atody

21. fijo ( 12/10/2006 20:27)
za tia atody manta ,izao nefa tsy maninona
22. watafon ( 12/10/2006 20:31)
fiffi : :-D:-*:-*:*
23. fijo ( 12/10/2006 21:38)
sao dia naha kosa ary???
24. Fiffi ( 13/10/2006 16:43)
fijo: naha kosa ?
25. fijo ( 13/10/2006 20:14)
naha bevohoka re e
26. Fiffi ( 14/10/2006 08:33)
:oops:
27. watafon ( 17/10/2006 10:46)
fijo : elah wa tsss! :-D:-D:-D:-D
28. fijo ( 17/10/2006 21:29)
wata,ka mba alefa ihany ny saina sao ..... asa ko.:-D:-D:-D:-D
29. Fiffi ( 20/10/2006 15:09)
:-D:-D:-D:-D
30. watafon ( 23/10/2006 06:43)
tatoato aloha tô tsy possible k ! andraso kely nefa oe ! hahaha !:-D:-D:-D
31. kitjo ( 23/10/2006 07:15)
madagasikara> za aty azia fa ny azy refa manao atody dia afangaro @sosy ny fanaovany ary esorina ny tamenany fa tapotsiny ihany

dailynews> tena marina io fa cholesterol sy ny diabete ary ny goutte zao no aretina tena manimba ny olona noho i otsy fitandremana @sakafo sy ny fanatanjahantena io...antsoin' ny dokotera moa ireo amin izao oe "aretin'ny mpanankarena"
32. watafon ( 23/10/2006 10:40)
kitjo : ary miha-betsaka mihitsy zao ny gasy voan'ireo amzao an ! ireo moa izany raha tsy voatsabo d manome aretim-po !
33. kitjo ( 23/10/2006 12:56)
diabete aloha tsy mety ho sitrana tanteraka fa raha tsy mitsabo sy tsy manova fitondratena dia miteraka :aretim-po, fahajambana, tension, mora andairan' ny fery na dia ratra kely aza ka mety hiafara @fanapahana na fanalana ilay taova misy fery (tongotra, tanana sns)

ny cholesterol ndray tsy dia haiko
34. Fiffi ( 23/10/2006 20:37)
zah zany tena efa ela be tsy nihinana atody an! nahita reportage zay zah de hoe ny atody rehetra hamidy eny @ mpivarotra ireny hono de tsy misy latsakin'ny 5 andro shhhhh ! nefa lazain'ry zareo hoe matine aaahhh hoeeee !!!
35. watafon ( 24/10/2006 06:36)
kitjo :ny cholesterol indray azo atao ny manena azy @ fanarahana régime sy fanaovana fanatanjahantena , raha tsy voatsabo mantsy izy d manjary manentsina ny lalan-drà d mitarika aretimpo indrindra indrindra !
36. kitjo ( 24/10/2006 09:52)
ah ok
ka mety aretina kambana zany reo ko, hihihi
37. watafon ( 24/10/2006 11:16)
mpinamana angamba ny tena marina e! sady tsy mifankafoy mihitsy !:-D
38. vahiny2004 ( 24/10/2006 11:23)
ny goutte sy cholesterol angamba no aretin'ny mpanakarena fa ny diabète toa tsy izy koa
1/ héréditaire
2/ mahita olona betsaka tsy manan-karena aho mihavoan'io @ izao

hono ho aho ry watafon , ohatry ny mahita aho fa be dia be ny malagasy any M/car lasa voan'ny diabeta @ izao . Betsaka ny olona sahirana @ ireo hitako ireo. Mety hoe tsy tsara sakafo loatra ve rizareo no mahatonga an'izany ? Ohatry ny tsy inoako intsony ilay hoe héréditaire ilay diabète
39. kitjo ( 24/10/2006 13:18)
vahiny> misy olona ts manankarena voan'ny diabeta fa ny ankamaroan' ny mpanankarena dia voa

tsy haiko raha azonao ny tiako ambara, satria araka ireo voalaza ireo oe toebatana ny diabeta fa tsy dia aretina lotra, samy misy trace daholo ny olona fa ny an'ny mpanankarena tena ohatran'ny provoquer-na nohon' ny tsy fitandremana @sakafo sy fitaizam-batana io (fihinana gateau sns)

Ho an' ny tsy manana indray dia miandry ny valin'io fanontanianao io koa za, fa mety hoe ilay tsy fahampiantsakafo io marina.

Ary inona ndray no mahatonga ilay diabeta mahia sy diabete matavy e?
sa ve dia araka2 ilay toebatan'olona ihany?
40. vahiny2004 ( 24/10/2006 13:34)
kitjo> azoko ilay tianao lazaina @ ilay resaka diabeta/mahantra/manankarena fa ilay izy hoe état arak'ilay nolazainao io no tena tiako nolazaina

Dia avy eo hoe asa raha izaho no diso fijery fa toa miha-betsaka ny olona voan'ny diabeta any M/car, nefa tsy voatery hoe mpanakarena, izany hoe tsy voatery manao excès @ sakafo akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1064