atody

41. kitjo ( 24/10/2006 13:52)
tsy voatery ka fa anisan' ny facteur zany io ho an' ny olona sasany

fa araka io lazainao io hoe ireo olona tsy ampy sakafo nefa voany koa dia inona marina ary no mety mahatonga azy?

toy ny cancer manko io hoe samy cancer daholo ny olona fa misy ny miseho fts nefa mbola tanora, inddra miandry antitra, inddray kosa dia tampoka toy ny hoe ratra tsy voatsabo dia nahakasika taolana ka lasa nivadika sns...
42. watafon ( 26/10/2006 09:59)
vahiny, kitjo : tena marina hoe miha-betsaka ny olona voan'ny diabeta aty dago amzao, ny antony voalaohany aloha d ilay hérédité fa misy koa anefa ilay mauvaises habitudes alimentaires, izay miatraika any @ fanamboaran'ny vatana ilay " INSULINE" k mampipoitra ny diabète
43. Fiffi ( 29/10/2006 21:03)
zah aloha de tsy hihinana atody intsony eh !
44. watafon ( 30/10/2006 07:33)
niova hevitra ndray angaha elah kle ? hihihi
45. vahiny2004 ( 30/10/2006 09:07)
watafon:

vahiny, kitjo : tena marina hoe miha-betsaka ny olona voan'ny diabeta aty dago amzao, ny antony voalaohany aloha d ilay hérédité fa misy koa anefa ilay mauvaises habitudes alimentaires, izay miatraika any @ fanamboaran'ny vatana ilay " INSULINE" k mampipoitra ny diabète



Misaotra t@ information
46. watafon ( 30/10/2006 11:26)
vahiny: tsy misy fisaorana k ! :-*
47. Fiffi ( 01/11/2006 11:21)
wata: ka hoe "mieux vaut prévenir que guérir" koh !
48. bavy ( 02/11/2006 13:30)
tsara alou refa manapa-kevitra ny tsy hihinana atody tsony e! fa ra izaho manokana dia efa ela no resy lahatra fa tsy hihinana atody
tsy mahafaty antoka iny na tsy hohanina ary! soloy légume ndray e!
49. Fiffi ( 02/11/2006 16:55)
raha anaty gato de mihinana zh fa raha ohatran'ny taloha ..heu....tsy te-hihinana intsony !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7525