Lasa tahotra ve ny fitiavana?

1. xxx ( 03/10/2006 22:57)
EFa nahatsapa ve nareo hoe matahotra sao ho lasa amoureux aminareo ny olona iray satria nareo tsy afaka ny hitia azy satria efa voafatotra?
Matahotra ny sentiment an'ilay olona ho voadona na voafitaka no tiana lazaina eto.

Misokatra ny adi-hevitra
novalian'i soanja ny 07/10/2006 12:30
2. soanja ( 04/10/2006 00:53)
Mila mitandrina raha ny amin'io. Aza manadala olona tsy ho tiavina tompoko.
3. diamondra27 ( 04/10/2006 08:35)
xxx: ka aza omena toky izy na espoir fa arakaraka ny fihetsikao aminy no itiavany anao

ohatra: raha manana olana izy izao ka ianao namany tsotra , dia vonona ny hihaino azy na @ fotoana inona na @ fotoana inona, lazaiko anao fa ny hiafaran'iny dia mety hisy sentiment aminao le vhv any aoriana satria mahita hoe: ianao à l'écoute (point iray angatahin'ny vhv io maha-amoureuse azy @ lhl)
Tsy miteny ny cas-ko aho fa cas ny vhv en général. Raha tsy ao anatin'io ianao vhv dia arahabaina soa fa mbola tsy tao anatin'ny mangidy ianao izany, tsy mbola voadona mafy t@ fitiavana.

Izaho tsy miteny hoe: tsy tokony henoinao ilay namanao fa mba asio limite fa aza manao disponible à 100% amin'ilay vhv ianao.
Fantatrareo lhl ihany ange koe: ity izany toa mitady ho babo amiko e!:wink:
4. bobone ( 04/10/2006 12:58)
araky ny fehetsikao sy ny fiteninao na fijery eny na hafa koa aza no mety manaitra ilay olona hitia anao ka tokony miezaka ny tsirairay na lhl na vhv mba tsy nanao fihetsika mahasarika! nefa kosa raha tojo izay de izao e!
Tsoriko aminy zavatra misy mba hisorahana ny mety hitranga ao aoriana! fa raha tsy mety izy de eo no raisina , adalany ny azy !
tandremo fotsiny tsy hankarary fo olona8)
5. fiderana ( 04/10/2006 14:40)
rehefa mba tafiditra ilay olona dia aza mba havoaka intsony, fa matoa izy miditra dia ianao koa nampandroso, ka inona no antony hilalaovana ny sentiment-ny, rehefa eny dia eny fa rehefa tsia dia tsia, fa tsy hoe avelao hiditra eo fa mihainga fotsiny aho dia alefako any io, mitovy @ mpamosavy izany milalao sentiment olona izany,aza mba manao izany isika tompoko, fa aleo tsorina araka ny filazan'i bobone, dia ampiana hoe noho izany antony izany no tsy hanaovan-tsika izany dia vita tompoko!.
sady izao, izaho matahotra ilay hoe:"ny tody tsy misy fa ny hatao no miverinê!".
6. xxx ( 04/10/2006 15:14)
Ny olana de enao tsy misarika ny sentiment-ny mitsy fa efa toetra naturel ao anatinao ilay enao mahasarika azy. Efa hainy koa enao fa efa voafatotra. Ka inona ny tokony atao? Handositra azy ve? Manahirana manko ilay fitia tsy mifamaly
7. Fiffi ( 04/10/2006 15:29)
xxx:
EFa nahatsapa ve nareo hoe matahotra sao ho lasa amoureux aminareo ny olona iray satria nareo tsy afaka ny hitia azy satria efa voafatotra?
rehefa fantatra fotsiny fa efa voafatotra le olona de hatao zay tsy hifaneraseranana matetika aminy ! na tonga de tsorina aminy fotsiny zao hoe efa voafatotra ianao ka miala-tsiny aho fa....


8. xxx ( 04/10/2006 15:34)
rehefa fantatra fotsiny fa efa voafatotra le olona de hatao zay tsy hifaneraseranana matetika aminy ! na tonga de tsorina aminy fotsiny zao hoe efa voafatotra ianao ka miala-tsiny aho fa....

tsy possible io satria hitanao isan'andro ilay olona.
9. Fiffi ( 04/10/2006 15:38)
de raha ohatra ka hitanao isan'andro le olona de lazaina tsotra azy fotsiny hoe efa voafatotra ianao ka aleo samy manaja-tena!
10. xxx ( 04/10/2006 15:44)
averiko indray ilay sujet:
EFa nahatsapa ve nareo hoe matahotra sao ho lasa amoureux aminareo ny olona iray satria nareo tsy afaka ny hitia azy satria efa voafatotra?
11. chipie1 ( 04/10/2006 16:11)
makà distance moramora :lol:
12. xxx ( 04/10/2006 16:14)
de holazainy hoe miavona de ahona?
13. Fiffi ( 04/10/2006 16:18)
an3 kosa kah! maka distance de lazaina fotsiny izy hoe sahirana!
14. xxx ( 04/10/2006 16:24)
ary raha olona mpiara-miasa aminao lay olona de atao ahona ny maka distance zany ?
15. Fiffi ( 04/10/2006 19:48)
heu...tsy hasiana attention !
16. xxx ( 04/10/2006 20:28)
:wink::wink::wink::wink::wink:
17. simplex ( 04/10/2006 21:28)

ra ol tsotra izy an, d azonao atao ny mi-ramener ny resaka any @ vadinao refa manomboka miakatra ny "attirance", tonga d mihemotra hoazy izy. Tsy mety io ra ohatra ka tara aminy kou enao.

ra izy no vevavy, d tsotra fotsiny aza manao resaka mety hitarika anareo @ resaka fitiavana. Objectiva foana zany, d miverina @ le teo hoe refa resaka somary perso d ataovy mitranga ao foana le vadinao. Tsy hisy olana eo fa kopy ihany izy ny farany refa ela b tsy kotianao sady enao mampiseho b oe manaja vady.

Ra lelah indray izy, d poinsa fa tsy maintsy hampiresaka anao, sy hanao an'le tena "declaration". Tsory aminy oe tiako ny vadiko ary hajaiko. Ao arinan'izay tsy manin tsony na tsy miresaka b aminy intsony aza fa d mifampiarahaba d vita. D mba fadio ny miresaka zavatra tro perso, na hoe ny gout-nao @ zavatra . Ny vevavy manko mora babo izay ihany indraindray... D mba tantarao ny vadinao doly ny zava-mitranga.

:-*:-*
18. diamondra27 ( 05/10/2006 06:49)
simplex: nena lazaiko kosa directe hoe: aleo resaka tsotra ;za tsy hitantara ze mikasika ny vadiko any e!
tonga de mipirina zany ny lhl raha vao tenenina an'io ve?

Za kosa tia mahazo déclaration foana na de fantako fa tsy tiako aza ilay olona. Aleo mba avoakany izay ao ampony de aveo vao lazaina izy hoe: tsy mety amintsika rangah le fikasanao a!
ka le vady raha saropiaro de ahoana? Miakatra eo lery raha maheno hoe: misy kofy mikoty anao an!;-)
19. xxx ( 05/10/2006 12:18)
Ie! za efa tratra, imbetsaka: modio fanina daholo ny fihetsiny sy zay koziny e!
Raha vao manao resaka kivalavala tonga de avadiho ny resaka e!ary raha mbola mi-insiste tonga de omeo direct e!
20. Fiffi ( 06/10/2006 06:16)
xxx: ka tsy marina ve io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3807