Ny sekta
22. Achia
(
28/10/2006 07:08)
O ry papala de ireo zay voasoratry ny baiboly zany de tsy mba novakianao mihitsy ve ? fa mba anontaniako anao hoe taiza no niantombohan'ny anarana hoe Kristiana voalohany azafady ?
23. belaza
(
28/10/2006 12:07)
raha ho anay pasitera aloha dia hatraminy nahaterahani kristy no nisiany kristianina e, ireo rehtra nanaradia azy...amen
24. Achia
(
29/10/2006 06:14)
ka hita mitsy ne ry papala hoe nahazo ilay fampianarana hoe refa mino de zay e ! na izay hinoany aza tsy fantany hoe avy aiza
25. xxx
(
29/10/2006 17:02)
ny sekta dia izay milaza ny azy ho tena izy,ka ny azy ihany no tena marina,
sy izay tsy mifototra @baiboly.
Ny baiboly ihany no mahavahy ny dinika natao teohatrémin'izay,vakio ny baiboly!!io no fanilo sy fanazavana ny lalanao!!
sy izay tsy mifototra @baiboly.
Ny baiboly ihany no mahavahy ny dinika natao teohatrémin'izay,vakio ny baiboly!!io no fanilo sy fanazavana ny lalanao!!
27. majesty
(
30/10/2006 10:14)
Marobe ny famaritana ny atao hoe secta fa anisany ny hoe:ny secta dia antokon'olona vitsivitsy izay miala na misintaka ao amin'ny fiangonana iray ho amin'ny fiangonana iray hafa.
*jodaisma no nialan'i Jesosy sy ny mpianany ka namorona ny kristiana (sekta zany Jesosy)*avy tamin'ireo Apostoly no namoronan'ny fanjakana Romana ny fivavahana katolika (sekta zany ny katolika)*avy amin'ny katolika no nipoiran'ny protestanta,loterana,anglikana(sekta avokoa izany izy ireo)...snsNoho izany dia tsy afaka miala amin'io famaritana ny atao hoe secta io ny tsirairay avy!;d aleo hijanona hatreo mba tsy hidirana lalina :D

29. Achia
(
30/10/2006 16:07)
Tena marina mitsy zany voalazanao zany majesty , fa sika zany sekta doly , raha mbola mitomany hoe Kristiana :-D:-D
31. Achia
(
31/10/2006 10:27)
ka i Kristy ne no lalana sy famonjena e ! tsy misy mankany @ Ray raha tsy avy @ arany e ! :-D sa misy hafa ry Prime :°)
36. majesty
(
02/11/2006 08:18)
Hoy Lotera izay hoe" raha ny secta no lalana ahatongavako ho any an-danitra dia hirotsaka ho anisany aho "
37. prime
(
02/11/2006 10:18)
achia> koa maninona? zà koa aza mamalan-kira...:-D:-D:-D
majesty> ary ny hevitrareo mba ahoana?:lol:
majesty> ary ny hevitrareo mba ahoana?:lol:
38. jimmy
(
28/11/2006 09:17)
Ny sekta dia misy olona iray mpitarika ao atao hoe Gourou. Dia ny tena mahasekita azy (satria manko ny zavatra rehetra misy mpitarika foana) dia tsy Andriamanitra intsony no ivavahan'ny olona, tsy i Jesoa Kristy intsony no ivavahan'ilay antokom-pivavahana fa lasa ilay mpitarika, ka izay rehtra lazain'ilay mpitarika dia marina avokoa ka manaraka izany ireo mpanaraka azy. Raha fintinina izany dia tsy voatery ho Apokalipsy na Fak sns no atao hoe sekita fa na Katolika na Protestanta mety ho sekita ihany koa. Mety tsy manompo an'Andriamanitra ny olona fa mety ho mopera na i pasitera no tompoiny.
Mila mitandrina daholo izany ny olona tsi11 eo amin'ny fanarahana antokom-pivavahana isan-tsokajiny.
Mahereza daholo!
Mila mitandrina daholo izany ny olona tsi11 eo amin'ny fanarahana antokom-pivavahana isan-tsokajiny.
Mahereza daholo!
39. prime
(
28/11/2006 11:18)
jimmy:d sekta jiaby izany hoy ianao?
Raha fintinina izany dia tsy voatery ho Apokalipsy na Fak sns no atao hoe sekita fa na Katolika na Protestanta mety ho sekita ihany koa. Mety tsy manompo an\'Andriamanitra ny olona fa mety ho mopera na i pasitera no tompoiny.
40. kd
(
29/11/2006 07:09)
Na seka na insekta...tsy olana zany fa tsy ny anaram-piangonana no mahavonjy araka ny filazan'ny baiboly fa ny finoana an'i Jesosy!Raha misy olona mila famonjena dia Jesosy no antsoina fa tsy "prostestant" na "katolika" na "Jesosy Mamonjy"na "adventiste" na "Faak"....Sa ts'izany?