny mpivarotena tsy ao anatiny a!fa hoe fitiavana zany hoe misy fitia ao.
7. cutie ( 10/10/2006 22:05)
titis hay ve e
raha io njay de tena mampifamatotra :lol::lol::lol:
8. soanja ( 11/10/2006 00:07)
titis:

Mampifamatotra ny fitiavana ve ny firaisana ara-nofo?

Ny tsapako alo de hoe misy ny hoe alohan'io ianao no mahatsapa fitiavana de rehefa vita de tsy mahatsapa n'inn n'inn intsony. Asa na inona no nitranga tao? Fa ny tena fitiavana dia mampifamatotra io kah. Mampiroso amin'ny lalindalina.

9. Fiffi ( 11/10/2006 05:45)
ny tena fitiavana oui !
10. fasaly ( 11/10/2006 05:54)
mampifamatotra ny fitavana io ka! karazana ingrediens mampandroso ny fitavana fa ao ny manao toto afo ao ny mande milamindamina ao no somary otrzay, indrindra fa tena misy ny complice amin'io de tena hummmmm! maharitra lay fitavana:wink:
11. Fiffi ( 11/10/2006 06:27)
titis:
Ny mpivarotena tsy ao anatiny a!fa hoe fitiavana zany hoe misy fitia ao.
raha izany indray de tena mampifamatotra ny firaisana satria misy complicité !


12. diamondra27 ( 11/10/2006 06:59)
arakaraka ny olona ihany io

fa ny tena tadiavina matetika de le tambitamby sy teny mamy de ampy.
Satria ahoana ary no ataon'ireny zokiolona tsy afaka miray ireny intsony nefa mbola mifankatia be ry zareo.
13. vakiniadiana ( 11/10/2006 10:21)
Za manohana an'io hatramin'ny farany ka :D
14. fasaly ( 11/10/2006 11:08)
diam: ka ho aiza tsony kou mou ny antitra fa mifanohatohana eo sisa e! raha tsy hifakatia am 'izy efa antitra iny de azy ny azy:°):-D:-D
15. fiderana ( 11/10/2006 11:45)
role segondaire eo @ fitiavana io, ary tsy azo amaivanina mihitsy, satria avy @izany no hipoiran'ny izay ho loharanon'ny tarana any aoriana izay mitondra firaisana sy fifamatorana be eo @ mpivady.
16. ds ( 11/10/2006 12:04)
diamondra27:

fa ny tena tadiavina matetika de le tambitamby sy teny mamy de ampy.

Ka tsy mila manao firaisana intsony izany...
Ny firaisana dia làlana iray mitondra any amin'ny faratampon'ny fahafinaretana. Misy hafa koa kanefa toa tsy ampy raha tambitamby sy teny mamy de ampy fotsiny.

Satria ahoana ary no ataon'ireny zokiolona tsy afaka miray ireny intsony nefa mbola mifankatia be ry zareo.

Rehefa miha lehibe dia miaina na tsy misy intsony ilay "tsirim-piraisana" (libido) izay manosika antsika hikatsaka ny faratampon'ny fahafinaretana.
Asa raha mampifamatotra ny fitiavana tokoa ny firaisana ara-nofo. Fa raha tsy misy na tsy zarizary ny firaisana, dia mety tsy hateza ilay fatoram-pitiavana .
17. cutie ( 11/10/2006 14:17)
fa ny tena tadiavina matetika de le tambitamby sy teny mamy de ampy.

nga reo koa tsy tafiditra ao @ le firaisana :-D:-D:-D
18. booboo ( 11/10/2006 14:22)
eka :°)
19. cutie ( 11/10/2006 14:24)
za mba gaga:-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 11/10/2006 16:32)
ds: merciiii! tena zay mitsy lay izy:°)
io de anisan'ny source mampifankatia ny couple,
diam lay antitra anie tsy afa manoatra tsony am resaka firaisana ara-nofo e!:wink: de mazava ho azy mifakatia am zavatra hafa njay zareo, fa tandremo fa mbola manana desire izy ireny fa tsy mahavoka fotsiny....mety am fomba hafa njay no hi ramplacer-njareo anlay firaisana ara nofo asa tsy haiko hoe safosafo fotsiny na :roll::roll::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0643