Haninona any Toamasina i Pierrot?

21. kitjo
(
09/10/2006 10:18)
mbola tsy naheno fanambarana ofisialy avy amindra8 na ny mpitondra aloha izao afatsy ny ASECNA zay namoaka ny didy hanakatonana ny seranana ka samia samy milaza zay lazainy fts

22. prime
(
09/10/2006 12:29)
kitjo> tsy ny ASECNA fa ny ACM...
fijo> marina tanteraka io lazainao io... tsy hoe mitranga ny zavatra vao hitady vahaolana fa rehefa hita fa hisy zavatra hitranga dia raisina mialoha ny fanapahan-kevitra fa tsy misy rà mandriaka vao hoe ahoana indray iny...
fijo> marina tanteraka io lazainao io... tsy hoe mitranga ny zavatra vao hitady vahaolana fa rehefa hita fa hisy zavatra hitranga dia raisina mialoha ny fanapahan-kevitra fa tsy misy rà mandriaka vao hoe ahoana indray iny...

23. mandrindra
(
09/10/2006 15:45)
ka io anie ilay lazaiko atys mabadika atsy hoe azo navela nidina teo lery dia niseho nilay bekabary sy nanao wari wara teo. dia rehefa vita ny lamesan'i lery dia samborina izy. dia aiza no hitranga ny korontana?

24. Stone
(
09/10/2006 16:32)
Mety mihitsy ny nataon'ny mpitondra ka, mba hialana @korontana. Tsy azon'i Daddy mihitsy ve fa adimpoko ange no tadiavin'i Pierrot e? Ka raha hoanay merina aloha dia mety ireny fepetra ireny.

25. labomba
(
09/10/2006 17:35)
Stone:
Ka raha hoanay merina aloha dia mety ireny fepetra ireny.
Stone> Inona ny tianao ambara? Tokony samy hilaza ny heviny daolo ve zany ny foko rehetra eto madagasikara? Aza asina resaka fiaviana mintsy ny forum mba hitandroana ny filaminana.
Ary tsy enao rery no merina eto fa aza miteniteny foana, sa enao no hisolo vava ny merina eto? Za alou merina fa za tsy mitabataba ho merina ohatranao izao.

27. Stone
(
10/10/2006 00:09)
Labomba, izaho dia anisan'ny tany tamatave t@ 1972/75 fantaro tsara ny zavatra teneniko, aza menatra miteny ny marina, aza complexé hoy Njakatiana

28. besoiiin
(
10/10/2006 08:08)
xxx>>> mitoraka bômba :-D:-D:-D marina sady bômba maintyb :-D:-D:-D aza mahatsikaiky less fa tssss...

29. xxx
(
10/10/2006 09:11)
tensy fahamarinany aloha ny tenin'i stone e ! fa ry zala avy any @ faritany mantsy tsy mba menatra mitsy ni manitsikitsika ny anarampokonao , ary ny merinano tena voateny matetika ao , nefa isika ve de hampiseo ho fahambaniantsaina toa izany , ry zala mantsy maro vendrana ka izay no tsy hitiavany merina ka na dia efa zavatra mazava be zao aza no hatolotrao azy de tsy manana fahatokisana mitsy zala nefa ry zareo no tena tsy mena-mivadika . Ambava homana ampo mierotre samy malagasy fa ny saina hampiasaina

30. zandrypte
(
10/10/2006 09:11)
stone iza no milaza aminao fa tsy misy merina ny arema tonga hitsena ani ing pierrot tao ambalamanasy
aza manao fisainana ohatran'izany fa tsy ahitana vahaolona izany tsy adimpoko akory no vohizina raha ny mofanohitra aminizany maninona no tsy miroso aminy reconciliation national ntsika raha ohatra ka manahy ny fisiany zavatra ohatrizany.amiko manipulation politique ny adimpoko satria concept efa dépassé io socialement vu les brassage ethniques

31. fiderana
(
10/10/2006 14:41)
rehefa nakaton'ny ACM aloha ny seranana dia asaivo mandeha any Ivato indray ilery ê! dia ho hitan-tsika eo ny tohiny? ngah ianao tsy nanaraka vaovao no milaza fa tsy hiteraka korotana ny zavatra toy ireny? izaho nahita fa mbola tsy tonga akory ary ilay pierrot dia efa nanimba zavatra ireo pros pierrot ireo.dia nino ve ianao fa tsy nisy ni korotana , sa ianao tia mikorotana?.marina ny anao ra-hery, aleho porofoiny any @ izay seranana hatonona @ izany, dia Ivato sisa izany k'inona indray.