Fanasana
21. caprio
(
11/10/2006 23:36)
Diamondra:za wa tsy mampiresaka izany fa izay vonona de mba mandefasa hafatra any @boatiko any de aleo fa hijery daty za tonga tairin-tsika io sady ataon-tsika masaka be
22. diamondra27
(
12/10/2006 08:31)
caprio:ka efa vonona za fa tsy mila any @ boaty zany fa eto de vita e!
enao no tokony manome oe: aiza de oviana?
:miam::miam::miam::miam::miam::miam:
:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
Aza ela fa sao de lasan'ny hafa ny invitation f'efa misy mandende any.
Le club manko be mpitady izay ihany
@ 21/10 aloha d'efa tsy kontytsony zahay an

23. diamondra27
(
12/10/2006 08:34)
caprio: marina ve zany hoe: ianao hono miavonavona izany? Sa sendra mba niasa loha kely de nifanena t@ le gasy de tsy namaly de io no nolazainy
tsy balance za fa mba manontany fotsiny an! fa za tsy hiteny hoe: iza le olona akory an!
olona mipetraka any akaikinareo any le izy aloha
tsy balance za fa mba manontany fotsiny an! fa za tsy hiteny hoe: iza le olona akory an!
olona mipetraka any akaikinareo any le izy aloha