Lasa tahotra ve ny fitiavana?

21. xxx ( 06/10/2006 07:04)
za tsy afaka ny ho tia hafa intsony satria efa nivoady donc za tsy mandà fa tena marina io sujet io ry Fiffi a!
22. Fiffi ( 06/10/2006 08:15)
xxx: an3 kosa an! tsy niteny aho hoe tsy marina le sujet fa mba mitady solution aho hoe inona no tokony hatao ?
Ary fahendrena be koa ny anao hoe efa nivoady ka tsy afaka ny hitia olon-kafa =D^:^
23. xxx ( 06/10/2006 12:13)
Ny ahy indray aloha raha tena reveko be aloha ilay bandy de tsisy tahotra zany fa milay be e!vao maika izy raha amoureux be amiko iny no tena tadiaviko na de efa samy voafotra aza! Vao mainka omeko espoir be mihintsy e!
24. fiderana ( 06/10/2006 15:16)
Hotrany matahotra aho hoe izaho io hatao resaka io, fa mifamadika fotsiny ny bande sy ny rôle, aleho ary aloha mandinika sao de.........!8):D, mitsiky kely fotsiny ê!
25. soanja ( 07/10/2006 12:30)
simplex:


ra ol tsotra izy an, d azonao atao ny mi-ramener ny resaka any @ vadinao refa manomboka miakatra ny "attirance", tonga d mihemotra hoazy izy. Tsy mety io ra ohatra ka tara aminy kou enao.

ra izy no vevavy, d tsotra fotsiny aza manao resaka mety hitarika anareo @ resaka fitiavana. Objectiva foana zany, d miverina @ le teo hoe refa resaka somary perso d ataovy mitranga ao foana le vadinao. Tsy hisy olana eo fa kopy ihany izy ny farany refa ela b tsy kotianao sady enao mampiseho b oe manaja vady.

Ra lelah indray izy, d poinsa fa tsy maintsy hampiresaka anao, sy hanao an'le tena "declaration". Tsory aminy oe tiako ny vadiko ary hajaiko. Ao arinan'izay tsy manin tsony na tsy miresaka b aminy intsony aza fa d mifampiarahaba d vita. D mba fadio ny miresaka zavatra tro perso, na hoe ny gout-nao @ zavatra . Ny vevavy manko mora babo izay ihany indraindray... D mba tantarao ny vadinao doly ny zava-mitranga.

:-*:-*


Simplex manja raha toa anao daholo ny rehetra.=D=D=D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3935