Fanasana

1. caprio ( 03/10/2006 23:21)
Maninona wa isika eto @serasera raha mba mifanasa misakafo,indrindra fa isika izay aty an-tany lavitra aty de ireo izay mba mifanakaiky dia mba mifanasa e
novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 08:32
2. soanja ( 04/10/2006 00:47)
Raha mba nisy nanakaiky anay taty dia tsy ela io de nataoko. Mazotoa ary ianareo rehetra any.
3. ANARIM ( 04/10/2006 06:44)
caprio : vao haingana i Maina no nikarakara fety niarahan'ny samy serasera tany aminareo tany fa ngamba tara kely enao.
Ary maninona moa raha vonona ialahy tsy tonga dia manao proposition oe @ zao daty ary ananona @ zao ora d zao sy zao avy ny antsipirihany @ fikarakarana sns d ita eo raha misy mazoto e! Raha tsy eritreritra sendra nandalo fotsiny ny an'toi d tonde raiso ny andraikitra
4. ANARIM ( 04/10/2006 06:59)
caprio : d zao koa saika adinoko fa midira ao @ forum "fety sy fihaonana" fa ao mety efa misy programa miainga.
5. diamondra27 ( 04/10/2006 11:00)
caprio: :-D:-D:-D

izahay efa mifanasa foana fa ianao no tsy mangataka e!
izay ilay hoe: iza ny namanao ato?

Arakaraka ny relation-nao @ namana ihany io.
Za izao raha hasainao de tonga za sy ny ekipako.
Tsy mila hoe: any antranon'ny ranona sy ranona fa ze ifanarahana eo.

Anarim: iny kosa fety sy fihaonana fa le tian'i vcaprio lazaina de le sakafo madinidinika sy mihaona.

Misy conditions kosa aloha @ le club-nay an!
mila mi-respecte ny tsi1-1, de tsy mandainga, de mikaly be lol:lol::miam::miam: , de tia korana, tsy mila hoe adiny iray fotsiny ny fotoana fa tapakandro mba mifampiresaka eo etc...
6. caprio ( 04/10/2006 13:34)
Misaotra anareo aloha fa ilay izy anie tsotra fotsiny e,ohatra we za zao mipetraka aty cergy95 de mba mangataka za we iza aby ary isika no mifanakaiky de asaiko daholo nareo @izay fotoana hifanarahana de miresadresaka de misotrosotro de misakafo na tsy akaiky aza fa afaka tonga de mba mifanao fotoana e
7. diamondra27 ( 04/10/2006 14:20)
ka tsy maintsy miakatra paris enao fa eo ny centre.
Any aminareo any be gasy ka!Asaivo ry zareo e!

de lazao hoe: oviana izany fa ho tonga zahay e!
8. Fiffi ( 04/10/2006 15:11)
caprio: tondé tairo le fanasana de ho avy izahay eh!
9. colar ( 04/10/2006 16:49)
aona ko ty we tsy madainga ty e ,am lafiny inn le tsy mandainga , am fiainana sa ny rdv, d za mpandainga ty zany tsy koty v kty,hahhahhahhahaha,za alo tsy mandainga am rdv fa am fiainako kosa a,tsy ataoko gazety fa mba aleo ana sy zay tena nanmako ihany ka,de mazotoa mifanasa daol ary e, za zao manasa an zay afaka mankaty hirevy sy hivazo,hehhehe
10. Fiffi ( 04/10/2006 19:39)
colar: de aza hadino ny frais :wink::-D:-D
11. diamondra27 ( 05/10/2006 07:27)
:-D:-D:-D
colar: elah nge leisy malazaa be fa aoka fotsiny e!
sady raha mivazo ao amorondranomasina miaraka @ pi sy ny tsaky angamba de tsy haiko tsony ny ilazàna azy.

caprio: andefaso fanasana daholo izahay mamaly anao eto de ho avy e!

fiffi: ndry koa zany ho avy an! tandremo sao mandainga :-P:-P :wink:

caprio: :miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam:
12. mandrindra ( 05/10/2006 10:59)
diamondra27, ahoana no hidirana ao amin'ny club-nareo? manao invité, sa visiteur sa misy test be????:lol:
13. diamondra27 ( 05/10/2006 11:04)
mandrindra: :-D:-D:-D

tonga de anoraty any @ hafatra de lazainay ny valiny e!
maina sy ferrari sy cathy sy boubounezy de fijo ary ralay aloha zany d'efa ao an!
14. mandrindra ( 05/10/2006 11:23)
klioba des 6 izany raha izao hitako izao
15. raygasy ( 05/10/2006 16:37)
caprio>za koa aloha tena manohana io hevitra io e!efa samy lavitra ve isika dia tsy mba mihaona e!ka raiketo fa zay vonona e!fa alefaso mialoha ny fanasana an!dia mba mivimbina e!
16. Fiffi ( 05/10/2006 17:39)
diamondra: mbola tsy hita na tsy fantatra akory hoe aiza sy aiza na ahoana ve akia ny momban'zany fanasana tondé lazaindry fa mandainga zah ? :(
17. caprio ( 05/10/2006 22:00)
Raygasy:aleo fa ataoko ny fanasana de tandremo sao tsy tonga nareo any lamerika any an
18. diamondra27 ( 10/10/2006 08:05)
fiffi: za ngah niteny andry hoe: mandainga ndry?

mandrindra: sao de lasa double 6 le izy:-D:-D:-
andao hanao fanasàna mitokana isika fa tsy miandry an'i caprio e;-);-);-):-P:wink::-*:-*:-*:-*:-*

caprio: enao koa mampiresaka fotsiny fa ny olona eto akaiky eto tsy asainao nefa ny any namerika asaina:evil::evil:

laracrof zao no any akaikinao any mba anoraty izy de omeo fanasàna.
19. mandrindra ( 10/10/2006 09:07)
diamondra27, ao ary sasao mitokana aho e :-D:-D:-D
20. Fiffi ( 10/10/2006 21:23)
diamondra27:
fiffi: ndry koa zany ho avy an! tandremo sao mandainga :-P:-P :wink:
:roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306